Resa-dehilahy
xxx
(
24/05/2005 14:06)
sipa manao ahoana no mba tiany kofa ato ? botabota ? lavalava ? mahiahia ? fohy volo sns...sa tsy maintsy intelligente sns..., samia hoe mba milaza ianareo ?...
suite
répondu par fijo le 29/06/2005 04:36
xxx
(
21/05/2005 11:39)
Firy taona ny olona vao misy henatra ?.Dia misy olona tokony hahamenatra koa ve ?.Misy manko fianakaviana sasany dia tsy misy an'izany henatra izany na samy mpifady izao aza ao an-trano.Misy koa eo @ ...
suite
répondu par hercool le 13/08/2005 08:08
rpk
(
20/05/2005 14:46)
Ahoana @zao ity resaka fanalehibiazana fananan-dehilahy ity??? Fa ‘sika gasy tena misy mahay mihitsy @ io. Any ambanivohitra be nalehanay any de misy mpahay manokana an’io:-$. Anontaniany anao iza...
suite
répondu par fijo le 30/05/2005 22:54
vegas
(
04/05/2005 01:35)
tsy mahita tory raha tsy avy ...?
bandy rehetra ve no tahaka izany sa 'reo bandy sampotsampona iany?...
suite
répondu par fijo le 19/05/2005 21:56
joda
(
31/03/2005 11:21)
misy sopapa ity ho an'ireo mpanambola manamboatra ry mivarotra poupée gonflable tantely ramamonjy...
suite
répondu par fijo le 04/05/2005 20:52
joda
(
19/03/2005 09:53)
sady nampihomehy ahy no nampalahelo nahita ilay film hoy aho hoe aza lany miss mada ihany izany kouaH!!!!!!!!!!!...
suite
répondu par fijo le 27/07/2005 21:47
Nananie
(
18/03/2005 16:26)
Iza ianareo no efa nifanena tamin'ny sipany taloha? dia inona no nataonareo?...
suite
répondu par fijo le 11/05/2005 21:08
Kalt
(
12/03/2005 14:43)
Tokony hafiriana aorian'ny fiarahana @ sipa no tokony hanao firaisana ara-nofo.Dia hangatahina ve ny fanaovana azy io sa tonga dia lasa izao :lol: ...
suite
répondu par deghany le 29/08/2005 10:12
joda
(
19/02/2005 14:25)
fa ùmaninona kay ny vehivavy no menatra raha toa ka ingain'ny rivotra ny zipo dia hita ny slip e tsy azoko... :idea: ...
suite
répondu par tsotsoa le 14/07/2005 07:41
playlista
(
07/02/2005 16:52)
raha sendra bikina ve le joba de tsy maintsy vadina? nefa joba tsy tiana akory!!!izy nefa tsy mety anala zaza !aona ny hevitrareo amizany?...
suite
répondu par Naliy le 07/09/2005 07:03
mahajilo
(
30/01/2005 18:10)
Tena ilaina ireo rehefa manao, sady tian\'ny vehivavy rahateto. Azo heritreretina ve izany?...
suite
répondu par yonikafopl le 08/07/2005 20:42
kalt
(
26/01/2005 14:31)
Fa maninona ny bandy na sipa rehefa manao fotoana @ sipany dia manao metimety?.Mety mampiova ny fitiavana olona iray ve ny fitafiana hanaovany ?...
suite
répondu par fijo le 04/05/2005 21:13
isrine
(
24/01/2005 13:46)
aminareo lehilahy no angalana hevitra hoe inona no teny mendrika sy mihaja havaly ireny anti-mola ireny?...
suite
répondu par deghany le 21/09/2005 10:48
vegas
(
19/01/2005 15:15)
Mba nieritreritra ihany oe inona no mahatonga an\'dry lerony hikôty madama nefa mlle bedebe azo rôfina amin\'ny sobika.
Ny mba hitako fotsiny zao de oe ny madama:
- tsy mba manarakaraka na micolle...
suite
répondu par vegas le 04/11/2005 09:02
joda
(
13/01/2005 12:06)
mankarary prostate hono ny firaisana lava...
suite
répondu par Falitiana2005 le 22/12/2005 06:53
kalt
(
06/01/2005 10:29)
Mety azo fantarina ve ny mahatonga ny bandy samy mitovy taona nefa tsy mitovy ny haleben\'ny sex-ny.Nefa kosa misy bandy mbola kely taona nefa manana sex ngeza be sahady....
suite
répondu par McFy le 22/05/2005 01:04
xxx
(
06/01/2005 10:01)
Mety misy fiantraikany ve raha ohatra ka tsy manao firaisana ara nofo ela ela ny bandy ?...
suite
répondu par fijo le 13/01/2005 23:24
tanala
(
05/01/2005 19:18)
Marina ve io hoe tsy mahataty hampirafesina ny lehilahy gasy raha hoharina @ vehivavy.
Sa ahona ny hevitrareo...
suite
répondu par fijo le 27/07/2005 21:48
pseudo
(
03/01/2005 22:23)
Arakara-tarehy voan-javatra!
ny hevitrareo ary na izay fantatrareo momba io \"zavatra\" io (ny endriny,ny habeny,ny halaliny,ny ala sy ireo zava-miafina ao aminy)...
suite
répondu par fijo le 23/02/2005 22:59
