Fivavahana, finoana

Lallah ( 19/02/2005 20:04)
Est-ce possible ? Choisir le chemin pour [b]soit-disant [/b]servir davantage Dieu, en profitant tous les intérêts personnels en particulier les bien matériels, en abandonnant le service au derni... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/04/2005 02:59
yonikafopl ( 17/02/2005 21:59)
Nahalasa saina ahy ihany ny zava -nitranga taty aminay ny andron'ny saint valentin, nahafatesan'ny praiminisitra libanais t@ attentat . Misy namana Gasy manko miasa ao amin'ny zanany, ka nifampiresak... tohiny
novalian'i annie ny 08/04/2005 22:30
intelligenzia ( 16/02/2005 00:48)
Tsy sanatria hiteraka fikorontanana, ary tsy misy fanavakavahana no antony hanoratako an’ito lahatsoratra ito fa milaza ny marina amin’ny fo madio. Efa hatry ny ela no nahazo ny “fahaleoven-tena... tohiny
novalian'i marozevo ny 29/04/2005 00:33
ikaretsaka ( 11/02/2005 02:18)
HO an'ny katolika dia nanomboka t@ alarobia teo ny vanimbortoanan'ny karemy. tsy ny fifadian-kanina ihany fa ao koa ny sacrifices isan-karazany ary ny fandinihantena indrindra indrindra. samy hahav... tohiny
novalian'i annie ny 08/04/2005 22:40
sahary ( 10/02/2005 04:15)
Fa inona no antony nahatonga ny anarana hoe protestant ?... tohiny
novalian'i sahary ny 13/04/2005 04:18
jeff ( 09/02/2005 13:45)
Iza no afaka manome ny famaritana hoe "CONVERTI"????????? :( ... tohiny
novalian'i jeff ny 24/02/2005 09:52
felampaiso ( 08/02/2005 11:15)
maraina ny andro dia samy miala ao an-tranony avy izahay sy rafilipo mivady ,isa-maraina dia mifandrangitra foana satria ny anton-dian'izy mivady dia hilahatra atsy @ kiosque fangalana torohevitra @ c... tohiny
novalian'i dadabe ny 23/02/2005 13:39
ikaretsaka ( 05/02/2005 01:28)
[b]APETRAKA NY ALA TSINY ALA FONDRO ALA SATROKA... TSY NATAHO HAMPIADY NY ARA PINOANA ITY FA ERITRERITRA TONGA TATO AMIKO FOTSINY.. KA AOKA INDRINDRA TSY HI RAISINA @ IZANY[/b] mba reflexion sy eritr... tohiny
novalian'i pitchou ny 25/02/2005 20:27
notron ( 04/02/2005 10:06)
Nisy takelaka iray nosoratako momba ilay antokom-pivavahana mahavita miracle fa na fiarakodia aza angatahina dia mety ho azo. Nisy namazivazy moa hoe kou manin rah rôplana no angatahina? (andramo e! ... tohiny
novalian'i felicia ny 11/04/2005 00:26
bichette ( 04/02/2005 07:49)
Misy olona ato mety manana finoana hafan'ny kristianisma, azonao ambara ve hoe inona ny tena doctrine ? ohatra, mormon, musulman sns.... :wink: ... tohiny
novalian'i sonwin ny 04/03/2005 12:09
booboo ( 30/01/2005 17:51)
Narary ny foko raha nandehandeha t@ asabotsy teo namaky boky teny an-dalana teny momba ny lapidation des femmes sy ny pendaison publique misy any Iran ( miaraka @ sary :{ :{ :{ ). Nisy ado vao 16... tohiny
novalian'i sonwin ny 15/03/2005 14:43
( 24/01/2005 06:31)
zavatra nanaitra ahy tany mada dia izao.ny pasitera rehetra dia maro anaka.( tsy latsaky ny 3 na 4 ny ankabeazany) satria ve hoe miteraha ka mamenoa ny tany sa dia fitiavana ilay zavatra tsotra izao... tohiny
novalian'i annie ny 15/04/2005 12:58
( 20/01/2005 09:13)
voatery ve ny vehivavy hanaraka ny finoany vadiny refa manambady? mazava ho azy aloha hoe tsy mitovy finoana a! ... tohiny
novalian'i sonwin ny 11/04/2005 17:43
hery ( 17/01/2005 08:00)
Misy namana 5600 eo ho eo isika no mpikambana ato. Inoako fa samihafa finoana daholo :-) Nisy resaka natsipin\'ikaretsaka izay anefa hoe toa resaka kristianina (na indrindra fitsikerana kristianina)... tohiny
novalian'i sonwin ny 21/03/2005 18:20
hery ( 16/01/2005 02:14)
Mba ilaina ho fantatra ho an\'izay tsy silamo (zah tsy izy) fa misy andry dimy lehibe izay mibaiko ny fiainan\'izy ireo. - Fivavahana (ara-drafitra) - Fivahinianana masina (Lameka?) - Finoana (An... tohiny
novalian'i dadabe ny 05/03/2005 08:27
narilala ( 08/01/2005 22:51)
Tsy aleo ve mba avadika kely indray ny lohateny. Hatr@ izay mantsy hoatry ny hoe resaka indrokely sy fitsikerana izay misy any am-piangonana any foana no nataontsika. Tsy hoe tsy mankasitra an\'ny le ... tohiny
ikaretsaka ( 06/01/2005 22:26)
Nareo ve tsy nahamarika fa rehefa mitory teny na mamaky teny ny mompera na ny pasitera dia hafa nohon\'ny fiteniny andavanandro ny intonnation-ny fa maninona ary?... tohiny
novalian'i Ramaso ny 07/02/2005 05:00
bichette ( 05/01/2005 14:50)
\"Si vous voulez la richesse, l\'amour , la santé, venez au Seigneur. Il vous comblera\". c\'est le message d\'une religion populaire qui fait de Dieu le grand pourvoyeur de biens materiels. Mais en ... tohiny
novalian'i moi ny 08/03/2005 12:00
ranini ( 30/12/2004 15:35)
tokony ho iray ihany mantsy ny tena fivavahana .koa iza ary hoy nareo no tena izy eeee!... tohiny
novalian'i dadabe ny 09/04/2005 06:16
sechat ( 30/12/2004 10:45)
Efa hakaiky ny faran\'ny andro ry reto ka inona no eritreretinareo ho atao ? ... tohiny
novalian'i blondin ny 23/03/2005 16:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.3857