homo

221. cutie ( 20/11/2006 13:44)
amin'ny fanajana tena sy ny olona"? ny oul tsy manaja tena sy ny olona v no mila mampiasa kapoty sa ? @nao d fanohanana @ ny fijangajangana sy fampirafesana ny fampiasana azy, fa tsy amiko. anjaranao ny mieritreritra ra te hijangajanga sy hampirafy enao. zay mivady zao mampiasa kapoty d mijanganjanga v izahay no tsy manaja tena??????

=D=D=D=D=D
222. xxx ( 20/11/2006 16:54)
ra resaka kapoty, mino aho fa ze oul nerahanao, tsy tonga d sur enao hoe "madio" b izy, donc mitandro ny fahasalamanao enao @ fampesana kapoty alou, d manao analyses etc... zay enao vao "mety" tsy mampiasa io ferovana io!
fa iza avy moa no tokony erahanao akoatra ny vadinao ? ka raha resaka tsy fahatokisana ny vadinao oe madio na tsia no anaovanao kapoty dia asakasakareo zany.

kelly13:
ary inn mou no tinao lazaina @ le hoe "...VS 100% amin'ny fanajana tena sy ny olona"?
ito ny valiny
xxx:
Ary firy amin'ireny olona taritina hampiasa moa kapoty no tenenina fa it can break/slip off? Firy no tenenina fa tsy miaro tanteraka izany io fa 85% fotsiny amin'ny AIDS ary 71% amin'ny gonorrhea ...
.

kelly13:
zay mivady zao mampiasa kapoty d mijanganjanga v izahay no tsy manaja tena??????
aleo tsy valiko fa enao iany no efa nanome ny antony tena ilavana ny kapoty
kell13:
ny tena ilavana ny kapoty d iarovana @ sida sy ny MST a,
ka sô za miteniteny fôna eto :)
223. cutie ( 20/11/2006 17:04)
Nivadika resaka kapoty njay ty marina:-D:-D:-D
224. kelly13 ( 20/11/2006 17:46)
fita fa lasa nivadika kapoty ny resaka.

xxx>ny tena ilavana ny kapoty wa, mazava b ngamba le teniko, d fiarovana @ mst, sida etc... fa zay mivady ra mampaisa kapôty d tsy resaka fijangajangana na resaka tsy salama ny 1 aminay fa noho izahay tsy mampiasa pilules! mba fakafakao tsara alou ny tenenn'ny oul vao manakina b fa manjary mandreraka! ary en fait tsy mahavaly ny fanotaniako ny teninao hoe ito ny valiny! ny tiko nanontaniana anao d hoe VS 100% ny manaja tena sy oul v ny fampiasana kapoty wa! aza odivana adala le fanontaniana ka manjary manafitohina n mamaly anao, nefa araka ny teninao tetsy ambony d :-* iny ny anao!:)

saika adinoko, fa avant ny vadinao nga enao tsy niarka t@ olona hafa? aza mampiesona an! lollll! misaotra tompoko!

ho an'i xxx nametraka size: miala tsiny fa lasa resaka kapôty le izy no niafarany nefa ny fanontanianao d tsotra hoe "homo" ianao natao fanamasinana tany ampegonana (ny tinao tenenina ngamba hoe natao mariazy tao ianareo) nefa inn no mbola hanenjehana anareo? zao ny valinteniko anao, aleo hanenjika ze te hanenjika anareo fa any aorinanareo fôna izy fa tsy eo alohanareo mandrakizay!
225. cutie ( 20/11/2006 17:55)

hay ve mba misy oul mitovy hevitra amiko koa ato e
ny sasany manko milaza ahy ho adala:-D:-D:-D
226. kelly13 ( 20/11/2006 18:04)
:-D:-D:-D adala zany tsika sy indry fa tsy manenjika homo!
227. cutie ( 20/11/2006 18:13)
:-D:-D:-D:-D:-D
zany hono
228. xxx ( 20/11/2006 18:15)
kelly13, mampihomehy ianao. Maninona no miady varotra ho valiana indray ny fanontanianao efa novaliako, nefa ianao tsy namaly ny fanontaniako akory :-D:-D:-D
Ary firy amin'ireny olona taritina hampiasa moa kapoty no tenenina fa it can break/slip off? Firy no tenenina fa tsy miaro tanteraka izany io fa 85% fotsiny amin'ny AIDS ary 71% amin'ny gonorrhea ...

