homo
141. LazaDaddy
(
16/11/2006 00:44)
Ahoana moa no ahafahan'i cutie manaraka an'Andriamanitra kanefa ny Teniny aza tsy arahin'i cutie? Ny finoan'i cutie tsy manaraka ny Baiboly!!!
cutie:dia anontany indray aho na fantatro aza fa tsy hamaly indry hoe inona koa mba zarao?
fa tsarovy koa fa tsy io rery no ataon'Atra
142. cutie
(
16/11/2006 00:50)
resaka lust io t@ zany andro zany
fa @ zao fotoana zao, tsy voatery ho lust daholo ny mampatonga ny homo.
Manin no tsy asiana resaka ny oul mampirafy, sy ny sisa, pedophiles sy ny tariny .
Tsy lust ve reny :roll::roll::roll::roll:
Zay le lazaiko we nareo tonga de manaram-bokony fotsiny .
Tsy mi comprendre mitsy fa mihidy ny saina sy ny fo:-D:-D:-D:-D

143. LazaDaddy
(
16/11/2006 00:56)
LazaDaddy:Efa nivoatra be tokoa ny foto-pisainan'i cutie ankehitriny. Mahay mandinika noho ny apostoly sy ny mpaminany ... tamin'izany andro izany.
t@ zany andro zany
cutie:izay ilay lazain'i cutie hoe:
Zay le lazaiko we nareo tonga de manaram-bokony fotsiny
- manaraka ambokony i Abrahama
- manaraka ambokony i Noah
- Manaraka ambokony i Mosesy
- manaraka ambokony i Petera
- manaraka ambokony ny mpianatr'i Jesoa ataony hoe "avia manaraka ahy" dia lasa
satria hoy i cutei hoe: "mi comprendre mitsy fa mihidy ny saina sy ny fo".
i cutie mantsy manokatra ny sainy sy ny fony @ fahalotoana sy fahavetavetana rehetra eo imason'Andriamanitra
144. LazaDaddy
(
16/11/2006 00:58)
cutie fa tsy LazaDaddy:Efa nivoatra be tokoa ny foto-pisainan'i cutie ankehitriny. Mahay mandinika noho ny apostoly sy ny mpaminany ... tamin'izany andro izany.
t@ zany andro zany
cutie:izay ilay lazain'i cutie hoe:
Zay le lazaiko we nareo tonga de manaram-bokony fotsiny
- manaraka ambokony i Abrahama
- manaraka ambokony i Noah
- Manaraka ambokony i Mosesy
- manaraka ambokony i Petera
- manaraka ambokony ny mpianatr'i Jesoa ataony hoe "avia manaraka ahy" dia lasa
satria hoy i cutei hoe: "mi comprendre mitsy fa mihidy ny saina sy ny fo".
i cutie mantsy manokatra ny sainy sy ny fony @ fahalotoana sy fahavetavetana rehetra eo imason'Andriamanitra
145. cutie
(
16/11/2006 00:58)
Hoy i cutie:
fa tsarovy koa fa tsy io rery no ataon'Atra
dia anontany indray aho na fantatro aza fa tsy hamaly indry hoe inona koa mba zarao?
hummmm
fa manin no tsy manontany , nga tsy efa mahay :-D:-D:-D:-D
+ Andriamanitra mankahala ny fahavetavetana toy ny homo
Lazadaddy , in ny antony nanomezan;Atra ny zanany lahitokana:lol::lol::lol:
146. cutie
(
16/11/2006 01:00)
Manin no tsy asiana resaka ny oul mampirafy, sy ny sisa, pedophiles sy ny tariny .
Tsy lust ve reny
Zay le lazaiko we nareo tonga de manaram-bokony fotsiny
valio alou reo e :lol:
147. LazaDaddy
(
16/11/2006 01:03)
cutie:Mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay. Izay mino Azy no tsy ho very :), ka raha tsy mino sy mankatoa ny Teniny fa miseho ho be saina sy fandinihina dia mazava ho azy fa very :)
Lazadaddy , in ny antony nanomezan;Atra ny zanany lahitokana
148. cutie
(
16/11/2006 01:06)
:-D:-D:-D:-D:-D
tena mitelina Lazadaddy kle sa minia mikipy indray :-D:-D:-D:-D
tena mitelina Lazadaddy kle sa minia mikipy indray :-D:-D:-D:-D
151. LazaDaddy
(
16/11/2006 01:10)
hay ve tsy misy fa i cutie no tsy mahita ambara e. Tsy naleo tonga dia notsorina?
152. cutie
(
16/11/2006 01:11)
non , misy ka
radem lazaiko fa mba saintsaino ao wa aloha
iny ahy no lasa fa bye :lol::lol::lol:
radem lazaiko fa mba saintsaino ao wa aloha
iny ahy no lasa fa bye :lol::lol::lol:
153. LazaDaddy
(
16/11/2006 01:14)
maninona raha tonga dia tsorina hoe andeha handinika aho aloha fa toa marina ny voasoratra ao @ Baiboly nentin'i LazaDaddy teto?
Tsy maninona fa matoria tsara e :-*
Tsy maninona fa matoria tsara e :-*
154. cutie
(
16/11/2006 01:46)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 16-11-2006 02:14:33
Lohateny : Re : homo
maninona raha tonga dia tsorina hoe andeha handinika aho aloha fa toa marina ny voasoratra ao @ Baiboly nentin'i LazaDaddy teto?
tsy nila nandinika akory za fa tonga de hitako le banga be :-D:-D:-D:-D
155. Zina
(
16/11/2006 03:18)
cutie [ Valio ] 15-11-2006 23:11:37
Lohateny : Re : homo
Voalaza teo :
Ny ahy dia tsy misy zavatra par "in my opinion" ny ahy dia mi-baser ao @ ny baiboly foana.
ity misy zavatra ampiseko anjy dia ahona no heverin-njy azy:
These people draw near to Me(God) with their mouth and Honor Me with their lips but their heart is far from Me, teaching as doctrines the commandments of MEN... Mat. 15: 7
ity ko misy iray.
Isaia: 4:1
We will eat our own food and wer our own apparel, Only let us be called by your NAME to TAKE AWAY OUR REPROACH...
manin za no anontanian-jy an'io
njy milaza ho mi baser @ baiboly no tokony hamaly an'io.
odryyyy injy no tiako anontaniana raha tena manan-tsaina indry sy mbola ao @ ndry ny fanahy Masina?????
ie za mi-baser @ Baiboly satria fantatro fa raha ny hevitro no apetrako eto dia ho discuter-na lava eto...Ka izany no nanoratako an'izay ao anatin;ny baiboly no sady miteny amin-ndry fa arakin'ny baiboly ny zavatra ataon'ny homo sy mpanasitraka an'ireo dia tsy eken'Andriamanitra...
156. Zina
(
16/11/2006 03:37)
izay ny teny tiko ho lazaina ka any rehetra sisa no mieritreritra...
ary mbola averiko eto indray:
Likewise also the men leaving the natural of the woman, burned in their lust for one another, men with men committing what is shameful, and receiving in themselves the penalty of their error which was due.....those who practice such things are worthy to death not only do the same but also approve of those who practice them
Titus 3:9
But avoid foolish dispute, contentions and striving about the law for they are unprofitable and useless, knowing that such a person is warped and sinning being self-condemned

