Fivavahana, finoana

diamondra27 ( 24/01/2006 00:37)
Izay mahita na mahay ilay didy folo de mba angatahina mba hanoro eto. MISAOTRA Ny fanontaniana mba tiako hampieritreritra antsika dia ity: Moa ve misy fahotana kely sy lehibe izany raha nanota iana... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/03/2006 19:21
diamondra27 ( 23/01/2006 18:00)
andro nilatsahan'ny FANAHY MASINA t@ mpianatr'i Jesosy . De mbola mitohy 'zany asany 'zany hatr@izao. Misy ireo Kristiana nilatsahan'ny Fanahy Masina mandrakankehitriny : ao nymiteny @ fiteny tsy fa... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/03/2006 01:16
booboo ( 22/01/2006 13:47)
Naninona kay no ireo anarana ireo no nasain'ny misionera voalohany tonga taty M/car iantsoana an'i Jesoa ? Nefa dia hain-dreo tsara ( sa tsy hainy ? )fa raha samy hafa mihitsy ireo teo @ tontolo tsy h... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 17/12/2012 05:33
dadabe ( 22/01/2006 03:39)
aminao inona no tena hevitr'io teny io? ahoana no fomba hankalazana azy? mbola ilaina ve izany amin'izao vanin'andro hiainantsika izao ?... tohiny
novalian'i marozevo ny 26/03/2006 23:10
xxx ( 20/01/2006 10:24)
Hoy ny baiboly:"iza no Antikrista fa tsy ireo izay milaza fa tsy tonga ara-nofo i Jesoa?" -Ka naninona ny Baiboly no nilaza an'io afa-tsy ny hoe te hiaro ny finoany ny amin'ny fahatongavan'i Kristy h... tohiny
novalian'i marozevo ny 25/03/2006 00:39
fijo ( 19/01/2006 22:13)
araka ny baiboly dia abrahama no rain'izy roalahy ireo. manaraka fandaharana misy fikarohana atao mikasika ny baiboly aho.amin'ny "arte"isaky ny aprem di amiverina ny alina be. jiosy sy amerikanina ... tohiny
novalian'i Veloo ny 25/01/2006 17:02
dadabe ( 19/01/2006 07:44)
hono hoaa ry namana isany ahoana ny fomba handraisanareo ny hoe :" Manaradia an'i Jesosy , sy ny hoe Nifanena tamin'i Jesosy?" dia iza no metimety kokoa ? hazavao ny hevitrao:D... tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2006 18:54
atmos ( 18/01/2006 15:29)
Manao ahoana daholo, sao dia mba misy mahafatatra ianareo hoe aiza no mety ahitana Tiona advatista afaka vidiana na hoe afarana. Misaotra mialoha.... tohiny
marozevo ( 15/01/2006 23:35)
Tsy misy loha hevitra tena manoka ity, fa mba te hitarika ny sain'ireo MINIA TSY MAHITA ny zava-misy vitan'ny Fiangonana aho, na Katolika io na Protestant. Mba te hanaitra ny sain'ireo milaza fa tsino... tohiny
novalian'i marozevo ny 27/01/2006 01:17
rainisalama ( 13/01/2006 23:02)
Raha razana tsy mitahy dia mifoha mihady vomanga.Kanefa tsy mbola nahita razana nihady vomanga isika,noho izany dia mitahy ny razana!:lol:... tohiny
novalian'i Vahinala ny 26/01/2006 08:26
tsimiandravola ( 13/01/2006 21:57)
Rehefa tsy tokony hisy ny fahanginana,nefa mangina ireo tokony hitabataba dia io ilay lazain'ny vazaha hoe :"silence assourdissant".Ka ireo mpahay tantara fahagola (antiques) izay tsy tokony hangina r... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/01/2006 01:10
diamondra27 ( 12/01/2006 06:01)
Rehefa miresaka @ manodidina ahy aho dia betsaka ny olona tsy mahalala ny branches misy ao amin'ny Protestant. Ny tiako tenenina dia hoe: ny protestant dia mizara maromaro ka izay mba afaka manazava d... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/01/2006 00:37
diamondra27 ( 11/01/2006 16:13)
1° inona no atao hoe: sectes? 2° Iza avy ireo fiangonana lazaina fa sectes? 3°De ahoana no ahafantarana azy sy ny methode-ny? 4° Ahoana no atao mba hisorohana tsy hirona @io ny membre n... tohiny
novalian'i Achia ny 11/03/2006 05:20
zarbi ( 10/01/2006 07:14)
nisy viavy tsy mino an ANDRIAMANITRA na i BOUDHA na tou les otres Dieu ke vous connaisser tao @nay ka lasa fanalana ny tsy finony ny mahagaga anefa dia catolika ny papany ary ny mamany maty io fa... tohiny
novalian'i marozevo ny 08/02/2006 00:41
dadabe ( 06/01/2006 11:57)
araka ny resaka nandeha tao ambadika tao dia indro hosokafako ilay resaka mikasika ny sabata : fepetra: 1-lazao ary hoe inona no atao hoe sabata? omeo ny porofo? 2-taiza no nipoiran'ny teny hoe s... tohiny
novalian'i ISMAH ny 31/01/2019 12:09
olona ( 05/01/2006 14:11)
Nisoratra anarana ato aho mba te hifanerasera amin'ireo zay shabbatiste mety ho membre ato! Raha liana ianao dia manorata amin'ity adiresy ity akory2005-namana@yahoo.fr . Misaotra anao!... tohiny
novalian'i dadabe ny 11/01/2006 09:14
tsimiandravola ( 05/01/2006 08:47)
Indro ary ny blog tsimiandravola ka dia mazotoa mamaky,ary mirary taom-baobao 2006 sambatra sy mahomby ho antsika mianakavy. NB:io blog io dia tsy tsara ho an'ny noana sy mavesatra entana,ka dia ialÃ... tohiny
diamondra27 ( 28/12/2005 13:19)
ahoana indray ny hevitrareo @ity resaka hoe: fanakatonana fiangonana MRE, FAAK, APOKALIPSY... ity... tohiny
novalian'i dadabe ny 03/03/2006 15:57
jentilisa ( 22/12/2005 06:10)
Izaho ry zareo mieritreritra hoe ireo zavatra roa ireo no tena manimba ny fetin'ny noely tsy ho fetim-pivavahana fa lasa fetin'izao tontolo izao ( raha izay moa no filaza azy). Any amin'ny tany mis... tohiny
novalian'i zazakely ny 04/04/2006 06:24
LazaRandri ( 21/12/2005 23:54)
[size=12][i]"Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan'Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin'ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy ami... tohiny
novalian'i adam ny 07/01/2006 20:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6045