homo

121. LazaDaddy ( 15/11/2006 23:48)
cutie> andana hoa karakarao izy dieny izao misy fiangonana manaiky "hanamasina" izao! hahaha! :-D:-D:-D:-D
122. cutie ( 15/11/2006 23:50)
tsy tadidy tsony nga ny tsianjery no manova resaka :-D:-D:-D:-D
123. LazaDaddy ( 15/11/2006 23:52)
io efa voalaza ery ambony be io hoe: rehefa fantatr'indry ny marina dia anjaran-dry sy Andriamanitra ny sisa rehetra. Na ampahafantarina an-dry daholo aza ny Tenin'Andriamanitra rehetra rehefa manidy fo miseho ho be saina sy fandinihina indry; dia tsy ahasoa an-dry ny fahafantarana izany na dia kely monja aza.
124. cutie ( 15/11/2006 23:54)
tsy reo rery no teny ao @baiboly
na tsy mpamaky aza za, mba misy zavatra mahasoa ihany ao , fa tsy reo tsiponinareo reo ao reo :lol::lol::lol:
125. LazaDaddy ( 15/11/2006 23:56)
Mba zarao teny avy ao koa aza jerena e!
126. cutie ( 15/11/2006 23:56)
:-D:-D:-D:-D
tsy haiko ny mizesta @tsianjery :-D:-D:-D
127. LazaDaddy ( 16/11/2006 00:00)
cutie> Rehefa tsy hain-dry (na tsy tian-dry) ve ny Tenin'Andriamanitra dia aleon-ndry mizesta miseho ho be saina sy fandinihina noho i Abrahama, Noah, Mosesy, Jakoba, ny Apostoly?

Hafa kely indry fa be fandinihina be! hahaha!
128. cutie ( 16/11/2006 00:05)
handeha hatory za fa bye ry BE FITIAVAN-TENA A :-D:-D:-D
cutie> Rehefa tsy hain-dry (na tsy tian-dry) ve ny Tenin'Andriamanitra dia aleon-ndry mizesta miseho ho be saina sy fandinihina noho i Abrahama, Noah, Mosesy, Jakoba, ny Apostoly?

Niteny nga za we tsy haiko na tsy tiako, za fotsiny no tsy be eoboebo ohtranareo :-D:-D:-D:-D
129. LazaDaddy ( 16/11/2006 00:07)
cutie:
Niteny nga za we tsy haiko na tsy tiako,
Eny!
- indry tsy manaraka ny voalazan'ny Baiboly
- indry tsy conservatrice


130. cutie ( 16/11/2006 00:16)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
io fa tratra le manaram-bokony :-D:-D:-D:-D
131. LazaDaddy ( 16/11/2006 00:19)
izaho anie tsy manda fa manaiky hoe manaraka ny Tenin'Andriamanitra e. Tsy mahamenatra ahy mihitsy izany.

Fa indry no miovaova hevitra hoe tsy niteny nefa samy hitan'ny besinimaro eto daholo izay voasoratr'indry eo ambony eo :)
132. cutie ( 16/11/2006 00:22)
I am tired of arguing :-D:-D:-D
133. cutie ( 16/11/2006 00:23)
Samia mitana ny finoany:lol::lol::lol:
Za tsy contre ny homo de zay , ary mankasitraka raha te hanao mariazy any am-pengonana ry zareo.:lol::lol::lol:
134. LazaDaddy ( 16/11/2006 00:24)
You are tired of advocating for the devil.
I am not tired of standing for the truth!
135. LazaDaddy ( 16/11/2006 00:28)
cutie:
Samia mitana ny finoany

- i cutie tsy manaraka ny Baiboly
+ Toy ny Kristianina rehetra dia mankatoa ny Tenin'Andriamanitra aho

cutie:
Za tsy contre ny homo de zay

- ny finoan'i cutie mankasitraka ny homo
+ Andriamanitra mankahala ny fahavetavetana toy ny homo

cutie:
[size=16]de zay[/size]

136. cutie ( 16/11/2006 00:33)
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/6150316.stm
137. cutie ( 16/11/2006 00:36)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 16-11-2006 01:24:06
Lohateny : Re : homo
You are tired of advocating for the devil.

nonsense :-D:-D:-D
I am not tired of standing for the truth!

aza miseho ho masina
138. cutie ( 16/11/2006 00:38)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 16-11-2006 01:28:50
Lohateny : Re : homo
Hoy i cutie:
Samia mitana ny finoany

- i cutie tsy manaraka ny Baiboly
+ Toy ny Kristianina rehetra dia mankatoa ny Tenin'Andriamanitra aho

za tsy manaraka ny oul mpilaza ho mahay baiboly.
Atra rery ihany no arahiko :lol::lol::lol:
139. cutie ( 16/11/2006 00:39)
ny finoan'i cutie mankasitraka ny homo
+ Andriamanitra mankahala ny fahavetavetana toy ny homo

fa tsarovy koa fa tsy io rery no ataon'Atra :lol::lol::lol:
140. LazaDaddy ( 16/11/2006 00:41)
cutie:
Atra rery ihany no arahiko

Dia araho aza ny Teniny.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=1&andininy=26-27&dika=

http://www.biblegateway.com/passage/?search=romans%201:26-27;&version=50;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096