Resa-dehilahy

wilson ( 20/05/2004 15:42)
Ny zavtra mba tsikaritro kely fotsiny aty @ fiainana côté fa ny vehivavy Côté. tsy dia tia ny Kof avy any plateau fa contraire kosa nefa ny an'ny sipa avy any @ plateau, mba tsikaritr'areo ve? ... suite
répondu par fijo le 26/10/2004 00:03
nonja ( 20/05/2004 11:14)
tena mahagaga fa ny kofa fotsy tsy tia sipa mainty fa maninoan kay... suite
répondu par ikaretsaka le 15/10/2004 04:16
joda ( 20/05/2004 07:27)
sipa mitaraina lava voretra tia mijerijery bandy hafa... suite
répondu par fijo le 26/08/2004 22:40
joda ( 15/05/2004 09:54)
cousin et cousine... suite
répondu par surf le 28/08/2004 05:43
xxx ( 12/05/2004 14:24)
aminareo bandy ato, raha manao relation amin'ny sipanareo taloha ianareo dia inona no eprouver-nareo ? misy fitiavana ve sa mba manimanina fotsiny sa tsy misy olona hanaovana de ilay sipanareo talou ... suite
répondu par fijo le 26/10/2004 00:04
imailaka ( 04/05/2004 15:36)
Dia aôna ndray aza raha ohatra ka oe bandy miaina eo ambany elatry ny vehivavy e!!!!!! tsy miasa tsy mitatatra fa velomimpotsiny ohatry dia i madama no miasa sy mifofotra !!!! raha ohatra ka zana... suite
répondu par sipagasy le 22/07/2004 18:19
joda ( 28/04/2004 14:58)
izany e...mba tiko ho fantatra... suite
répondu par pitchou le 25/06/2004 16:49
dify ( 16/04/2004 16:35)
ny bandy zany de tsy ôtran'ny sipa hoe samy tsotra, inona ny antony ....... suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 11:59
colpain ( 14/04/2004 13:30)
aôna kay no atao raha be lôtra ny vady aman-tsipa?... suite
répondu par fijo le 10/06/2004 23:34
tequila ( 13/04/2004 12:19)
Inn no ataonareo hoe sipa maditra e?... suite
répondu par mimich le 19/07/2004 07:22
joda ( 10/04/2004 15:28)
manaova fety sambatra e aty mangatsiaka ny fety..ny andro koa... suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 12:02
joda ( 08/04/2004 09:13)
inona no mahasamihafa ny salope sy ny nymphomane e..... suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 12:03
sejianis ( 06/04/2004 12:27)
fa man ny bandy no mila mikaoty foana na efa manana aza?... suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 12:04
joda ( 05/04/2004 13:45)
aleo ho avy tsara ny été hanaovako an'ireo vazaha vavy miseho milay ireo...hanao bikini sy tenue d'été mantsy ry zareo ato ho ato...... suite
répondu par fijo le 30/06/2004 22:29
hendry ( 05/04/2004 12:23)
Inona ny critères ilazan´ny lhl ny olona iray hoe tena vhv. Misy milaza hoe raha tsy lava volo hono dia tsy vhv. Misy ndray miteny hoe raha tsy manana bika mitovy @ gitara hono dia tsy vhv.... suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 12:05
joda ( 03/04/2004 17:44)
@ fitiavana tsy tokony ho entipo loatra fa sao anenenana...aleo mandefitra e..... suite
répondu par booboo le 17/08/2004 11:55
dify ( 31/03/2004 09:30)
mitovy feeling daolo ze miteny ato e!... suite
répondu par booboo le 08/06/2004 16:51
oully ( 29/03/2004 10:45)
Ireo hono no tena fakam-panahinareo lehilahy. Manaiky izany ve nareo? Dia inona ry zalahy no azo hampiana anareo handresena izany? ...... suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 12:07
joda ( 27/03/2004 20:54)
mahagaga fa ny vehivavy vazaha aty france dia rare no miaraka @ gasy fa aleony afrikana na ny tavaratra(arabo)..manetsika ny ambopo gasy aho...... suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 12:08
lema ( 23/03/2004 15:46)
atraiza ny fetran'ny fahasarota-piaro eo @ anabavy za dé tsy mba saropiaro t@ anabaviko mihitsy fa tsy aiko... suite
répondu par ari.malala le 11/06/2004 06:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0532