homo
202. Achia
(
18/11/2006 05:27)
cutie:
:-D:-D:-D:-D
ny antony nanomezan'Atra ny zanany lahitokana no tiako hidirana :lol:
sao de mbo vadikareo ary ilay tenin'ilay zanany lahy tokana hoe : mifankatiava ianareo ; ny nitenenany io mantsy dia ny mpianany rehetra izay lahy daholo ka sao de mivily any @ hafa ilay hoe : mifankatiava ianareo :°)
203. kelly13
(
18/11/2006 12:27)
miala tsiny fa sahirana b ra atao teny gasy ka mamelà ahy ianareo. je voudrais avoir l'avis de lazadaddy sur les croisés qui pendant leur campagne chrétienne, pour convertir le moyen orient à leur surperstition qu'ils appellent religion, n'ayant rien a manger, embrochaient les enfants et les mangeaint tout en priant juste apres sûrement. Ce n'est pas marqué dans la bible, mauvais pour la propagande!
On ne parlera pas non plus des bons chrétiens conquistadors qui ont massacré des millions d'indiens avec un plaisir certain puisqu'ils n'etaient pas chrétiens, donc pas humains.
Le Pape est contre les homos "on ne choisit pas d'être homo ou pas" ms comment sait-on qu'il n'en est pas un puisqu'il n'a pas de femme? et en plus il s'habille avec une robe, travaille-t-il la nuit? Il est contre l'emploi du preservatif, donc il est pour le sida? quel bon chrétien! choississez entre la censure et le libre choix d'ecrire tout haut ce que bcp de gens en 2006 pensent, censurez moi et retournez en arriere aux heures de gloire de la chrétienneté bien pensante à notre chere et regrettée inquisition où l'on brulait pas mal de sorcières, malheureusement on en brule plus trop ces derniers temps! elles doivent etre en voie de disparition, je veux dire par la, que si ce que je viens d'ecrire ne parait pas, cela voudrait dire que par le biais d'internet ca fait moderne tt ca ms c qd meme un retour au moyen age.

206. cutie
(
18/11/2006 19:41)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 18-11-2006 06:27:18
Lohateny : Re : homo
Hoy i cutie:
ny antony nanomezan'Atra ny zanany lahitokana no tiako hidirana
sao de mbo vadikareo ary ilay tenin'ilay zanany lahy tokana hoe : mifankatiava ianareo ; ny nitenenany io mantsy dia ny mpianany rehetra izay lahy daholo ka sao de mivily any @ hafa ilay hoe : mifankatiava ianareo
tsy azonareo le izy ka ataoko ahona :-D:-D:-D:-D
207. soanja
(
19/11/2006 15:06)
Misy an'ity verse ity izay tiako tokoa:
"In Christ, there is no difference between Jew and Greek, slave and free person, male and femal. You are the same in Christ Jesus." Galatians 3:28
Dikateny malalaka;- Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy na vavy fa iray ihany ianareo ao amin'ny Jesoa Kristy-
Embracing diversity is inviting each person to contribute his or her unique intelligence, creativity and passion for the common goal of creating a multifacetd reservoir of abilities.

208. cutie
(
19/11/2006 20:49)
marina zany ry soanja, fa tsy mety azo-ndry zareo close minded reo a :-D:-D:-D
209. LazaDaddy
(
19/11/2006 23:33)
soanja:Dia inona no hifandraisan'izany @ fijangajangana (sexual immorality)?
Dikateny malalaka;- Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy na vavy fa iray ihany ianareo ao amin'ny Jesoa Kristy
210. cutie
(
19/11/2006 23:57)
Dia inona no hifandraisan'izany @ fijangajangana (sexual immorality)?
Zavatra hafa ndray iny :lol:
211. LazaDaddy
(
20/11/2006 05:50)
cutie> indry ve aloha tena adala sa mody adala e? :)
ny resaka eto dia resaka "homo" na "sexual immorality" ka inona no zavatra hafa?
ny resaka eto dia resaka "homo" na "sexual immorality" ka inona no zavatra hafa?
