Resa-dehilahy
rinakely1
(
19/12/2003 18:04)
ahoana ndray nareo @ izany morse vao2 izany e!
"etre homme c facile mais etre un homme c difficile"
"Pour" sa "Contre "nareo?...
suite
répondu par fijo le 29/01/2004 20:44
xxx
(
17/12/2003 14:40)
sali daholo an!!!
Fantatro fa maro @ nareo no tsy dia mankafia an'ity kozy ity fa de miala tsiny za ra ohatra ka misy tezitra indray eto e...
Ka izao e: za tary vao tonga eto Pars (GVT hoy ry za...
suite
répondu par reamagasy le 13/11/2004 17:06
xxx
(
13/12/2003 09:28)
Rehefa mijey ny resakareo lehilahy ah dia hoe sao dia ratsy ny sipa e sns , nefa milaza hoe ny toetra ihany raha fitiavana ....
suite
répondu par fijo le 08/01/2004 09:50
xxx
(
12/12/2003 16:08)
Efa nalefako ty lohahevitra ity fa nocensuren zareo angamba.
Efa mba tratry ny sipa terak' etotra teo am - pirevena ve nareo ry bandy isany ary tonga de maimbo an!
Fa tena tonga de kola be batoto de...
suite
répondu par fijo le 13/01/2004 10:55
xxx
(
10/12/2003 20:05)
Salut daholo an!!!
Tena mba revin' lisany ve lty raha ohatra ka misy joba tena reven' lisany de pezy ka am le fotoana naha-pezin' lisany azy tonga de manao. Amiko aloha ohatran tonga de joba bordel...
suite
répondu par fijo le 10/02/2004 10:55
hoditrakondro
(
10/12/2003 19:41)
O ry lereto a! tena mba manontany sérieux aho ho an'izay mahalala.
Ny filelena matetika ve no mahatonga ny aretin'ny prostaty refa mahazo taona sa vokatry ny inona? ary sao misy mahalala ny vaha-ola...
suite
répondu par diavolana le 31/08/2004 07:46
mozart
(
10/12/2003 16:58)
ilaina ve ny mipeka jôba samihafa?satria toa ohatran'leo za raha sipa 1 foana ao anatin'ny x .toy ny laoka ve:lundi ......dimanche de ho hena foana fa ny fahandro fotsiny no miova(ritra,rony,....)...
suite
répondu par fijo le 17/02/2004 10:18
fijo
(
10/12/2003 11:19)
aty france dia misotro toaka isan-andro ny ankamaroan'ny olona,saingy tsy manao mamo.consom 2 dia vita.any amin-tsika,tsy dia mamely isan'andro ny olona,fa rehefa mamely dia 1L bandy telo.dia vita dah...
suite
répondu par fijo le 29/01/2004 20:47
fijo
(
10/12/2003 10:44)
ahoana ry zalahy no mba hevitr'ielahy isany,raha misisika te hiverina ny sipa taloha.ialahy no niala fa tsy izy .Nefa le plasy efa tsy banga intsony....
suite
répondu par fijo le 22/01/2004 09:48
isrine
(
08/12/2003 19:21)
Fa maninona no misy lehilahy mahasahy milaza an'izany nefa izy no mikoty ilay vehivavy?...
suite
répondu par pitchou le 24/01/2004 11:37
ster
(
30/11/2003 15:05)
Nisy ankizy izay promotion-nay tamin'ny mbola kilasy de 4ème tany ho any, nilaza tamiko; taorina kelin'ny mariaziko hoe "amin'izao voalohany izao ihany anie io no matsiro fa rehefa elaela eo dia lasa...
suite
répondu par fijo le 10/02/2004 10:59
ster
(
28/11/2003 14:06)
Dia tena heloka bevava mihitsy ve ?
Tsy azo atao tanteraka izany ?
...
suite
répondu par fijo le 10/02/2004 10:57
fijo
(
28/11/2003 12:51)
manao ahoana daholo,
mba tena tsy fantatro ry zareo izay mahatonga ny vehivavy ho saropiaro,ary dia mahavita mikaroka izay rehetra momba ny tena.Dossiers,tranon-karatra sns ,izany ve mbola hoe fitiav...
suite
répondu par fijo le 08/01/2004 10:04
xxx
(
27/11/2003 12:07)
Mba revin'ialahy isany ve ny sipa raha mafy silipo ?...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 09:39
xxx
(
26/11/2003 19:33)
Tena mbo misy fantans milay ty ry
reto a!!! Tena mety ve raha ohatra ka
manapasaka sipa nefa manao kapoty???...
suite
répondu par fijo le 14/01/2004 10:31
fijo
(
25/11/2003 11:31)
Manao ahoana daholo.
saika mba hasiako teny kely ry zalahy ny totran'ireo gasy ao paris ireo.(ny ankamaroany)tena mihevitra ry zareo fa hoe rehefa ao paris dia tena avo be.nefa anie ka maro no tena m...
suite
répondu par xxx le 25/10/2004 14:39
hoditrakondro
(
22/11/2003 15:44)
Jereo ny sary eto @ny takelaka dia mba lazao oe iza no sipa manja indrindra @ ireo nametraka ny sariny ao....
suite
répondu par hoditrakondro le 26/02/2004 20:17
xxx
(
15/11/2003 11:20)
Tsy ny vehivavy ihany no tokony hahay hi-charme.
Ilaina io na amin'ny lafiny asa na amin'ny lafiny fifandraisana fotsiny.
Ny kôfa mantsy tonga dia mivatravatra fotsiny matetika.
Ahoana no atao reh...
suite
répondu par fijo le 27/01/2004 09:28
fijo
(
05/11/2003 09:32)
Hono ho aho ry zareo,aty france dia menatra ny sipa raha vao misy kilao kely,ary ny bandy dia tsy mijery ny sipa matavy.tamin'ny izaho tany mada anefa dia tsy tianay ny sipa raha vao mahia.ary ny sipa...
suite
répondu par fijo le 22/01/2004 09:44
xxx
(
01/11/2003 14:13)
Marina ve fa mampihena force izany ny fanalana ny volon'ilay fika be ?.Raha @ izay andro mafana izao aloha dia aleo raser-na sa ahoana ?...
suite
répondu par fijo le 13/01/2004 11:04
