homo

81. tsimiandravola ( 15/11/2006 22:04)
majesty:


Dia iza ndray kosa ary zany no namorona an\'io kintana niandohan\'ny zava-manan\'aina rehetra io,d fa maninona no tsy misy zava-manan\'aina hafa miforona ntsony nefa ny kintana toa mbola bdb eny ambony eny?8O
Iza indray no namorona an\'io kintana io?Ny tianao iafarana eo amin\'ny fametraham-panontanianao ve dia hoe \"Andriamanitra\"??Dé iza indray ary no namorona an\'Andriamanitra??Dia iza koa ilay namorona an\'ilay namorona an\'Andriamanitra??

Nohon\'ny maha \"simple d\'esprit\" ny mpino nefa dia tsoriny indray io hoe i Jehova.

Ka araka ny efa nolazaiko dia tsy afaka manaisotra ny fisian\'Andriamanitra aho,angamba izy nety nisy,ary mety tsy nisy koa.Aleoko aza izy nisy ary misy.Ny olana fotsiny dia mety maro izy fa tsy voatery ho tokana.Fa ny zava-dehibe amiko dia ny filazana fa tsy i Jehova mihitsy ilay Andriamanitra.I jehova dia tsy nisy,toa an\'i Kristy ihany (tonga amin\'ilay fitenenana hoe tel père tel fils=samy tsy nisy).

majesty:
Raha ny fiainana kristiana no arahana (izay voalazan\'ny baiboly)dia izao no voalaza ao amin\'ny genesisy any rehefa nasaina nitady vady sahaza ho azy Adama t@ zava-boahary rehetra dia tsy nahita,ny antony dia nasehon\'Atra azy fa tsy misy mendrika ny ho vadiny ny zava-boahary toy ny biby sns ka teo no namoronan\'Atra an\'i Eva izay vehivavy ho vady sahaza ho azy ary narahany tso-drano hoe \"maharoa fara,mihabetsaha ary mamenoa ny tany\"
Nul et non avenu http://www.bible.chez-alice.fr/
le gros mensonge de la bible

majesty:
Raha fehezina izay voalaza dia izao,aza afangaro ireo zavatra roa voalaza ireo fa samy hafa tanteraka,fa na enao manaraka ny fiainana kristiana na manaraka ny fisainan\'olombelona izay lazaina fa efa mivoatra :D
Eto dia tsapako i Majesty fa mampiseho ny fomba fiainan\'ny tsy mpino ho toy ny \"andro ratsy\".Efa fantatro fa ny kristianina dia mpihebo:mieritreritra fa ny morale kristianna ihany no tena filamatra.
Jereo fotsiny ity ohatra ity: lazaina fa andriamanitra dia tsara ary loharanon\'izay zavatra tsara rehetra.Izany hoe izay zavatra eritreretina fa tsara rehetra dia lazaina fa avy amin\'Andriamanitra.

Izany no antsoina hoe \"récupération\",avy eo io dia mivadika ho \"monopole\" mora fotsiny.

Taktika toy izany indrindra no nataon\'ny mpisandoka kristianna isany rehefa nanao ny récuperation an\'ireo maritiora esenianna izy ireo.Ka ireo Esenianna ireo dia lazaina fa kristianna tany ampihandohana.

Raha mieritreritra ianareo fa mba olona naiangaran\'ny vintana ka nahazo instruction dia mba iezaho ny miala amin\'ny \"simplicité d\'esprit\" mba handrosoan\'ny firenentsika ê.

Ka ny resaka morale dia \"relatif\" io.Tsy ny christianisme velively no azon\'ny olomùbelona ianteherana hanome ny \"norme\" morale fa ny \"raison\" ,ny \"rationalité\".Ny zavatra azo asian-teny dia ao amin\'ny resaka LIBERTE fa tsy any amin\'ny resaka moralité.

Momba ilay kintana:tsy nisy namorona ny kintana fa avy amin\'ny singa Hélium sy Hydrogene,sy vovoka eny an\'habakabaka manao réaction nucléaire dia manome hazavana .Avy aiza indray ireo vovoka sy singa voalohany ireo?Efa teo foana ary eo ary mbola ho eo ihany.

Raha mbola mametraka faniontaniana indray ianao manao hoe:inona no zava-misy any amin\'ny faran\'izay lavitra?:aiza no farany?Rindrina ve no any?Aiza ny ambony ,ary mihaona amin\'ny ambany ve?Aiza ny Atsimo sy avaratra?Ny havia sy havanana?Mipaka aiza sy aiza avy izany rehetra izany?Ny resaka fotoana indray:hoviana no niatomboka izao rehetra hita izao?Ary rahoviana no hafarana?

