Fivavahana, finoana

lapino ( 02/04/2007 11:51)
- manafangaro lainga amin'ny fahamarinana ka mamitaka ny olona - misakana ny olona tsy hiditra ny fanjakan'Andriamanitra na mitarika azy ho any amin'ny fahaverezana - manarona ny Tenin'Andriamanitra... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 14:34
xxx ( 01/04/2007 09:25)
Naheno tamin'ny vaovao aho fa misy Bonne Soeur nahazo fahasoavana manokana tamin'i Papa J P II ,... Ny nahataitra ny foko de ilay ramatoa iray nitomany nanao hoe , miangatra i Papa fa izaho hoy izy ... tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 06:58
tsimiandravola ( 01/04/2007 07:37)
-Marina fa samy manana ny heviny sy ny toerana misy azy miohatra amin'ny fivavahana ny tsirairay.Amiko fotsiny izao dia na inona na inona tsy fitiavako ny fivavahana tokampo (monothéisme),dia tsy af... tohiny
soanja ( 01/04/2007 06:21)
Raha ny fazahoako azy dia fiteny Aramaic no tenin'i Jesoa. Ka nahoana ny baiboly (Malagasy, Anglisy, Frantsay sns) no nadika na nalaina tamin'ny teny hafa noho io? Ny soratra sy ny fandikan-teny m... tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 07:02
xxx ( 31/03/2007 17:46)
http://youtube.com/watch?v=VvElky4Qwe4&mode=related&search= Jesoa hono izy ary tsy misy hono ny helo..... mahavariana fa betsaka ny voafitaka. ... tohiny
novalian'i prime ny 07/04/2007 07:06
diamondra27 ( 31/03/2007 07:22)
http://youtube.com/watch?v=kEfJpJ1lhQc&mode=related&search= Minoa fotsiny ihany (l)(l)(l)(l)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2007 07:18
xxx ( 30/03/2007 23:42)
nareo ve mino ny fisiany? inona no lazaian ny baiboly momba azy io? ... tohiny
fijo ( 30/03/2007 22:29)
henjehan'ny kristianina ny finoan agasy fa hoe manompo sampy.ilay sampy anie ka mpanelanelana amin'ny gasy e.io sampy io no lalana hiresahana amin'i zanahary. ka raha samy mpanelanelana,sampy koa iza... tohiny
novalian'i prime ny 10/04/2007 14:40
nikopol ( 30/03/2007 12:34)
Tsy aiko ty resaka ty na efa nandalo teto na tsia, fa mba mandalo ao antsaiko dia raha mba misy mahalala ny antony dia mba afaka manazava. Fa inona no antony tsy hahafahan'ny vehivavy manao pretra ... tohiny
Fiffi ( 30/03/2007 07:25)
[img]http://img90.imageshack.us/img90/208/rameauxrj6.jpg[/img] Hiditra @ fotoanan'ny Rameaux isika zao @ Alahady zao.....Ohatran'zao ny fankalazana an'io andro io aty @ misy ahy aty fa ny anarao mba ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2007 17:22
simplex ( 29/03/2007 20:42)
ahoana kay ny fananganana sekta e? :P... tohiny
lapino ( 28/03/2007 14:00)
Eny, tena resaka [u]fitiavana[/u] io ! Ary hanatrika ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry isika atsy ho atsy :) Ozizy Jesosy hoe : "Izaho no voaloboka, hianareo no sampany." Ahoana tokoa moa izany... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 10:31
LazaDaddy ( 28/03/2007 11:16)
Inona avy ny vokatry ny Asan'ny Fanahy Masina ao amin'ny olombelona?... tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 10:51
xxx ( 28/03/2007 01:10)
Resy lahatra hatraminy manampahaizana sy ny mpanao fikarohana fa atomotra ny farany. A DIEU !!!!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 08:59
LazaDaddy ( 28/03/2007 00:25)
Rehefa nandinika aho hoe ahoana no tena endrika isehoan'ny "[i]fitsaratsarana[/i]" olona eto dia ito ny hitako mateti-pitranga: 1) ny fitsarana olona ho "mpitsara" 2) ny fanamarinan-tena (fitsar... tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 11:47
majesty ( 27/03/2007 13:58)
Amin'reny taratasy filazana manjo ireny matetika ahitana hoe:@ alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny havana malalanay dia [b][u]nantsoin'ny Ray nody any aminy[/u][/b] ...sns Tsy haiko iana... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 10:11
prime ( 27/03/2007 11:40)
Hoy ny soratra masina : [i]"...Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa? Tamin'izany rehetra izany dia tsy nanota tamin'ny molony Joba."[/i] [b]Joba 2:10[/b]... tohiny
novalian'i prime ny 13/04/2007 10:15
LazaDaddy ( 27/03/2007 02:18)
"[i]Raha misy roa na telo no miara-mivavaka amin'ny anarako dia ho eo fovoany aho[/i]" hoy i Kristy. Ny ankabeazan'ny fotoam-pivavahana miaraka natrehako na notarihiko anefa dia tsy nahatsapako ny fis... tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 10:05
kelly13 ( 26/03/2007 16:47)
mba azonareo (ze mahafantatra an) lazaina v ny mombamomba io eglizy (sa tsy eglizy io) 1 io? misaotra ooo... tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2007 21:29
nikopol ( 26/03/2007 13:34)
Ireny mpivady vita mariazy tany ampiangonana ireny ve rehefa maty dia mbola mpivady ihany rehefa any amin’ny paradisa dia misy lasa selibatera???? ... tohiny
novalian'i dadie ny 27/03/2007 14:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5014