157. Zina
(
16/11/2006 05:30)
Jacques 4.
4.7Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous.
4.8
Approchez-vous de Dieu, et il s'approchera de vous
4.7Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous.
4.8
Approchez-vous de Dieu, et il s'approchera de vous
159. majesty
(
16/11/2006 11:53)
tsimiandravola:rehefa mandinika an'izay voalazanao aho dia toa mahita fa tsy manana trangan-kevitra matotra hijoroana enao fa toa feno fisalasalana be ihany,oh:mety ho misy mety tsy ho nisy Atra,sns;dia raha araka ny hevitro dia mbola eo ampitadiavana an'izay hametrahana ny finoanao ianao ka mbola avezivezin'ny fanontaniana hoe avy aiza ny izatsy ary avy taiza ny izaroa;fantaro ny zavatra rehetra e,d hazony mafy izay tsara na ataoko @ fitenin-ndrazana sao d tsy tianao le citation biblique hoe ataovy toy ny voan-kazo an'ala r'ise a,ny mamy atelemo fa ny mangidy aloavy:D.
Cutie:mafinaritra be ny fomba fieritreritr'injy,fa araka ny fahazoako azy dia mody minia manda ny tenin'Atra enao nefa mahalala,sa tsy izany aki:D
Amiko ny homo dia manohitra ny lalan'ny natiora mba tsy hilazako ntsony hoe mifanohitra @ soratra masina sao dia tezitra eo ndray ny namako tsimiandravola,ny antony na ny ntaolo malagasy aza nahalala fa ny hanambadian-kiterahana,sa efa lany andro koa izany fa zao efa misy ny bébé éprouvette,sy ny clônnage isan-karazany!
Dia tsy maninona ry zareo na lazainareo fa manaraka ambokony sy tery saina aza ny kristiana ka toy ireny olona voafitaka tsy mahalala ny lalan-kizorany ireny no fahitanareo azy,fa aleo za ho kristiana ihany fa tsy mbola hitoetra eo @ toeran'ny fisalasalana amin'zao andro efa mandroso b izao:D:D:D

160. xxx
(
16/11/2006 16:13)
ka na @ ara-tsiansy aza ne no dinihina de tsy mety ny hoùo e ! aiza no misy + afaka mikambana @ + tsy mitombona zany ary ilay izy tsy hoe aretina azo avy @ mikiraoba fa ilay ol mitsy no voa ny sainy