Raha te hilalao ny amin\'ny valin\'izany ianao dia ataovy:fa ny valiny dia toy ny voalazan\'i Hubert Reeves hoe: \"pas de fin\".
Tsy misy mipaka,tsy misy midona,tsy misy farany,tsy nisy fiantombohany,tsy misy fiafarany....

Nahoana no tsy misy miforona intsony...

Misy ny miforona any ho any,fa ny fanontaniana saro-baliana dia hafa fa tsy io velively:
Ny fisian\'ny zava-miaina any ivelan\'ny systeme solaire,ny fisian\'ny civilisation any ho any dia tsy azo lavina fa ny fifandraisantsika aminy no olana.Eritrereto fotsiny Galaxy iray misy masoandro 370 milliards ,any amin\'ny 375 milliards d\'années lumières miala eto,misy zava-miaina any,ahoana no hifandraisantsika aminy?

Ka noho ireo rehetra ireo dia aza miteniteny foana ê!
Misaotra.
82. cutie ( 15/11/2006 22:07)
Eto dia tsapako i Majesty fa mampiseho ny fomba fiainan'ny tsy mpino ho toy ny "andro ratsy".Efa fantatro fa ny kristianina dia mpihebo:mieritreritra fa ny morale kristianna ihany no tena filamatra

manaiky an'iny za :wink::wink::wink::wink:
83. cutie ( 15/11/2006 22:11)
Ny ahy dia tsy misy zavatra par "in my opinion" ny ahy dia mi-baser ao @ ny baiboly foana.
ity misy zavatra ampiseko anjy dia ahona no heverin-njy azy:
These people draw near to Me(God) with their mouth and Honor Me with their lips but their heart is far from Me, teaching as doctrines the commandments of MEN... Mat. 15: 7
ity ko misy iray.
Isaia: 4:1
We will eat our own food and wer our own apparel, Only let us be called by your NAME to TAKE AWAY OUR REPROACH...

manin za no anontanian-jy an'io
njy milaza ho mi baser @ baiboly no tokony hamaly an'io. :lol::lol::lol:
84. cutie ( 15/11/2006 22:12)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 15-11-2006 07:20:53
Lohateny : Re : homo
Hoy i cutie:
satria ry zareo mbola miaina an'le lazain'ny baiboly e.
izay no maha-Kristiana azy ireo !

zany we manaram-bokony fa tsy mba mandinika:lol::lol::lol:
85. cutie ( 15/11/2006 22:14)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 15-11-2006 04:04:48
Lohateny : Re : homo
Voalaza teo :
lasa hifampitory eto njay ve isika e
hifampitory fitiavana ve? Za hetero sady Daddy

mitolo-tena :-D:-D:-D:-D
86. LazaDaddy ( 15/11/2006 22:48)
cutie:
zany we manaram-bokony fa tsy mba mandinika:lol::lol::lol:
Izaho aloha izay tenenin'Andriamanitra dia arahiko tsy ametrahako ahiahy sy fanontaniana na dia kely aza satria tiako Izy ary fantatro sy inoako fa tia ahy. Tsy dia haiko ny mandinika zavatra tsy takatry ny fisainako fa Izy no anontaniako raha ilaina izany. :)


87. LazaDaddy ( 15/11/2006 22:52)
cutie:
zany we manaram-bokony fa tsy mba mandinika:lol::lol::lol:
lasa mampalahelo be ilay fisainan'i cutie!
- nanaraka ambokony koa i Abrahama?
- nanaraka ambokony koa i Mosesy?
- nanaraka am-bokony koa i Josefa vadin'i Maria?
- nanaraka am-bokony koa ny mpianatr'i Jesosy rehefa nantsoiny hoe "avia manaraka ahy"?

Fa i cutie no tena mafy indrindra sy mandinika indrindra :-D


88. cutie ( 15/11/2006 22:54)
Izaho aloha izay tenenin'Andriamanitra dia arahiko tsy ametrahako ahiahy sy fanontaniana na dia kely aza satria tiako Izy ary fantatro sy inoako fa tia ahy. Tsy dia haiko ny mandinika zavatra tsy takatry ny fisainako fa Izy no anontaniako raha ilaina izany.

zay le mbola mampa conservatif be anareo :lol::lol::lol:
89. LazaDaddy ( 15/11/2006 22:56)
cutie:
zany we manaram-bokony fa tsy mba mandinika:lol::lol::lol:
lasa mampalahelo be ilay fisainan'i cutie!
- nanaraka ambokony koa i Abrahama?
- nanaraka ambokony koa i Mosesy?
- nanaraka am-bokony koa i Josefa vadin'i Maria?
- nanaraka am-bokony koa ny mpianatr'i Jesosy rehefa nantsoiny hoe "avia manaraka ahy"?

