homo
101. LazaDaddy
(
15/11/2006 23:15)
- nanaraka ambokony koa i Petera asiana mandeha eo ambony rano dia nanaiky.
Kely saina noho i cutie daholo ve ireny olona rehetra ireny? hahaha! :-D
Kely saina noho i cutie daholo ve ireny olona rehetra ireny? hahaha! :-D
103. xxx
(
15/11/2006 23:19)
i Laza daddy no tena mpanaraka ambokony.Efa lazaina fa angano sy arira daholo ny ankabeazan'ireny dia mbola arahina ihany.:lol:http://www.geocities.com/tsinisijesoa/hohita.html
104. LazaDaddy
(
15/11/2006 23:21)
cutie> ka miantefa @ fanarahana ny Tenin'Andriamanitra ny resaka dia lazaindry fa manaraka ambokony izay manaraka ny Teniny. NY Teniny mandrara ny homo!!!
- nanaraka ambokony koa ny vahoaka Jiosy nampanantenaina tany tsy fantany akory?
- nanaraka ambokony koa ireo olona nasaina namoha ny fasan'i Lazarosy?
Tena mampihaiky volana fa tena be fandinihina i cutie! :-D

106. cutie
(
15/11/2006 23:24)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 16-11-2006 00:21:03
Lohateny : Re : homo
cutie> ka miantefa @ fanarahana ny Tenin'Andriamanitra ny resaka dia lazaindry fa manaraka ambokony izay manaraka ny Teniny. NY Teniny mandrara ny homo!!!
minia mikipy ny eo ambany maso :-D:-D:-D:-D
107. LazaDaddy
(
15/11/2006 23:28)
ny maso misy karazany 2:
1) ny maso mitarika ny olona "tsy hanaraka ambokony" raha tsy mahita (toa an'i Thomas). Io dia mahatonga olona ho miseho be fandinihina sy be saina noho ny hafa.
2) ny masom-panahy izay tsy fantatry ny be fandinihina sy ny be saina :) ka maha jamba azy ireo :-D

108. cutie
(
15/11/2006 23:31)
3) ny mason'ny oul tia tena tsy mahay afa-tsy ny we :
Tsy mahita fa Atra de fitiavana, fa miseho we Atra de tia azy irery ihany :lol::lol::lol:
Izaho aloha izay tenenin'Andriamanitra dia arahiko tsy ametrahako ahiahy sy fanontaniana na dia kely aza satria tiako Izy ary fantatro sy inoako fa tia ahy.
Tsy mahita fa Atra de fitiavana, fa miseho we Atra de tia azy irery ihany :lol::lol::lol:
109. LazaDaddy
(
15/11/2006 23:32)
- nanaraka ambokony koa ve ireo mpianatr'i Jesosy asaina mizara mofo sy trondro kely ho an'olona amin'arivony?
Tena tsy mandaitra amin'ny kajin'ny olona be fandinihina toa an'i cutie izany kle! hahaha! :-D:-D:-D
Tena tsy mandaitra amin'ny kajin'ny olona be fandinihina toa an'i cutie izany kle! hahaha! :-D:-D:-D
111. cutie
(
15/11/2006 23:34)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 16-11-2006 00:32:30
Lohateny : Re : homo
- nanaraka ambokony koa ve ireo mpianatr'i Jesosy asaina mizara mofo sy trondro kely ho an'olona amin'arivony?
Tena tsy mandaitra amin'ny kajin'ny olona be fandinihina toa an'i cutie izany kle! hahaha!
Ary mizesta mitsy Lazadaddy we mahay ny voalaza ao @ baiboly rehetra a:wink:
sao de lasa tsianjery fotsiny e :-D:-D:-D:-D
112. LazaDaddy
(
15/11/2006 23:37)
ito misy karazana ny fahajambana ara-panahy:
* ny olona milaza fa fitiavana Andriamanitra, saingy tsy te ahalala izy ireo fa MARINA koa Andriamanitra. Noho izany dia lavin'izy ireo ny fitsarany! Atao inona hono fitsarana raha avotra daholo ny olona? Kanefa Andriamanitra noho io fahamarinany io dia tsimaintsy handefa olona any @ fahaverezana araka ny Teniny.

113. cutie
(
15/11/2006 23:40)
ny olona milaza fa fitiavana Andriamanitra, saingy tsy te ahalala izy ireo fa MARINA koa Andriamanitra. Noho izany dia lavin'izy ireo ny fitsarany! Atao inona hono fitsarana raha avotra daholo ny olona? Kanefa Andriamanitra noho io fahamarinany io dia tsimaintsy handefa olona any @ fahaverezana araka ny Teniny.
mifanimpatra:-D:-D:-D:-D
114. xxx
(
15/11/2006 23:42)
LazaDaddy:
...tsimaintsy handefa olona any @ fahaverezana araka ny Teniny.
EXCLUSION no anaran'izany!
115. LazaDaddy
(
15/11/2006 23:42)
cutie> efa hariva ny andro fa andeha karakarao izy e! hahaha! Efa vita "fanamasinana" koa ve ianareo mitsam? hahaha! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D =)) =)) =)) =))
116. cutie
(
15/11/2006 23:43)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 16-11-2006 00:42:23
Lohateny : Re : homo
Hoy i LazaDaddy:
...tsimaintsy handefa olona any @ fahaverezana araka ny Teniny.
EXCLUSION no anaran'izany!
hita wa
samia mieritreritra :lol::lol::lol:
117. cutie
(
15/11/2006 23:44)
ny olona milaza fa fitiavana Andriamanitra#
tsimaintsy handefa olona any @ fahaverezana araka ny Teniny.
118. LazaDaddy
(
15/11/2006 23:45)
xxx:ie tena exclus tanteraka eo anatrehan'Andriamanitra mihitsy ny fahalotoana! Izay no maha MASINA sy MARINA Azy!
EXCLUSION no anaran'izany!
119. cutie
(
15/11/2006 23:45)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 16-11-2006 00:42:48
Lohateny : Re : homo
cutie> efa hariva ny andro fa andeha karakarao izy e! hahaha! Efa vita "fanamasinana" koa ve ianareo mitsam? hahaha!
tsy ny momba ahy ny resaka eto :lol::lol::lol:
120. cutie
(
15/11/2006 23:46)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 16-11-2006 00:45:12
Lohateny : Re : homo
Hoy i xxx:
EXCLUSION no anaran'izany!
ie tena exclus tanteraka eo anatrehan'Andriamanitra mihitsy ny fahalotoana! Izay no maha MASINA sy MARINA Azy!
io ndray fa mitsimpona :-D:-D:-D:-D