homo

41. cutie ( 14/11/2006 23:52)
oups, hitako tampoka:oops:
le edge of the universe no taper-ko
42. tsimiandravola ( 14/11/2006 23:56)
Journey to the edge of the universe
http://www.youtube.com/watch?v=Zr7wNQw12l8
43. cutie ( 14/11/2006 23:58)
efa hitako ka :lol:
44. xxx ( 15/11/2006 00:53)
tolerance sy fitiavana anie no nataon'i Jesoa ohatra e. Maninona ianareo tsy manana tolerance mihitsy anefa samy Atra izao ihany no hivavahana. Lasa tery saina loatra, efa taonjato faha 21 anie izao e.
45. cutie ( 15/11/2006 00:56)
za mba gaga a
satria ry zareo mbola miaina an'le lazain'ny baiboly e. Ny baiboly no atao fitaovana entina hanohirana an'zao rehetra zao fa tsy mba mandinika ny zava-misy. :lol::lol::lol::lol:
46. xxx ( 15/11/2006 01:09)
i cutie raha toa ka tsy mahatanty baiboly dia aza manketo satria resaka fivavahana sy finoana ity. Noho izany miditra eto ny baiboly.
47. cutie ( 15/11/2006 01:11)
Za nga niteny we tsy mahatanty :lol::lol::lol:
ary manin xxx no mitady hisakana ahy tsy hanketo
zany ve de mba tian'i jesosy :lol::lol::lol:
48. LazaDaddy ( 15/11/2006 01:21)
"Tolerance that condones sins is a sin"
Ny tolerance mankasitraka fahotana dia fahotana ihany koa.

cutie:
satria ry zareo mbola miaina an'le lazain'ny baiboly e.
Ary hiaina an'io mandrakizay :) "Ny lanitra sy ny tany ho levona" hoy ny Tompo, "fa ny teniko tay mba ho levona".

Dia ilay "zava-misy" dinihin'i cutie io dia ho levona satria zava-poana rehefa tsy araka ny sitrapon'Andriamanitra :)
49. LazaDaddy ( 15/11/2006 01:27)
azafady fa diso tsipelina: fa ny teniko tsy mba ho levona hoy i Kristy
50. cutie ( 15/11/2006 01:29)
Ary hiaina an'io mandrakizay "Ny lanitra sy ny tany ho levona" hoy ny Tompo, "fa ny teniko tay mba ho levona".

tsy manda an;zany za
fa ny ataonareo refa misy tsy eken'ny sainareo , de kinga ery mitsimpona ao anaty baiboly hanamaska ny tinareo lazaina.
Dia ilay "zava-misy" dinihin'i cutie io dia ho levona satria zava-poana rehefa tsy araka ny sitrapon'Andriamanitra

We'll see about that :lol::lol::lol:
mbola mitsara ihany i lazadaddy:-D
51. LazaDaddy ( 15/11/2006 01:29)
Rehefa tsy tian'i tsimiandravola ny antsoina hoe Satana dia aleo izy atao hoe Losifera. Io angamba no tiany satria izy kevoka @ izay saim-patany. :)
52. cutie ( 15/11/2006 01:30)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 15-11-2006 02:21:30
Lohateny : Re : homo
"Tolerance that condones sins is a sin"
Ny tolerance mankasitraka fahotana dia fahotana ihany koa.

tsy fahotana io amiko :lol:
53. LazaDaddy ( 15/11/2006 01:32)
cutie:
We'll see about that

We already see right now...unless you are "spiritually blind" then you will never see.

"God has given them up"! (Romans 1)
54. cutie ( 15/11/2006 01:33)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 15-11-2006 02:29:33
Lohateny : Re : homo
Rehefa tsy tian'i tsimiandravola ny antsoina hoe Satana dia aleo izy atao hoe Losifera. Io angamba no tiany satria izy kevoka @ izay saim-patany.

:-D:-D:-D:-D:-D
mbola mandeha foan koa ato ny regelemnt de compte :-D
55. LazaDaddy ( 15/11/2006 01:34)
cutie:
tsy fahotana io amiko :lol:
ka tsy i cutie tsinona no mamaritra ny hoe fahotana sy ny tsy fahotana fa io Baiboly toherin'i cutie io.


56. cutie ( 15/11/2006 01:35)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 15-11-2006 02:32:41
Lohateny : Re : homo
Hoy i cutie:
We'll see about that

We already see right now...unless you are "spiritually blind" then you will never see.

"God has given them up"! (Romans 1)

vakio njay aza le sujet ery ambony e, le nataon'i xxx

aiz akoa god ze ni abandonne teo :roll::roll::roll:
57. cutie ( 15/11/2006 01:36)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 15-11-2006 02:34:10
Lohateny : Re : homo
Hoy i cutie:
tsy fahotana io amiko
ka tsy i cutie tsinona no mamaritra ny hoe fahotana sy ny tsy fahotana fa io Baiboly toherin'i cutie io.

:-D:-D:-D:-D:-D
za nga nahalala, heveriko fa i lazadady io
58. LazaDaddy ( 15/11/2006 01:40)
cutie:
aiz akoa god ze ni abandonne teo

"Wherefore God also gave them up to uncleanness through the lusts of their own hearts, to dishonour their own bodies between themselves" Romans 1:24
59. cutie ( 15/11/2006 01:44)
tsy novakiany akory le size :roll:
60. LazaDaddy ( 15/11/2006 01:51)
cutie> araho tsara daholo ny valiny fa efa novaliako io.

Ny fiangonana mankasitraka an'ireny dia tsy fiangonan'Andriamanitra velively. Ireny fiangonana ireny dia "[size=16]abomination that causes desolation[/size]".

=> tolerance that condones sin is a sin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5153