Ary maninona no mora reraka ? Za zao no tokony ho reraka fa tantarainao ankolaka sy mivantana amiko eto ny fiainanareo mivady nefa za tsy dia liana :-D:-D:-D

kelly13:
saika adinoko, fa avant ny vadinao nga enao tsy niarka t@ olona hafa? aza mampiesona an! lollll! misaotra tompoko!
=))=))=)) Aza tezitra raha teneniko ianao oe miteniteny foana. Fantatrao angaha izaho na manambady na tsia no avy dia avant ny vadiko no resahinao amiko ? Fantatrao ve ny efa nataoko na tsia teo amin'ny fiainako no asianao hoe aza mampiesona an. :wink::-D
229. kelly13 ( 20/11/2006 18:39)
tsisy tokony hampatezitra ahy na kely aza, fifamalinkevitra no atao eto fa tsy fampitezerana! fanontaniana tsotra ny ahy, ary marina fa tsy fantatro enao fa averiko fa fifamaliankevitra ny eto.
taiza ary no nahitanao ireo pourcentage ireo e? satria ra ireo soratanao ireo hoe a 85% ny fiabilité ny kapoty ... ekena ary, mety ho rovitra ekeko kou izany. ka apetrako aminao ny fanontaniana ary hoe inn no tokony atao hiarovana @ sida sy ny MST e?
tsy mi interesser anao ny fiainako, tsy olana izany, fa nentiko nanomezana ohatra anao io @ teninao hoe fijangajangana etc...! :-D:-D
reraka???? ie, satria le soratako tsy fakafakainao tsara klou vao mamaly ianao fa tonga d manakina b fotsiny!
230. kelly13 ( 20/11/2006 18:45)
aoka izay fa tsy mifandraika @ ilay sujet mihintsy ny resatsika sy xxx! iny hoa ny anao :-*! sa tsy handray??? :)
231. xxx ( 21/11/2006 06:51)
Tsy tokony valiako tson ngamba ny fanontaninao satria efa oe ho avela zany, ary efa io ambony io rahateo ny valiny. Fa apetrako aminao koa ny fantaniana : tsy mahatsiaro tena ho pour ny AIDS ve ianao, izay mahalala tsara fa mety rovitra ny kapoty ary tsy fiable nefa mbola iny ihany no fiarovana atolotrao ny olona ?

Rehefa tsy Kristianina iringiriny isika dia aoka ho antsika irery izany, fa aza fitapitahina ny zanak'Andriamanitra :)

Raisiko le :-* k. Hugs Hugs Hugs :)
232. prime ( 22/11/2006 11:21)
Ny homo sy ny kapoty... hummmmm...:-D:-D:-D
233. xxx ( 09/12/2006 05:01)
Tsy anjaranko ny mitsara fa lalana nizoranao sy ny safidinao io,ny lalana any aminareo dia tsy manaraka ny lalanan\'ny baiboly ary na tsy mahalala baiboly aza ianao dia tsy miditra ny fanjakan\'ny lanitra ny olona manambady mitovy aminy lahy/lahy,vavy/vavy, olona/biby.
Tsy nanao fahadisoana mihitsy Izy raha nanao ny zanak\' olombelona fa lahy sy vavy no nataony.Ny saina no voa koa safidinao io, ianao aza tsy menatra.Aza mandani andro miangona fa reraka fontsiny eo ianao raha tsy mijoro ny maha lehilahy anao na vehivavy anao.Hiantso hoe ny dadanay roa ny zanakao sa hiantso hoe ny mamanay roa.E mampalahelo ny toe-tsainao.
234. prime ( 13/12/2006 09:45)
:wink:
235. soanja ( 13/12/2006 13:44)
xxx:

Tsy anjaranko ny mitsara fa lalana nizoranao sy ny safidinao io,ny lalana any aminareo dia tsy manaraka ny lalanan\'ny baiboly ary na tsy mahalala baiboly aza ianao dia tsy miditra ny fanjakan\'ny lanitra ny olona manambady mitovy aminy lahy/lahy,vavy/vavy, olona/biby.
Tsy nanao fahadisoana mihitsy Izy raha nanao ny zanak\' olombelona fa lahy sy vavy no nataony.Ny saina no voa koa safidinao io, ianao aza tsy menatra.Aza mandani andro miangona fa reraka fontsiny eo ianao raha tsy mijoro ny maha lehilahy anao na vehivavy anao.Hiantso hoe ny dadanay roa ny zanakao sa hiantso hoe ny mamanay roa.E mampalahelo ny toe-tsainao.

Efa mitsara ianao io izao ka. Ary inona ny voalazan'i baiboly momba izany?

Homo na tsy Homo avelao hanao izay tiany atao, indrindra na hivavaka na hankahala an'ndriamanitra. Izy irery ihany no mahalala Azy. Izy ihany no hanambara azy.

236. cutie ( 14/12/2006 01:47)
Efa mitsara ianao io izao ka. Ary inona ny voalazan'i baiboly momba izany?

Homo na tsy Homo avelao hanao izay tiany atao, indrindra na hivavaka na hankahala an'ndriamanitra. Izy irery ihany no mahalala Azy. Izy ihany no hanambara azy.

:-*:-*:-*:-*:lol::lol::lol::lol:
237. prime ( 15/12/2006 05:35)
xxx> Ny Tenin'Andriamanitra no manoro lalana anao handeha araka ny sitrapon'Andriamanitra no sady efa mitsara rahateo rehefa tsy hainoana...
238. Achia ( 15/12/2006 18:10)
za de milaza fa ny olona homo ary ny mankasitraka izany dia fahavetavetana eo anatrehan'ATRA noho izany tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra tsisy fanazavana
239. cutie ( 15/12/2006 21:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2493