Fivavahana, finoana

Narilala ( 07/04/2005 10:50)
Iza no mba mpitondra fivavahana malaza nahavita soa be teto an-tany, na teo @ fireneny @ ireo fiangonana hafa ankoatra ny katolika, tao anatin'ny 20 na 10 taona lasa na @ izao fotoana izao . Dia avy @... tohiny
novalian'i annie ny 10/04/2005 19:47
Lotera ( 07/04/2005 05:27)
Tsy anao polemika be aho. Tsy handrodana ny andry napetraky ny fanjakana Romana no tanjoko, fa hitory sy hizara ny Vaovao Mahafaly. Mety hanafintohina angamba ny fomba filazako azy, kanefa amim-pitiav... tohiny
sahary ( 06/04/2005 10:32)
mba nanitikitika ahy ity ry zareo de mba atsipiko kely ato mba angatahako ny hevitra avy any aminareo amin'izao ankatoky ny fifidianana izay ho papa vaovao izao;METY HO AZO INOANA VE NY METY HISIAN'NY... tohiny
novalian'i dadabe ny 13/04/2005 15:49
Merinaforever ( 06/04/2005 08:38)
Averiko eto indray ity tononkaloko ity mba hanaovana tari-dresaka. [b]NY MAHA KRISTIANNA[/b] Tandremo ihany leiretsy ny maha kristianna Fa raha tsy mailo amin’io isika dia ho fanina Lazaina ... tohiny
novalian'i sorom ny 26/05/2005 12:11
Lotera ( 05/04/2005 23:23)
L'EXPRESS DE MADAGASCAR 06 AVRIL 2005: -------------------------------------- ... "Betsaka tokoa ny tantara azo lazaina. Ny nanaitra indrindra dia [b]nisy Papa zandriny sy mbola kely izay 12 taona ... tohiny
novalian'i pitchou ny 11/04/2005 19:17
welie ( 04/04/2005 11:46)
Ito indray misy fanontaniana kely manitikitika ahy ry reto! Raha namaky ny hevitra hafa tany ambadika tany aho dia nahita hoe ny an'ny Katolika dia izay lazain'ny Mopera (na Pape?) no ekena ho marina... tohiny
novalian'i dadabe ny 10/04/2005 15:51
Lotera ( 03/04/2005 23:51)
Satria izy nahavita be tamin'ny fampianaran-diso. Nataony izany mba hampifalifaly ny ankabeazan'ny olona sy mpanao politika gaigy lahy maneran-tany. Sitrapon'Andriamanitra ve izany araka ny hevitrao? ... tohiny
novalian'i sonwin ny 08/04/2005 16:58
librepenseur ( 01/04/2005 13:08)
Hoy aho hoe: "Ny finoana tsy voatery ho marina, ny marina tsy voatery hinoana." -> Ahoana ny hevitrao manoloana izany raha toa ka tsy nahita maso ny fiandohana ianao (genèse)?... tohiny
hery ( 25/03/2005 09:20)
Efa misy toerana manokana hifampiresahan'ny skoto taloha sy vaovao amin'izao fotoana izao an... sao dia tsy hitantsika. http://serasera.org/forum/index.php?rub=topic&topid=t421c94ec366fb dia tongava ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2005 22:16
hery ( 23/03/2005 15:16)
Mba fantatrareo ve ny tantaran'ilay lambam-paty tao Turin? (Linceul de Turin na Saint Suaire de Turin)? [img=400x]http://carbon14.univ-lyon1.fr/telosologr.jpg[/img] [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i dadabe ny 08/04/2005 13:00
Ralay ( 17/03/2005 21:00)
Ny Aumônier National sy ny mpanampy azy Ny Filoha sy ny Birao Nasionaly Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'ny Tompo. Efa fantatsika rehetra moa fa isaky ny fotoana fankalazana ny Paka ... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/03/2005 14:00
booboo ( 11/03/2005 22:43)
Tena be dia be mihitsy ny oul fantatro miteny an'io, sady tena resy lahatra mitsy a, hoe matoa oun zay marary dia nanao foana dia sazian'A/tra ! indrindra moa raha aretina terrible no mahazo ilay ou... tohiny
novalian'i sonwin ny 11/04/2005 17:39
welie ( 03/03/2005 18:46)
Mba te ahafantatra fotsiny aho hoe mitana toerana lehibe eo @ fiainan'ny Katolika ve kay ny Pape? Ho ahy manokana tsinona (izaho tsy Katolika) dia olona mitovy @ olona rehetra izy. Tsy hoe manambany n... tohiny
novalian'i booboo ny 12/05/2005 12:43
intelligenzia ( 03/03/2005 13:02)
fa maninona ny vavolombelon'i j... no matahotra miteny hoe: [size=13]Aleloia![/size]... tohiny
novalian'i sonwin ny 13/04/2005 11:42
ainaheri ( 26/02/2005 11:26)
[quote]De aona ndray i JP II io zao?[/quote]... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/04/2005 14:40
eisy ( 23/02/2005 08:52)
De za zany lasa saina ihany hoe ato anaty kozikozy malalaka be ato ve misy namana mbola tsy mino na mandà ny fisin4andriamanitra? satria aho mahafantatra namana hafa izay tsy ato de minia ny handa ny... tohiny
novalian'i dadabe ny 11/04/2005 04:14
eisy ( 22/02/2005 12:01)
De tena mampihomehy ahy reolona ny fikan'ilay Kôfa mpitarika ireo mpivorivory ao amin'ilay Fikambanana Apokalipsy! Manala devoly hono lery de 1-Tondrony ny olona de raha vao misy devoly hono de mi... tohiny
novalian'i dadabe ny 31/03/2005 16:02
ikaretsaka ( 21/02/2005 22:31)
Tsetsatsetra tsy aritra ihany ity ary tsara ho fantatra: -ny dikan'ny teny hoe baiboly/ bible dia avy amin;ny teny grika hoeBiblios (tsy boblosy an =))) .. izay midka hoe boky maromaro natambat... tohiny
novalian'i marozevo ny 29/04/2005 00:03
fmr ( 21/02/2005 09:08)
inona no mahasamihafa ny mino an'Andriamanitra sy ny tsy mino an'Andriamanitra satria samy ho faty daholo ihany ?... tohiny
tsaragasy ( 20/02/2005 03:41)
araka ny hevitrareo izay mahalala tokony atao batemy\batisa ve ny zaza raha mbola kely. Satria mantsy araka ny voalazan'ny baiboly hoe:"mino zay vao atao batisa", nefa ny zaza tsy afaka hino, ary na f... tohiny
novalian'i flmlot92 ny 11/11/2012 11:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7286