homo

21. cutie ( 14/11/2006 23:01)
misaotra anareo
fa tsy miova ny hevitro :lol::lol::lol:
22. LazaDaddy ( 14/11/2006 23:05)
tsy ny hampiova hevitra an-ndry no tadiavina fa rehefa fantatr'indry ny marina dia ampy izay. Ny ankoatr'izay anjaran-dry sy Andriamanitra :-*
23. cutie ( 14/11/2006 23:05)
Ny devoly rehefa manatona Azy dia miteny hoe: "Andriamanitra o, araho sy ekeo ny sitrapoko" (Jereo ohatra i Petera nibaiko an'i Jesoa hanaiky hanangana trano lay t@ Izy nihaona t@ Mosesy sy Elia)

nga i xxx petera no raisina eto ny ex:roll::roll::roll:
24. cutie ( 14/11/2006 23:07)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 15-11-2006 00:05:26
Lohateny : Re : homo
tsy ny hampiova hevitra an-ndry no tadiavina fa rehefa fantatr'indry ny marina dia ampy izay. Ny ankoatr'izay anjaran-dry sy Andriamanitra

zany an
de aza mitsaratsara aza, fa aleo Atra no hitsara:lol:
25. LazaDaddy ( 14/11/2006 23:12)
Efa voatonona ny fitsaran'Andriamanitra. Amosa 7
26. cutie ( 14/11/2006 23:14)
:roll::roll::roll::roll:
27. tsimiandravola ( 14/11/2006 23:16)
xxx:

Izaho "homo", vita fanamasinana tany ampiangonana kristiana(canada). Inona no mbola antony hanenjehanan ny sasany anay?
Raha amiko dia safidinao ny ho homo na ho hétero na bisco...Ny zava-dehibe fotsiny dia ny handraisana fepetra matotra ny tsy hanaparitaka MST (Maladies sexuellement transmissibles).

Nefa kosa ,ny hany mahavaka ny saiko dia ianareo(homo) mbola manisy sirany an'izany "fanamasinana" izany!Tsy azoko mihitsy hoe olona naka fahalalahana ara-nofo (ara-pahafinaretana) toy anareo homo nefa mbola tery saina(manery saina)amin'ny ara-pivavahana ihany.Mandringa be izany amiko,ary tsy mahagaga ahy aza ny mahatonga ny kristianna hanenjika anareo ny amin'izany.

Tsy mampieritreritra ny kristianna kosa indray ve ny mahita ny Eglizy lasa "open minded" ???.Resaka populisme ,ya!
Io ange ilay resaka nolazaiko teo aloha momba ny hoe "re-inventer l'Eglise" ê! (Cf Mc Laren Brian)


28. LazaDaddy ( 14/11/2006 23:17)
cutie> Efa voatonona sy voasoratra ny fitsarany fa tsy isika no mamorona na mitsara:
"dia olona mahalala tsara ny fitsipika nomen'Andriamanitra fa izay manao izany zavatra izany no miendrika ho faty, nefa tsy manao izany ihany izy, fa mankasitraka ny manao koa." Romana 1
29. cutie ( 14/11/2006 23:22)
fa nga tsy @ andro farany no fitsarana :roll:
30. LazaDaddy ( 14/11/2006 23:26)
rahoviana ny "andro farany"?????
31. cutie ( 14/11/2006 23:28)
iza no mahalala an'zany :lol::lol::lol:
32. tsimiandravola ( 14/11/2006 23:30)
LazaDaddy:

cutie> Efa voatonona sy voasoratra ny fitsarany fa tsy isika no mamorona na mitsara:
Io ilay efa voalazako ny amin'ny hoe OMPA "pret à cracher"!
LD:
"dia olona mahalala tsara ny fitsipika nomen'Andriamanitra fa izay manao izany zavatra izany no mendrika ho faty, nefa tsy manao izany ihany izy, fa mankasitraka ny manao koa." Romana 1
Itony anisan'ilay antsoiko hoe "incitation au meurtre".

Hoy ny vazaha hoe "haine".Tsy misy afa-tsy haine no mivoaka ny vavan'ny mpino sy ny vavan'i Jehova.Lazaina fa Dieu d'amour,nefa rehefa tena dinihina dia génocide,vonoolona,fandringanana,fandripahana,aretina,fanasaziana,fampiadiana,fanandevozana...
MANAO AZAFADY Ê!


33. cutie ( 14/11/2006 23:32)
ka in aza zao no inoan'i tsimiandravola e :lol::lol::lol:
34. LazaDaddy ( 14/11/2006 23:33)
cutie:
iza no mahalala an'zany :lol::lol::lol:
Na tsy mahafantatra aza isika dia efa nomeny famantarana.

Hoy i Poopy:
Miomana ianao, mendrika ve ny toetranao? (Andro hafa)
35. cutie ( 14/11/2006 23:35)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
de zay zany koa @ andro farany Izy no mitsara:lol:
36. cutie ( 14/11/2006 23:38)
: tsimiandravola [ Valio ] 15-11-2006 00:30:17
Lohateny : Re : homo
Hoy i LazaDaddy:

cutie> Efa voatonona sy voasoratra ny fitsarany fa tsy isika no mamorona na mitsara:
Io ilay efa voalazako ny amin'ny hoe OMPA "pret à cracher

vo OMPA ve zany za :roll::roll::roll:
37. tsimiandravola ( 14/11/2006 23:43)
cutie:

ka in aza zao no inoan'i tsimiandravola e :lol::lol::lol:
Mino aho fa ny kintana no niandohan'ny zava-manan'aina rehetra.Ireo "éléments" (singa) rehetra mirafitra amin'ny zava-miaina sy tsy miaina rehetra dia avy amin'ny kitana nipoaka (cf explosion stellaire,supernova,nébuleuse...)

Jereo ao amin'ny Youtube.com ny titre hoe :"A journey to the edge of the universe".
Tokony hampieritreritra ny mpino,afa-tsy hoe boriboriany amin'ny fisian'i Jehova indray angaha!!:oops:


38. cutie ( 14/11/2006 23:45)
Mino aho fa ny kintana no niandohan'ny zava-manan'aina rehetra.Ireo "éléments" (singa) rehetra mirafitra amin'ny zava-miaina sy tsy miaina rehetra dia avy amin'ny kitana nipoaka (cf explosion stellaire,supernova,nébuleuse...)

reo ihany zany :lol::lol::lol::lol:
39. cutie ( 14/11/2006 23:48)
Jereo ao amin'ny Youtube.com ny titre hoe :"A journey to the edge of the universe".

ndraso we jerena :lol::lol::lol:
40. cutie ( 14/11/2006 23:50)
mandainga i tsimiandravola, tsy misy ao :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2782