Fa i cutie no tena mafy indrindra sy mandinika indrindra :-D




90. cutie ( 15/11/2006 22:57)
[]
lasa mampalahelo be ilay fisainan'i cutie!
- nanaraka ambokony koa i Abrahama?
- nanaraka ambokony koa i Mosesy?
- nanaraka am-bokony koa i Josefa vadin'i Maria?
- nanaraka am-bokony koa ny mpianatr'i Jesosy rehefa nantsoiny hoe "avia manaraka ahy"?

nareo no lazaiko fa tsy ry Abraham:lol::lol:
Fa i cutie no tena mafy indrindra sy mandinika indrindra

I don't think so :lol::lol::lol:
mbola mianatra
91. LazaDaddy ( 15/11/2006 23:01)
- nanaraka ambokony koa i Paoly?
- nanaraka ambokony koa ny olona nataon'i Jaona batisa?
- nanaraka ambokony koa ireo olona tany Ninivea rehefa nasain'i Jaonah nibebaka?

Fa i cutie no tena mafy indrindra sy mandinika indrindra. Hay moa mianatra ny ho be fandinihina indrindra? :-D
92. cutie ( 15/11/2006 23:01)
Izaho aloha izay tenenin'Andriamanitra dia arahiko tsy ametrahako ahiahy sy fanontaniana na dia kely aza satria tiako Izy ary fantatro sy inoako fa tia ahy. Tsy dia haiko ny mandinika zavatra tsy takatry ny fisainako fa Izy no anontaniako raha ilaina izany.

De niteny taminao ve Atra we enjeho ny homo :roll::roll::roll:
93. cutie ( 15/11/2006 23:03)
Fa i cutie no tena mafy indrindra sy mandinika indrindra. Hay moa mianatra ny ho be fandinihina indrindra?

:-D:-D:-D:-D:-D
efa haiko fa zay ny ho valiny.
mbola mianatra mi comprendre e :-D:-D:-D:-D
94. xxx ( 15/11/2006 23:04)
cutie:


zay le mbola mampa conservatif be anareo :lol::lol::lol:
Raha vitan'ny hoe izy irery moa ko haninona!Ny olon-kafa koa tezainy ho conservatif.


95. LazaDaddy ( 15/11/2006 23:05)
inona no anenjehako homo? Ny Tenin'Andriamanitra nomeny antsika no mandrara ny homo. Fa tsy voatery hihaino azy anie i cutie raha tsy te hibebaka e! Tohizo ny fandinihin'ny be saina fa Andriamanitra tsy manery an-dry.:)

- nanaraka ambokony koa i Noah fa tsy mba nandinika any an-kodahoda no mamboatra sambo fiara?

Fa i cutie no tena mafy indrindra sy mandinika indrindra. :-D
96. cutie ( 15/11/2006 23:05)
xxx, ry zareo rery reo ka :-D:-D:-D:-D
97. LazaDaddy ( 15/11/2006 23:06)
- nanaraka ambokony koa ny vahoaka Jiosy notarihin'i Mosesy tany an'efitra?

Tena be saina marina:-D indry ry cutia an! hahaha!
98. cutie ( 15/11/2006 23:07)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 16-11-2006 00:05:13
Lohateny : Re : homo
inona no anenjehako homo? Ny Tenin'Andriamanitra nomeny antsika no mandrara ny homo. Fa tsy voatery hihaino azy anie i cutie raha tsy te hibebaka e! Tohizo ny fandinihin'ny be saina fa Andriamanitra tsy manery an-dry.

ary toa za ndray no asain'i Lazadaddy ?:roll::roll::roll:
mpanota daholo ange tsika fa ............. tohizo koa ny fiheboaboana.
99. cutie ( 15/11/2006 23:09)
Tena be saina marina indry ry cutia an! hahaha!

ka za tsinona tsy voarebirebin'ny baibolinareo ka :lol::lol:
oups, le teny tsimponinareo ao manko e :-D:-D:-D
100. LazaDaddy ( 15/11/2006 23:11)
- nanaraka ambokony koa ny fiangonana t@ taon-jato voalohany
- nanaraka ambokony koa ilay jamba nanaiky nosorana fotaka vita t@ rora ny masony
- nanaraka ambokony koa ilay marenina nanaiky nororana ny sofiny

Fa i cutie hoa tena be fandinihina e! lol hahaha! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9025