homo

161. nikopol ( 16/11/2006 16:41)
raha ny fahitako azy zao dia ho any amin'ny afobe daholo isika rehetra, na ny homo na ny tsy homo :lol:
diniho tsara ange e ry lazaDaddy sy zina e :lol::lol:
162. xxx ( 16/11/2006 16:41)
Dia tsy maninona ry zareo na lazainareo fa manaraka ambokony sy tery saina aza ny kristiana ka toy ireny olona voafitaka tsy mahalala ny lalan-kizorany ireny no fahitanareo azy,fa aleo za ho kristiana ihany fa tsy mbola hitoetra eo @ toeran'ny fisalasalana amin'zao andro efa mandroso b izao

tsy manaraka ambokony izany ny kristianina kosa e, farafaharatsiny raha ny fandehan'ny resaka eto. Refa mamaky eto mantsy ah de ny olona mihevitena oe mpandinika sy malalatsaina be no hitak oe close minded b ary ts ampy fandinihina satria toa tsis hevitra tena miposaka mihitsy avy amin'izy ireny.
163. pissoa ( 16/11/2006 16:42)
niko :-D:-D:-D:-D:-D
164. dailynews ( 16/11/2006 16:55)
cutie:

resaka lust io t@ zany andro zany
fa @ zao fotoana zao, tsy voatery ho lust daholo ny mampatonga ny homo.
Manin no tsy asiana resaka ny oul mampirafy, sy ny sisa, pedophiles sy ny tariny .
Tsy lust ve reny :roll::roll::roll::roll:
Zay le lazaiko we nareo tonga de manaram-bokony fotsiny .
Tsy mi comprendre mitsy fa mihidy ny saina sy ny fo:-D:-D:-D:-D




cutie a , izy daholo aky reo tononindry reo a, ireo no antsoin ny TA hoe "sexual immorality", ny dikan izany dia tsy sitrapon Atra daholo.

ilay hoe manarambokony...tsy hitako izay lazaiana andry satria araka ny lazaindry dia tsy micomprendre an ilay izy ndry aloha izao.
raha tena te hicomprendre ndry....satria ny zavatra lazain ireo namana ireo marina daholo anefa ndry mbola tsy mi comprendre, plus efa miaraka amin ny TA be dia be...dia izao indray aky ary atao.
mivavaha tena fohy kely ndry hoe...Atra o ampio aho hi comprendre ny teninao ary sokafy ihany koa ny foko sy saiko ary ny masoko hahita ary hahazo izay lazainao.

raha mazoto ndry, dia tohizo foana izany mandra pahazondry azy....sinon....efa hitako hoe tena mazava be aky reo lazain ny namana ireo a.




165. cutie ( 16/11/2006 21:24)
odryyyy injy no tiako anontaniana raha tena manan-tsaina indry sy mbola ao @ ndry ny fanahy Masina?????

ie za mi-baser @ Baiboly satria fantatro fa raha ny hevitro no apetrako eto dia ho discuter-na lava eto...Ka izany no nanoratako an'izay ao anatin;ny baiboly no sady miteny amin-ndry fa arakin'ny baiboly ny zavatra ataon'ny homo sy mpanasitraka an'ireo dia tsy eken'Andriamanitra

fa manin no tian-jy ho fantatra raha mana-tsaina za sy we atao amiko ny Fanahy Masina:roll::roll::roll::roll::roll:
Voalaza ao @ baiboly koa nga zany we anontanio i cutie :-D:-D:-D
166. cutie ( 16/11/2006 21:26)
Likewise also the men leaving the natural of the woman, burned in their lust for one another, men with men committing what is shameful, and receiving in themselves the penalty of their error which was due.....those who practice such things are worthy to death not only do the same but also approve of those who practice them
Titus 3:9
But avoid foolish dispute, contentions and striving about the law for they are unprofitable and useless, knowing that such a person is warped and sinning being self-condemned

ka maty ve zany i xxx ery ambony , raha io lazain-jy io e :-D:-D:-D
167. cutie ( 16/11/2006 21:30)
Cutie:mafinaritra be ny fomba fieritreritr'injy,fa araka ny fahazoako azy dia mody minia manda ny tenin'Atra enao nefa mahalala,sa tsy izany aki

non
Mbola tadidy le tany @ sekoly alahady e :lol::lol::lol:
Fa ny eto ange, tsy zakan'ny sasany le homo , de kinga ery mitady porofo ao anaty baiboly hanohirana azy.

