Resa-dehilahy

xxx ( 29/10/2003 09:02)
Saliii daôl Resaka mandalo fotsiny. Inona ry zalahy no tsara, ongotana ny volombava sa kakasana? Lé kakasana mantsy raim dia maniry sady maranidranitra be. Kanefa lé ongotana koa sao dia misy bl... tohiny
novalian'i xxx ny 19/01/2004 11:09
mahaizamifidy ( 26/09/2003 19:06)
Misy közy hoe:rehefa kitro no jerenny sipa voalohany an!,sipa Matérialiste izy izay,fa ny köfanville sasany koa ange ry zalahy amzao efa mianatra anzany e!,lasa Matérialiste koa ve ry lerony sa ah... tohiny
novalian'i fijo ny 17/12/2003 10:48
xxx ( 24/09/2003 18:05)
Marina daholo ny filazan'ny sipa ato amin'ny namana hoe misy bandy tsy sérieux eto fa manadala fotsiny etsetra. Fa misy kosa na izany aza ny bandy sérieux. Ny an'ny sipa eto koa anie dia rehefa man... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2003 20:20
xxx ( 02/09/2003 11:55)
Hita ivelany ve zalhy ny joba efa vita??? de in no halalana azy???... tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2004 09:27
xxx ( 28/08/2003 11:13)
Ny tena blem d lazain'ny sipa fa tsy mahatosika hono aho! ôtran'ny vetivety d tonga le izy e! indraindray aza tsy mety mihenjana ileiry! tsy haiko fa tena mila fanampiana ny bandy e!Inona no tokony h... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2004 11:12
yloh ( 12/07/2003 18:21)
tena mba mila sopapa @lisany za fa manana joba nefa lery zany milaza fa tia ahy nefa izy manana joba any finda miresaka sy mi-phone azy foana sady lery koa tsy mety miala mintsy fa hose tsy antenaina ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2004 11:13
haryzo ( 23/06/2003 14:52)
zao lesy a! misy service kely mba angatahiko @ lisany : miaraka @ joba roa aho dé tsy hitako intsony izay atao. Samy tiako be daholo izy roa sady samy potika be amiko koa. Raha lisany dia ahoana no ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2004 11:14
lives ( 16/05/2003 14:09)
pédé aho ary faly noho izany toy ny bandy rehetra aho kanefa kofboy no tena tiako ahoana nareo @izany? ... tohiny
novalian'i diasn0732 ny 12/09/2018 02:57
xxx ( 12/05/2003 11:09)
Ny ahy kosa ry zalahy dé ity ny tena mampieritreritra ahy a Hitan'ialahy isany ny sipa izao dia manala ny volon'ilay fika foana , izany hoe na rser na hetezana. Dia hoe ny kofiboay hono tsy tokony ... tohiny
xxx ( 09/05/2003 09:52)
Manontany tena ihany aho ry zalahy hoe hatramin'ny firy taona ary ny bandy no mbola vosariky ny masturbation fa izaho izao 23 taona nefa dia mbola manakny foana e! Na manana sipa ary dia toa mbola il... tohiny
ravatorano ( 14/04/2003 18:57)
fa maninn tokoa wà ny kofa no tsy maintsy fônn mi-joba é ! na dia efa misy tsilo be aza eo dé mbola misy mahasaky miditsa iany. Ity net ty né ry zalah ka fitaka no bobaka eto é ! Ny joba midit... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2004 11:18
xxx ( 14/04/2003 11:52)
Ah ah ah, tonga dia tsoriko ny resaka. Fa za toa mahatsapa hoe kely ny fandehanjavatra ka mihomehy ny jôba. Firy cm kay ny norm e? Ary raha sendra kely dia atao ahoana? bbbrrrrrr wwwaaaaaazaaa... tohiny
neo ( 12/04/2003 17:34)
Iza ny sipa tena milay ato ry zala? mba ataoko namana e!... tohiny
novalian'i deghany ny 25/08/2005 13:15
hery ( 12/04/2003 16:04)
Marina fa misy ireo vehivavy mitaky fitovianjo... kanefa tokony samy hahazo ny anjara tandrify azy. Dia aleo ho an'ny lehilahy ny asa mafimafy. Tsy mamely mihitsy ny mahita pôlisy vehivavy manindrits... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2004 11:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3943