212. majesty
(
20/11/2006 05:54)
hoy cutie:
Nefa izy ary no tena mpanentana mafana fo ato :-D:-D
aleo ty no ataoko conclusion , de bye daholo fa za tsy hamaly tsony
Nefa izy ary no tena mpanentana mafana fo ato :-D:-D
213. xxx
(
20/11/2006 06:51)
Fitiavana Andriamanitra :
Eny, tena Fitiavana Izy. Rehefa misy hadisoantsika ohatra, ary menatra isika avy eo manantona an'Andriamanitra, dia mamindra fo Izy ary handray antsika. Isika no tian'Andriamanitra fa tsy ny fahotantsika akory. Ka rehefa tsy mahasaraka ny ota isika, dia mahasaraka ny Fitiavan'Andriamanitra. Noho izany, aza alaina fanahy Andriamanitra. Aza atao Izy hoe Fitiavana Ianao ? Ity ary aho tsy hanaraka ny tinao ka asehoy ahy raha mbola tinao foana.
Andriamanitra no mitsara :
Eny Andriamanitra no hitsara antsika amin'ny andro farany. Fa adidin'ny zanak'Andriamanitra no mifanampy sy mifanoro izay sitrak'Andriamanitra ataontsika zanany.
Firy amintsika milaza eto fa Andriamanitra no mitsara no efa sahy nitsangana nanohitra ny tribonaly ery Anosy ? Firy amintsika no sahy nilaza hoe Ra8 - aokanao ireo olona gadrainao ireo fa tsy isika anie no mitsara fa Andriamanitra ? Inoako fa tsy misy. Ny antony :
1) mahatsiaro concerned isika amin'ny zavatra toy izany. Raha avela hiriorio ny malaso sy ny mpiviol dia sao misy an'izao sy izao ...
2) tsy tantintsika rehefa ny hetsipo no votohintohina. Mifankatia ony mantsy ny homo.
Ka inona no tena manosika antsika hiteny na tsy hiteny hoe Andriamanitra no mitsara ? Sao ny fontsika sy ny ahiahintsika ?
Sao miteny ny namantsika isika hoe mampiasa baiboly hiarovan-tena ; nefa isika tsy ny baiboly fotsiny no ampiasaintsika hanakonana ny ratsy fa Andriamanitra mihitsy ? Open your mind.
kelly13 : rehefa mahita olona manaja tena isika amin'ny fitafiany dia haintsika ny manamarina ny tenantsika hoe L'habi ne fe pas le moine. Fa rehefa te hanarabiraby ny Papa kosa isika dia mivadika l'habi fe le moine tampoka ... sa hoe fait l'homo moa fa tsy moine :-D Ary iza no momba ny SIDA, ny mpanohitra ny fijangajangana ve sa ny mpamporisika ny olona tsy mahavidy kapaoty hijangajanga ?

214. kelly13
(
20/11/2006 08:56)
xxx> l'habit ne fait pas le moine, fiteny tsy d tena arahako lôtra io satria betsaka ny miafina "derriere" ses vetements! mandrabiraby ny papa hoy ianao, fa maninona izy no tsy azo anaovana critik fa refa miteny momba azy d mandrabiraby izay? ny tena ilavana ny kapoty d iarovana @ sida sy ny MST a, tsy d ny fijangajangana lôtra, donc amiko refa contre ny kapoty d pour le sida :)
215. xxx
(
20/11/2006 09:44)
l'habit ne fait pas le moine, fiteny tsy d tena arahako lôtra io satria betsaka ny miafina "derriere" ses vetements!Vakio tsara aloha io soratrao io. Sa inona no dikan'ilay hoe miafina ?