168. cutie ( 16/11/2006 21:31)
Mpandefa : nikopol [ Valio ] 16-11-2006 17:41:01
Lohateny : Re : homo
raha ny fahitako azy zao dia ho any amin'ny afobe daholo isika rehetra, na ny homo na ny tsy homo

niko non ka
ry zareo kristiana hono tsy ho any @ afobe fa ny homo ihany :-D:-D:-D
169. soanja ( 16/11/2006 21:32)
Ny hany fantatro de hoe raha ara natoraly na voan-janahary ny Homo dia Izy Andriamanitra nanamboatra azy. Izy ihany no mahalala izay nataony. Ny zavatra rehetra raha atao ampahendrena na volanjalanja dia dia mety sady tsy mipetraka ny olana.
Manohana ny gay community aho raha miaina tsara toy ny hafa sady manasoa ny manodidina azy ary mandray andraikitra amin'ny izay zavatra ataony.
Zah dia anisan'ny ni-sign ny vote hanekena ny fanambadian'ireo. Tsy mahamenatra ahy ny miteny izany. Kristianina aho ny fahitako azy ary afaka mitsara izay hitsara. Manomboka ety an-tany ny fifankatiavana ary any an-danitra mbola hifampitadiavana izay misy any. Ianao sy Andriamanitra irery no mahalala ny momba anao.
170. cutie ( 16/11/2006 21:37)
cutie a , izy daholo aky reo tononindry reo a, ireo no antsoin ny TA hoe "sexual immorality", ny dikan izany dia tsy sitrapon Atra daholo.

lka manin ny homo ihany no tena asiana
ilay hoe manarambokony...tsy hitako izay lazaiana andry satria araka ny lazaindry dia tsy micomprendre an ilay izy ndry aloha izao.
raha tena te hicomprendre ndry....satria ny zavatra lazain ireo namana ireo marina daholo anefa ndry mbola tsy mi comprendre, plus efa miaraka amin ny TA be dia be...dia izao indray aky ary atao.
mivavaha tena fohy kely ndry hoe...Atra o ampio aho hi comprendre ny teninao ary sokafy ihany koa ny foko sy saiko ary ny masoko hahita ary hahazo izay lazainao.

raha mazoto ndry, dia tohizo foana izany mandra pahazondry azy....sinon....efa hitako hoe tena mazava be aky reo lazain ny namana ireo a.

resaka.


Zao fotsiny e, amiko ny oul rehetra (tsy ankanavaka) samy nomen'Atra fahasoavana daholo ary samy tiany daholo. Ka raha nandeha am-piangonana aza ry xxx nanankina ny fitiavany eo @ Atra , de ho rariny ve raha ho lavin'Atra zany , nefa Atra fitiavana:lol::lol::lol:
De halalino @zay we in le fitiavan'Atra :lol::lol::lol:
171. cutie ( 16/11/2006 21:39)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 16-11-2006 22:32:13
Lohateny : Re : homo
Ny hany fantatro de hoe raha ara natoraly na voan-janahary ny Homo dia Izy Andriamanitra nanamboatra azy. Izy ihany no mahalala izay nataony. Ny zavatra rehetra raha atao ampahendrena na volanjalanja dia dia mety sady tsy mipetraka ny olana.
Manohana ny gay community aho raha miaina tsara toy ny hafa sady manasoa ny manodidina azy ary mandray andraikitra amin'ny izay zavatra ataony.
Zah dia anisan'ny ni-sign ny vote hanekena ny fanambadian'ireo. Tsy mahamenatra ahy ny miteny izany. Kristianina aho ny fahitako azy ary afaka mitsara izay hitsara. Manomboka ety an-tany ny fifankatiavana ary any an-danitra mbola hifampitadiavana izay misy any. Ianao sy Andriamanitra irery no mahalala ny momba anao.

merci soanja=D=D=D=D=D=D
172. cutie ( 16/11/2006 21:52)
De halalino @zay we in le fitiavan'Atra

dailynews, tohizoko kely
Mi baser @ io ny ahy ny fisainako :lol::lol::lol: (jesosy maty nisolo voina ny otantsika)= meaning, LOVE= famindra-po,understanding, fahasoavana.
Fa tsy we refa misy zavatra tsy tiako na tsy eken'ny saiko ( homo), de hany hery mitady verset ao @baiboly , hanohirana azy. Zay le lazaiko we lasa fitaovana le baiboly hanasaronana ny toe-tsainareo,zay koa le ataoko we manaram-bokony. De iny foana no averimberina , ohtran'ny we tsy misy afa-tsy reo verset reo ao @ baiboly ao. Tsy misokat ra ny fo sy ny saina sy ny fanahy.:lol::lol:
173. soanja ( 16/11/2006 23:46)
:-*:-*:-* hatrany hatrany Cutie.
174. cutie ( 17/11/2006 01:37)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 16-11-2006 02:07:20
Lohateny : Re : homo
mba lazao izay nateliko ho jerena e.


Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 16-11-2006 02:03:03
Lohateny : Re : homo
Hoy i cutie:
Lazadaddy , in ny antony nanomezan;Atra ny zanany lahitokana
Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay. Izay mino Azy no tsy ho very , ka raha tsy mino sy mankatoa ny Teniny fa miseho ho be saina sy fandinihina dia mazava ho azy fa very
Ty @ zay aza le natelina :lol::lol::lol::lol:

LOVE= Nafoiny ny zanany hisolo voina hanafaka ny fahotantsika. Satria Izy de Fitiavana ary ny fitiavany antsika no manosika Azy hamonjy antsika tsy ankanavaka :lol::lol::lol::lol:

Mba valio kely we manin i Lazadaddy no alive:lol::lol::lol:
175. LazaDaddy ( 17/11/2006 03:13)
cutie>
1- tena pervers be izany famakianao tapatapany ny Tenin'Andriamanitra izany!!

2- "Twisted" ny famaritanao ny fitiavan'Andriamanitra satria heverinao fa mi-compromettre Izy. Tsy izany ny fitiavana AGAPE fa tandremo sao fitahin'olona ianao!

Averiko indray fa "nomeny ny zanany lahy tokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay.

Tsy iadian-kevitra fa rehefa tsy mino sy tsy mankatoa ny teniny dia tsy mino Azy
176. majesty ( 17/11/2006 05:57)
cutie:ary njy tena miaro be sy manohana ny fisian'le homo an,ary njy ary sao de mba ...:D

vazivazy zany fa aleo hivelatra le adi-hevitra e,sa ahoana aki:D:D:-*
177. booboo ( 17/11/2006 10:32)
Zao fotsiny e, amiko ny oul rehetra (tsy ankanavaka) samy nomen'Atra fahasoavana daholo ary samy tiany daholo.


eka zato isan-jato ouz !
178. degree ( 17/11/2006 11:33)
ady hevitra kosa ny eto fa tsy.......... fa ny fandraisanao azy angamba no hafa e! :-@
179. prime ( 17/11/2006 13:41)
Oufff... lava an... ary raha vao resaka homo ho\'aho dia lavabe foana...

Efa nisy adihevitra lava io teto fa dia miverina indray izany izao satria te-hanamarina ny ataony indray ny homo...
180. Zina ( 17/11/2006 14:05)
nikopol [ Valio ] 16-11-2006 17:41:01
Lohateny : Re : homo
raha ny fahitako azy zao dia ho any amin'ny afobe daholo isika rehetra, na ny homo na ny tsy homo
diniho tsara ange e ry lazaDaddy sy zina e


nareo ko anie tena tsy mba mmaky alohan'ny miteny maika ery ny hanao conclusion

jerevo tsara ity
Zina [ Valio ] 14-11-2006 23:18:22
Lohateny : Re : homo
Faniratsirana ny fiangonana ankehitriny dia efa betsaka asan'ny devoly io ary mbola ho hisy maro dnas le futur ka izaho dia tsy mba gaga intsony. Nefa kosa ny zavatra mba tiako ho lazaina an'ireo izay mankasitraka ny Homo sy ny Homo dia mbola ho avy ny anjaranareo tsy an-dra olombelona no manao an'izany fa an'Andriamanitra. Ny zavatra azotsika atao dia ny manoro an-dry zareo fa tsy mety ny ataony ka rehefa mi-insiste ny mbola hanao Homo sy mankasitraka ny Homo dia aferany ndray izany.


Voalaza teo :
vakio njay we ny baiboly
io ry cutie
vakio tsara ity.
Rom 1: 25-32
Likewise also the men leaving the natural of the woman, burned in their lust for one another, men with men committing what is shameful, and receiving in themselves the penalty of their error which was due.....those who practice such things are worthy to death not only do the same but also approve of those who practice them....
ka mieritrereta ihany reeeeee


ary jereo tsara ity LAZAIKO ity
Ny zavatra azotsika atao dia ny manoro an-dry zareo fa tsy mety ny ataony ka rehefa mi-insiste ny mbola hanao Homo sy mankasitraka ny Homo dia aferany ndray izany.
Don't jump into conclusion without reading:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096