Resa-dehilahy

ludo ( 14/08/2004 21:26)
Fa inona ny antony mahatonga ny leh manambady no mbola manao vady kely any ivelany????... tohiny
novalian'i mimich ny 13/12/2004 15:42
mijo ( 12/08/2004 12:54)
Na eo @ samy mpirahalahy ny mpirahavavy ve dia tokony hisy ny henatra.Ao aminay ohatra dia menatra ny zandrinay lahy ( 16 taona ) misolo akanjo na dia izahay samy bandy aza ny ao @ chambre.Ny anay re... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2005 21:28
xxx ( 11/08/2004 09:29)
tsindraindray ela miaraka am sipa iny no misy miantso tampoka surtout fa hoe vehivavy de ady tsy vita.De ahoana no ataon lisany?... tohiny
novalian'i fijo ny 28/10/2004 22:37
ludo ( 05/08/2004 19:09)
Fa maninona ny leh sasany tsy tia miara- miantsena @ vadiny???... tohiny
novalian'i pitchou ny 16/12/2004 06:09
poupounesana ( 31/07/2004 09:47)
zavatra tsy tinareo any @ vhv! aza atao gazety b raha mety fa concis tsara oh: ny sipa mifoka, ny sipa misotro toaka, ny sipa saropiarob mahazo manazava ny antony ... tohiny
novalian'i mimich ny 13/12/2004 15:52
vegas ( 25/07/2004 03:18)
Mitombina ve oe noho ny anarany no tsy itiavana an'ilay jôba? Amiko mety mitombina iany satria iny foana no ho tonontononina mandritra ny andrompiainana de aleo nifidy ze ankafizina, sa aona ozy lisa... tohiny
novalian'i dezy ny 14/12/2004 14:04
xxx ( 24/07/2004 21:20)
lisany ve efa nisy sendra an'reny "fille fontaine" ireny?de mba aona kay? m'lay ihany v? :/ ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 22:35
kinaoly ( 23/07/2004 00:48)
LUNDI Seul à la maison. Ma femme est partie pour la semaine. Génial ! Je sens qu'on va vivre des instants inoubliables, le chien et moi. Je me suis concocté un emploi du temps réglé comme du pa... tohiny
novalian'i mcfy ny 30/07/2004 23:39
joda ( 19/07/2004 15:46)
fanambadiana e tsa mba kilalao o vatolahy mamany ny soa no atao karoty ny anglisy man no lava kilaoty :lol: ... tohiny
novalian'i pitchou ny 07/08/2004 09:59
rambofrau ( 10/07/2004 19:25)
nareo lhl no tia mijerijery vhv eny andalana ,na dia efa miaraka @ vadinareo,na ny sipanareo aza?... tohiny
novalian'i pitchou ny 10/08/2004 10:38
lema ( 08/07/2004 14:40)
ny lehilahy hono tsy mba ratsy. ahona ny hevitry ny sipa amizany?... tohiny
novalian'i mimich ny 19/07/2004 07:24
wawawa ( 07/07/2004 18:38)
Inona ny hevitrareo bandy @ sipa manao piercing bedabe?... tohiny
novalian'i vegas ny 10/07/2004 19:45
wawawa ( 06/07/2004 22:33)
Ahoana ny eritreritrareo lehilahy @ hoe juste passe-temps no iarahana @ sipa?... tohiny
novalian'i pitchou ny 11/07/2004 07:55
vegas ( 14/06/2004 22:20)
Mino an'izany ve lisany? Mety nilamina kokoa ve ny tany ra tsy nisy ny jôba? No woman no cry hoy ilay akama ray zay.... tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2004 22:49
vegas ( 12/06/2004 23:58)
Hono hoa ry zalahy, refa maninona ny sipa no tsy ho adinon'lisany mandrakizay?... tohiny
novalian'i ramaso ny 21/07/2004 05:32
xxx ( 08/06/2004 10:14)
Asa na eto no tokony hiresahana azy ity fa horesahiko ihany aloha... Misy bandy miresaka sipa virjiny moa tetsy ka izao no sendra ahy indray andro... Niresaka izaho sy ilay sipa ary dia raikitra ny f... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2004 22:26
joda ( 05/06/2004 05:43)
http://gasy-en-string.skyblog.com dia gasy ve no fijerinareo an'izy io jereo haingana sao fafany... tohiny
novalian'i mcfy ny 02/07/2004 10:55
joda ( 28/05/2004 16:10)
gasy ve ny fijerinareo an'io sipa io..... tohiny
chipie1 ( 23/05/2004 09:18)
aôna no hevitrareo amina sipa misy tatouage? ... tohiny
joa ( 22/05/2004 14:14)
mba valio azafady ny tena zavatra tena tsy tianareo bandy aminay sipa na de miezaka ihany ary izahay... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0949