Raha hotaritintsika eto ny resaka AIDS sy kapoty dia lasa hors sujet tsika. Fa amiko, dia ny olona mpanohana mafy ny fijangajangana sy fampirafesana, na any amin'ny real life na any @ forum isankarazany no tena manohana ny AIDS. Ny couple tsisy AIDS ary mahay mifanaja dia tsy avy amin'ny sex mihitsy no hahazahoany AIDS. Ary firy amin'ireny olona taritina hampiasa moa kapoty no tenenina fa it can break/slip off? Firy no tenenina fa tsy miaro tanteraka izany io fa 85% fotsiny amin'ny AIDS ary 71% amin'ny gonorrhea ... VS 100% amin'ny fanajana tena sy ny olona.
216. cutie
(
20/11/2006 11:52)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 20-11-2006 06:54:17
Lohateny : Re : homo
hoy cutie:
Voalaza teo :
aleo ty no ataoko conclusion , de bye daholo fa za tsy hamaly tsony
Nefa izy ary no tena mpanentana mafana fo ato
:-D:-D:-D:-D
mba entano njay ry majesty a :-D:-D:-D:-D
217. cutie
(
20/11/2006 11:55)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 20-11-2006 06:50:19
Lohateny : Re : homo
cutie> indry ve aloha tena adala sa mody adala e?
ny resaka eto dia resaka "homo" na "sexual immorality" ka inona no zavatra hafa?
aminareo sexual immorality io , fa tsy amiko :-D
Vakio ny lazain'i soanja:lol::lol::lol:
Mpandefa : soanja [ Valio ] 16-11-2006 22:32:13
Lohateny : Re : homo
Ny hany fantatro de hoe raha ara natoraly na voan-janahary ny Homo dia Izy Andriamanitra nanamboatra azy. Izy ihany no mahalala izay nataony. Ny zavatra rehetra raha atao ampahendrena na volanjalanja dia dia mety sady tsy mipetraka ny olana.
Manohana ny gay community aho raha miaina tsara toy ny hafa sady manasoa ny manodidina azy ary mandray andraikitra amin'ny izay zavatra ataony.
Zah dia anisan'ny ni-sign ny vote hanekena ny fanambadian'ireo. Tsy mahamenatra ahy ny miteny izany. Kristianina aho ny fahitako azy ary afaka mitsara izay hitsara. Manomboka ety an-tany ny fifankatiavana ary any an-danitra mbola hifampitadiavana izay misy any. Ianao sy Andriamanitra irery no mahalala ny momba anao.
218. LazaDaddy
(
20/11/2006 12:08)
LazaDaddy:
cutie> indry ve aloha tena adala sa mody adala e?
cutie:voavaly ny fanontaniana. hahaha
aminareo sexual immorality io , fa tsy amiko
219. cutie
(
20/11/2006 12:09)
hay ve lasa niova njay ny fandraisanareo ny oul mankasitraka ny homo e
adala :-D:-D:-D:-D
adala :-D:-D:-D:-D
220. kelly13
(
20/11/2006 13:33)
xxx> ny moine no tiko resahana @ io na d hoe sens figuré aza io fiteny io!azonao ngamba ny tiko lazaina? ra resaka kapoty, mino aho fa ze oul nerahanao, tsy tonga d sur enao hoe "madio" b izy, donc mitandro ny fahasalamanao enao @ fampesana kapoty alou, d manao analyses etc... zay enao vao "mety" tsy mampiasa io ferovana io! ary inn mou no tinao lazaina @ le hoe "...VS 100% amin'ny fanajana tena sy ny olona"? ny oul tsy manaja tena sy ny olona v no mila mampiasa kapoty sa ? @nao d fanohanana @ ny fijangajangana sy fampirafesana ny fampiasana azy, fa tsy amiko. anjaranao ny mieritreritra ra te hijangajanga sy hampirafy enao. zay mivady zao mampiasa kapoty d mijanganjanga v izahay no tsy manaja tena?????? :-D:-D:-D