homo

1. xxx ( 14/11/2006 17:24)
Izaho "homo", vita fanamasinana tany ampiangonana kristiana(canada). Inona no mbola antony hanenjehanan ny sasany anay?
novalian'i cutie ny 15/12/2006 21:31
2. xxx ( 14/11/2006 17:25)
ny fanambadiana io vita fanamasinana io
3. cutie ( 14/11/2006 17:31)
satria tsy azony ny ataonareo, sady close minded be :-D:-D:-D
Aza adino koa fa matoa nareo enjehina de ry zareo mpanenjika any aorina foana e .
courage :-*:-*:-*:-*
4. Achia ( 14/11/2006 18:24)
tsy fiangonana kristiana zany xxx a ! aza manalabaraka ny anaran'i Kristy e !
5. Fiffi ( 14/11/2006 18:32)
xxx:
Izaho "homo", vita fanamasinana tany ampiangonana kristiana(canada). Inona no mbola antony hanenjehanan ny sasany anay?
taiza no mbola nisy fiangonana Kristiana nanambatra homo ?


6. cutie ( 14/11/2006 18:43)
:roll::roll::roll::roll::roll:
mahagaga ahy nareo
vakio njay we ny baiboly :-D:-D:-D
7. xxx ( 14/11/2006 20:52)
Tsy miteny aho hoe io ny fiangonako fa raha tsy mino nareo
http://www.united-church.ca/justice/news/canada/french/030226.shtm
8. Fiffi ( 14/11/2006 21:14)
de tsy aiko indray zany fa raha aty frantsa aloha raha mbola fiangonana Kristiana mbola tsy nahita an'zany zah an ! indrindra fa raha hoe katolika ?
9. LazaDaddy ( 14/11/2006 21:16)
[size=18]Abomination that causes desolation[/size]
10. cutie ( 14/11/2006 21:21)
za alou mino an'i xxx e:wink:
11. dailynews ( 14/11/2006 21:38)
odry inn ary ty???? ny zavatra azoko lazaina androany fotsiny aloha ry xxx dia na fiangonananao na dia mitondra ny anaran i Kristy aza dia manda ny Fnahiny sy ny heriny. Fiangonan olona nivadika t@ Atra io fiangonana io. Mbola ho avy aho amin ny fanazana bebe kokoa hoe inona no mahatonga ahy hilaza izany fa aleo aloha aho hahandro sakafo.
12. simplex ( 14/11/2006 22:06)
cutie,
miala tsiny ra izany no atao hoe "open minded".

xxx,
satria mbola tsy fiangonany no nanao ny mariazinareo :°);-):D

"most guys start to be gays because of constant fear of women rejection,...":-*
13. cutie ( 14/11/2006 22:17)
efa resa be nandeha teto io homo io , fa za alou tsy contre e, refa hanao mariazy ry zareo in ny olana :lol::lol::lol:
14. Zina ( 14/11/2006 22:18)
Faniratsirana ny fiangonana ankehitriny dia efa betsaka asan'ny devoly io ary mbola ho hisy maro dnas le futur ka izaho dia tsy mba gaga intsony. Nefa kosa ny zavatra mba tiako ho lazaina an'ireo izay mankasitraka ny Homo sy ny Homo dia mbola ho avy ny anjaranareo tsy an-dra olombelona no manao an'izany fa an'Andriamanitra. Ny zavatra azotsika atao dia ny manoro an-dry zareo fa tsy mety ny ataony ka rehefa mi-insiste ny mbola hanao Homo sy mankasitraka ny Homo dia aferany ndray izany.

vakio njay we ny baiboly
io ry cutie
vakio tsara ity.
Rom 1: 25-32
Likewise also the men leaving the natural of the woman, burned in their lust for one another, men with men committing what is shameful, and receiving in themselves the penalty of their error which was due.....those who practice such things are worthy to death not only do the same but also approve of those who practice them....
ka mieritrereta ihany reeeeee
15. Zina ( 14/11/2006 22:19)
close minded be

on the contrary I am very open minded:wink:
16. cutie ( 14/11/2006 22:20)
zina e
efa haiko fa we vakio njay ny baiboly e :lol::lol::lol:
17. cutie ( 14/11/2006 22:22)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 14-11-2006 23:19:56
Lohateny : Re : homo
Voalaza teo :
close minded be

on the contrary I am very open minded

@ io resaka homo io no lazaiko an'zany ka
18. dailynews ( 14/11/2006 22:25)
nanoratra ihany koa aho article momba azy ity.
Raha tsy diso aho ny titre hoe: mila voatsihary ve Atra raha nandrara ny homo sns...
na izany aza aho mbola hiresaka satria mety tsy ho ampy io??
http://dailynews.blaogy.com

19. cutie ( 14/11/2006 22:25)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 14-11-2006 23:18:22
Lohateny : Re : homo
Faniratsirana ny fiangonana ankehitriny dia efa betsaka asan'ny devoly io ary mbola ho hisy maro dnas le futur ka izaho dia tsy mba gaga intsony. Nefa kosa ny zavatra mba tiako ho lazaina an'ireo izay mankasitraka ny Homo sy ny Homo dia mbola ho avy ny anjaranareo tsy an-dra olombelona no manao an'izany fa an'Andriamanitra. Ny zavatra azotsika atao dia ny manoro an-dry zareo fa tsy mety ny ataony ka rehefa mi-insiste ny mbola hanao Homo sy mankasitraka ny Homo dia aferany ndray izany.

tena tsy azoko mitsy we manin alou no lazaina fa asan'ny devoly sy ny tariny izy io :roll::roll::roll:
ry zareo aza mba manatona an'Atra
20. LazaDaddy ( 14/11/2006 22:56)
cutie:
tena tsy azoko mitsy we manin alou no lazaina fa asan'ny devoly sy ny tariny izy io :roll::roll::roll: ry zareo aza mba manatona an'Atra
Samy manatona an'Andriamanitra daholo fa izao no mahasamihafa azy.

- Ny devoly rehefa manatona Azy dia miteny hoe: "Andriamanitra o, araho sy ekeo ny sitrapoko" (Jereo ohatra i Petera nibaiko an'i Jesoa hanaiky hanangana trano lay t@ Izy nihaona t@ Mosesy sy Elia)

- Ny mpanompon'Andriamanitra kosa indray miteny ilay vavak'i Jesoa hoe: "Andriamanitra o, aoka ny sitraponao no ho tanterahina fa tsy ny ahy". Dia io Romana 1 nomen'i Zina io milaza ny sitrapon'Andriamanitra, jereo koa ny Levitikosy. :)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5408