Fivavahana, finoana

niryna ( 18/05/2007 07:53)
Ny jiro no manazava izao tontolo izao.Ny jiro ihany koa no taratra mitsilo ny diantsika.Atra dia Mpiaro sy Mpitahy ny olona.Salamo 27:1-2. Ny kristiana rehetra no jiro manaza ny manodidina azy(ny na... tohiny
niryna ( 16/05/2007 18:23)
Misy miresaka hoe ny maty hono maheno fa tsy afaka miteny,misy tonga mamangy eny am-pasana manatitra voninkazo ny fianakaviana maty ary miresaka aminy.Fahatsiarovana ilay maty daholo izany,marary ny t... tohiny
novalian'i piste ny 25/05/2007 07:58
nikopol ( 16/05/2007 15:13)
Mba misy fanontaniana manitikitika ahy ho anareo izay nandalina ny baiboly, i jodasy ve lasa any amin'ny afobe sa nakany an-danitra ? ... tohiny
cristal ( 16/05/2007 10:11)
(l)(l)(l)Raha mivavaka isika nefa mbola tsy nisy valiny dia manantena @ finoana fa mbola hisy ny valiny nefa aoka ny fo entina mangataka ho madio,ary ny olona mahatsiaro fa meloka sy diso eo anatrehan... tohiny
novalian'i niryna ny 24/05/2007 07:02
niryna ( 16/05/2007 07:05)
Matetika dia resaka eto foana io hoe tsy miresaka amin-tsika intsony Atra.Amiko dia Andriamanitra velona Izy.Atra tsy miova fa manome fanantenana antsika foana.Andriamanitra mamaly vavaka ihany koa. ... tohiny
novalian'i niryna ny 02/06/2007 01:48
xxx ( 15/05/2007 13:12)
faly miarahaba antsika rehetra, sambany ny tenako no niditra teto amin'ity sehatra fivavahana sy finoana ity. Manana olana lehibe za eo amin'ny fiainako ka mba mangataka vavaka avy aminareo. Misaotra ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/05/2007 07:48
xxx ( 15/05/2007 11:04)
Tafaraka i Lita, Ikoto, Bema, Najy ary i Mandefitra.Samy manana ny finoany izy ireo,raikitra ary ny resaka hoe iza no nanangana ny fiangonan lisany. [b]Lita[/b]: Ny anay leity i Lotera a, dia lasa Lo... tohiny
novalian'i Zina ny 22/05/2007 01:00
niryna ( 15/05/2007 07:52)
Fetin'ny reny (amerikana) omaly 13 Mai ary dia nankalaza izany daholo ny olona maro.Ny fiangonana dia feno ary nizara zavatra kely ho fahatsiarovana sy ho fankasitrahana ireo reny rehetra,ny fisakafoa... tohiny
nathie86 ( 15/05/2007 07:45)
Andriamanitra iany v i Kristy, sa misy aloha Andriamanitra dia avy eo I Jeso Kristy ilay zanany lahy tokana ?... tohiny
niryna ( 14/05/2007 18:18)
Manasitrana ny foko Izy raha mila vonjy Aminy aho.He heals my heart if I ask God for help! Mijaly aho,marary ny fanahiko,maratra ny foko?Zavatra tokana ary iray ihany no afaka hanasitra an'izany dia ... tohiny
bonaventure ( 14/05/2007 10:15)
inona jkay no mampiavaka ,y assemblé de dieu sy ny pantecotiste,fa tsy mazava amiko tsara ary misy hifandraisany @ protestant ve ireo ok... tohiny
LazaDaddy ( 14/05/2007 06:53)
io no heloka voalohany indrindra eo anatrehan'Andriamanitra.... tohiny
novalian'i Zina ny 25/05/2007 13:32
Zina ( 11/05/2007 21:22)
Maninona isika no mila ny Fanahy Masina. Ny antony Ny Fanahy masina dia : - Manampy antsika hanana fiainana masina - Ilain-tsika @ ny vavaka ataon-tsika ary izy no manao intercession ho antsika... tohiny
novalian'i majesty ny 22/05/2007 09:56
naritsimba ( 11/05/2007 07:03)
Miarahaba antsika namana indray na dia efa elaela ihany aza izay no tsy nanoratana teto. Voaroaka hiala eto Madagasikara ary tsy mahazo miverina miditra eto intsony ny mpitondra fivavahana ao @ EKAR ... tohiny
novalian'i prime ny 29/05/2007 13:42
xxx ( 10/05/2007 16:23)
Maro ny olana mipetraka eto fa mba namaky ihany aho.Ahoana marina tokoa ity afo fandiovana lazaina lava ity e.Afo izany ve tsy efa kila koa diovina amin'ny rano ahoana angaha any amin'ny afobe misy ra... tohiny
novalian'i pissoa ny 01/06/2007 05:59
moumousa ( 09/05/2007 17:14)
hira any fefi izy ity oe "izay miaraka @ kristy tsy ho resy ny fankampanahy satria izy efa nandresy tety ka tsy misy izay mampahory..." misy izy io ilay izy fa tsy tadidiko tsara de misaotra mialo... tohiny
niryna ( 08/05/2007 16:30)
Raha mieritreritra sy mandinika ny fanirian'ny zava-boary isika dia indraindray maniry sy mitsimoka ho azy ireo kanefa tsy nisy nikolokolo.Raha ampitahana amin'ny voninkazo ny fiainantsika olombelona ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2007 08:30
ari.malala ( 08/05/2007 14:25)
Mba nahalasa ny fisainako hoa, rehefa le manao absoute iny, d misy anle vavaka hoe "hitsena anao anie ny anjely ka hitondra anao any amparadisa sns", d ts efa tara v izany vavaka sy firariantsoa izany... tohiny
novalian'i majesty ny 22/05/2007 05:27
pimaso ( 07/05/2007 13:01)
Fa feno olona kosa aloa tao e! faly i pasitera indro kely hoy ny mpandrafitra : inona ny hidiran-drakevoka @ sabatiste sa mitady kil suppl? dia témoin, jesosy mam, dia boudiste indray ny m... tohiny
novalian'i Zina ny 30/05/2007 18:24
linarako2 ( 05/05/2007 17:59)
Fantatro fa Andriamanitra daholo no tompon'andraikitra amin'ny fiainanako,ny anao koa fa mety tsy mino Azy ianao.Fantany ny lalana hizorako, na vao mifoha aza aho dia efa fantany ny ho ataoko. Saingy... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3979