Resa-dehilahy

rakapy ( 09/11/2008 05:53)
Inona wa no mba nahatonga an'ny lhl ho roboka hanao slip? inona no tena asan'ny slip @ lhl?... tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2008 17:53
kaboushna ( 05/11/2008 19:30)
ekenareo v ny lehilahy tsy avelan'ny vadiny miaraka am namany ka handé hivoaka rehefa zoma na sabotsy alina ???? ...... tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2008 22:51
Alaina ( 16/10/2008 17:19)
Tena sahirana ty bandy akama iray tafaresaka tamiko fa mitady vahaolana hono izy fa ny an-lery raha vao tafiditra kelikely de tsy tana fa tonga de mandeha. Izany ngamba le hoe ejaculation prematurée.... tohiny
novalian'i ejp.tdl ny 15/03/2012 09:24
hery ( 16/10/2008 09:48)
Setrin'ilay http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48f652990a9b0 Ny ahy ny tena tsy tiako de le mandeha miantsena tsy misy tanjona manokana. Tonga dia ndao hiantsena fotsiny dia rehef... tohiny
novalian'i Fanampy ny 19/02/2009 14:01
tsihataorana ( 14/10/2008 11:17)
Fa maninona hoy aho no tsy nisy nampianatra io fandehan-javatra io fa tonga de fantatra , ary ny tena mampiheritreritra de maninona no tsy natao t@ sofina na.......... lavaka hafa fa tonga de ........... tohiny
novalian'i cutie ny 22/11/2008 03:35
tsihataorana ( 06/10/2008 05:36)
Inona re no tokony hataoko fa tsy de tamana loatra amiko zay vevavy herako, satria lazainy fa vatany fotsiny aho fa ny fandehany kely? Omeo hevitra re.......................... tohiny
novalian'i xxx ny 07/01/2009 13:35
MMS ( 04/10/2008 11:38)
Manitikitika kely ny saiko leitsy ity fampiasana ity prouduit natokana entina anabeazana ny nonom-behivavy ity. Marina ve fa mitombo raha osorana an' iny ilay izy. Avy eo ,tsy misy fiatraikany ary ve... tohiny
novalian'i laris ny 10/01/2009 08:56
kalm ( 02/10/2008 14:40)
Salama daholo, Hifindra any fianarantsoa ny zanako, ka haka permis atao ho ato. Ny fanontaiana: mba misy afaka manome addresy ny auto ecole mba mahay tsara sy atokisana ve? De maharitra hafiriana ho... tohiny
novalian'i sytl ny 03/10/2008 07:36
Bita ( 23/09/2008 10:21)
Nanana sipa aho ary izaho mihitsy no nidiverse azy, niaraka 3 taona izahay ary azoko natao taminy daholo izay natao rehetra anehoako ny fitiavana aminy. Tsy nanda mihitsy izzy ary fantatro fa tena haf... tohiny
novalian'i andrywui ny 10/12/2008 14:01
lemenakely ( 16/09/2008 12:46)
Iza no tsara kokoa Amour sans sexe sa sexe sans amour!... tohiny
sff ( 16/09/2008 07:24)
Izaho izany lazain'ny ankizy fa tsy mahazaka taoka fa raha vao mamo dia mitomany. Tsy haiko ny antony hoe ahoana fa milatsaka ho azy ny ranomasoko. Kanefa izaho tsy mba mitomany izany mihitsy na amin'... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 23:01
xxx ( 01/09/2008 10:35)
Infidélité Un mari se fait mordre le pénis lundi 1er septembre 2008, par Franck L’histoire s’est passée récemment dans la capitale. Un homme qui travaille dans le bâtim... tohiny
novalian'i vale ny 08/09/2008 15:47
lemenakely ( 29/08/2008 09:02)
Inona avy no anton ny mahatonga ny hasarotampiaron ny vehivavy @ vadiny la ny sipany?..... tohiny
novalian'i pp87 ny 10/09/2008 12:40
lemenakely ( 23/08/2008 08:45)
ny sipa gasy teraka aty andafy matetika dia tsy mahazoazo ny bandy gasy indrindra moa fa ny avy any Dago...tsy mahay n inona na in ,fetsifetsy...Ahoana izany ry zalahy isany ?... tohiny
novalian'i lohataona ny 03/09/2008 16:49
lemenakely ( 16/08/2008 19:44)
taratry ny inona marina ny fanaovan ny vehivavy ny string?... tohiny
naughtyboy ( 11/08/2008 16:03)
mbo mangataka valiny mahafapo aminareo ry andriambavilanitra hajaina isany eto ny tenanay fa tsy mety voavaliko atr@ zao oe inona marina no zv katsahiny vhv @ akapobeny ? ra lhl manko tsy de betsaka f... tohiny
novalian'i belakely ny 05/09/2008 22:45
xxx ( 08/08/2008 18:30)
Ahoana ny atao mba hampaela sy hampisy tsirony tsara rehefa manao firaisana?... tohiny
ni81 ( 08/08/2008 06:59)
Misy aminareo lehilahy raha vao misara-toerana andro vitsivitsy @ ramatoa, ohatra hoe: mandeha manao tournée, nisy fahoriana dia tsy afaka niaraka (noho ny asa) satria lavitra ilay toerana, lavalava ... tohiny
novalian'i ratonga ny 10/08/2008 20:39
imaitsoanala ( 05/08/2008 23:07)
aona ny fahitanareo an io maro mantsy no milaza fa ref ny sipa no manao 1er d mila zavatra izy zay zvtr inn io ilainy io ? misy valeur-ny v ny sipa manao 1er pas? ... tohiny
lemenakely ( 29/07/2008 06:43)
Ireny olona ireny tena BORDEL be mihintsy !!!! Raha @ teny frantsay mantsy ny bordel na maquerelle na maison de passe dia trano fanaovan ny mpivaro tena ny ataony ! Donc raha mandika ny teny ets... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 19:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1727