Ampidiro aloha ny tenimiafina
homo
183. unjila
(
17/11/2006 18:31)
tena lava be mahafinaritra ,de misaotra an'i soanja sy cutie ,andriamanitra no nanao izao totolo zao
184. dailynews
(
17/11/2006 19:45)
tsy izaho no niteny an=>
I korintiana 6:9-10=>moa tsy fantatrao va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fankajakan'Atra, aza mety hofitahina ianareo. fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin olona sy ny SODOMITA...
teny anglisy
=>do you not know that the wicked will not inherit the kingdom of God? do not be deceived: neither the sexualy immoral nor idolaters nor adulterers nor male psrostitutes nor homosexual offenders...
1 Timoty 1:9-10=> fantany fa tsy ny olona marina no nanaovana ny lalana fa ny mpandika ny lalana dia ny tsy matahotra an Atra sy ny mpanota sy ny olona vetaveta ny mpamono olona, ny mpijangajanga, NY SODOMITA.....
=> (dikanteny iombonana ) tokony ho tsarovana manko fa ny lalana dia tsy natao ho an ny manao marina fa ho an ny mpandika lalana sy ny maditra: dia ny ...sy ny MPIFAMPILA SAMY LEHILAHY.....

185. dailynews
(
17/11/2006 20:08)
tena tsy manana fotoana aho hamadihana azy ity fa adikako tsotsotra eo izay hitako hoe sarotra:
ohatra ny atao hoe fianana homo izay nolazaina tsotra eto fa wicked na olo tsy marina=>
judges 19: 22-24=> while they were enjoying themselves , some of the wicked men of the city surounded the house . Pounding on the door they shouted to the old mand who owned the house " bring out the man who came to your house so we can have sex with him"
tantaran i sodoma gen 19:4-5=> before they had gone to bed, all the men from every part of the city of sodom- both young and old surrounded the house , they called out to lot, where are the men who came to you tonight? bring them out to us so that we can have sex with them.
dia taorian izay no nandrodanan Atra ny tananan i sodoma sy gomora

186. cutie
(
17/11/2006 20:37)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 17-11-2006 11:32:10
Lohateny : Re : homo
Voalaza teo :
Zao fotsiny e, amiko ny oul rehetra (tsy ankanavaka) samy nomen'Atra fahasoavana daholo ary samy tiany daholo.
eka zato isan-jato ouz !
aleo ty no ataoko conclusion , de bye daholo fa za tsy hamaly tsony :-D:-D:-D:-D
187. cutie
(
17/11/2006 20:38)
vazivazy zany fa aleo hivelatra le adi-hevitra e,sa ahoana aki
ka na hivelatra aza ny close minded de eny foana :-D:-D:-D
188. cutie
(
17/11/2006 20:40)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 17-11-2006 04:13:45
Lohateny : Re : homo
cutie>
1- tena pervers be izany famakianao tapatapany ny Tenin'Andriamanitra izany!!
2- "Twisted" ny famaritanao ny fitiavan'Andriamanitra satria heverinao fa mi-compromettre Izy. Tsy izany ny fitiavana AGAPE fa tandremo sao fitahin'olona ianao!
Averiko indray fa "nomeny ny zanany lahy tokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay.
Tsy iadian-kevitra fa rehefa tsy mino sy tsy mankatoa ny teniny dia tsy mino Azy
Tano ho anao zany , fa ny ahy efa nolazaiko ka tsy misy ifanerena io :-D:-D:-D
189. LazaDaddy
(
17/11/2006 20:47)
cutie:
ny ahy efa nolazaiko ka tsy misy ifanerena io
Tsy misy hifanerena tokoa, ary efa voalaza ao @ Tenin'Andriamanitra koa ny Azy
1 korintiana 6:9-10:
moa tsy fantatrao va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fankajakan'Atra, aza mety hofitahina ianareo. fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin olona sy ny SODOMITA...
191. kelly13
(
17/11/2006 21:00)
fa mifamolaka v i cutie sy lazadaddy :):-P
ny zvt fantatro alou d tsisy oul marina eto antany, na kristianina na tsia na homo na tsia...
hoy jesosy hoe "aoka hitora-bato azy izay tsy nanota t@nareo".
ka aoka tsy isika olombelona no hitsara ny olombelona toa antsika.
za tsy mpahay baiboly an, za tsy kristianina b iringiriny an, fa za matahotra an'Andriamanitra! :-*

192. cutie
(
17/11/2006 21:02)
Averiko indray fa "nomeny ny zanany lahy tokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay.
ekeko io
fa ny tena antony no tsy voalaza ao
Mba valio kely we manin i Lazadaddy no alive
manin io no tsy valiana e :lol::lol::lol:
193. LazaDaddy
(
17/11/2006 22:44)
kelly13:Hiainana izany fatahorana an'Andriamanitra izany fa tsy "ideolojia". Koa raha tena iainana izany dia mankatoa sy tia ny Teniny isika, ary mijoro @ fahamarinany. Tsy misy olona tena matahotra an'Andriamanitra kanefa hihatsara velatsihy handika vilana (perversion) ny Teniny (tsy ianao aokry an).
fa za matahotra an'Andriamanitra! :-*
Eny, mpanota avokoa ny olom-belona ary izany no namonjeny ny olony t@ alalan'i Jesoa Kristy, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa tsy hoe mba tsy ho very isika rehetra :wink:
194. LazaDaddy
(
17/11/2006 22:49)
cutie:inona no tian-dry tenenina @ izany hoe "alive"?
Mba valio kely we manin i Lazadaddy no alive
196. LazaDaddy
(
17/11/2006 22:56)
velona ahoana? i Satana koa velona fa tsy "science fiction".
dia inona no idiran'izany @ ity resaka ity?
dia inona no idiran'izany @ ity resaka ity?
198. LazaDaddy
(
17/11/2006 23:05)
cutie:nona no tian-dry tenenina @ izany hoe "alive"?
Mba valio kely we manin i Lazadaddy no alive
cutie:velona ahoana?
velona e
tsy velona aram-panahy e. Velona=naterakaTsy azoko izay tian-dry anontaniana fa tsy hitako mihitsy ny idirany @ ito resaka ito. Na izany aza anefa dia ho valiako ihany :)
Velona (nateraka) aho satria tsy homo i Dada sy i Neny :)
199. cutie
(
17/11/2006 23:08)
:-D:-D:-D:-D
ny antony nanomezan'Atra ny zanany lahitokana no tiako hidirana :lol:
ny antony nanomezan'Atra ny zanany lahitokana no tiako hidirana :lol: