Resa-dehilahy

Kotity ( 10/09/2005 11:57)
tianareo lehilahy ve raha fantatrareo amin'ny antsipirihany daholo ny zavatra rehetra ataon'ny vadinareo?... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/09/2005 17:34
rijatsif ( 06/09/2005 22:47)
Rehefa fotoana ahoana re ny olona roa no atao hoe tena mifampatoky tanteraka ê ???!!!... tohiny
novalian'i vale ny 30/09/2005 14:44
zefalah ( 05/09/2005 22:56)
asa
Inona no zavatra mampanakarena vetivety r'zala? zany hoe :inona ny asa mazava nefa mampanakarena aingana?... tohiny
jos13 ( 04/09/2005 07:43)
ny lhl @ ankampobeny d mora lefy ihany @ fitiavana satria misi sipa miaraka @ntsika 1erinandro na 1 volana d leo sahady isika , ny vhv raha mbola tsy azontsika d liana sady mitady mafy azy isika , mat... tohiny
novalian'i booboo ny 29/09/2005 14:59
rijatsif ( 31/08/2005 22:03)
O ry zalahy a! Raha mahita sipa nareo dia ny inona eny @ vatany no jerenareo voalohany mba hilazanareo hoe milay na tsy milay ilay sipa? Tarehy, bika,... ?... tohiny
dakoma ( 23/08/2005 19:07)
Mba nidinidinika t@ ireo tanora namako ity tenako. Ny fanontaniana napetraka dia ny hoe maninona ny sipa gasy no tsy tia bandy gasy intsony? Ankoatran'ny resaka fahantrana aloha dia niara-nihaiky iza... tohiny
dakoma ( 22/08/2005 20:53)
Mila manakarena ve isika bandy raha mba te hi-kôty ilay sipa gasy manja ireny? Tsikaritro mantsy e,fa ny bandy ankehitriny toa tsy misy mijery intsony raha tsy metimety ara-bola. Toa ohatran'ny tsy... tohiny
dakoma ( 18/08/2005 11:27)
Firifiry moa ireto tovolahy miseho ho tsara tarehy nomanao akoholahim-bohitra erakin'ny tanàna fotsiny. Tsy mianatra tsy miasa. Ny ankamaroan'izy ireny dia na velomin'ny vadiny na ny RAR-ny. Ny sigar... tohiny
novalian'i deghany ny 13/09/2005 08:51
zefalah ( 16/08/2005 22:51)
satria sika samy mahay daholo fa ny bandy gasy dia somary maditra,sika bandy gasy zany e..ary tsy bandy zany bandy tsy naditra zany. fa le tiako lazaina de zao...misy reo bandy mbola mirevy sy maditr... tohiny
zefalah ( 07/08/2005 20:26)
refa miresaka lhl sika dia tonga ato a-sika lay hoe amelona vady aman-dranaka..ka ny tiako lazaina zany dia ty..hoe firy @ sika lhl no manana fisainana ratsy ho velomina sipa? ary firy @sika lhl koa ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/08/2005 23:05
vegas ( 01/08/2005 00:55)
Alefaso daolo ny hevitr'lisany fa mety ilain'ireo sipa reo. Ny ahy alou ra za sipa de nomeko hanina daolo ze noana rehetra e. Fa mila manasa tanana alou an.... tohiny
novalian'i deghany ny 12/09/2005 13:11
rdjr ( 22/07/2005 13:28)
Araka ny hevitro dia bandy daholo ny atsasamanilan'ireo pelaka tsy mitonona ny sexe'ny. Enganie tsy ho isan'izany ialahy io! Inona no antony tsy hitononany izany e? nga izy hivadika hafa raha miton... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 21:07
joda ( 18/07/2005 15:27)
aminareo inona no antony amitahan'ny vehivavy 1 ny vadiny na ny sipany e... tohiny
joda ( 13/07/2005 00:06)
atokisana ary azo atao hoe contracéption ve ny coit interrompu izany hoe rehefa hi jouir iny ny lehilahy dia avoaka haingana ny sperme!!!... tohiny
novalian'i rijatsif ny 01/09/2005 21:04
rdjr ( 09/07/2005 07:10)
Iza no tena matanjaka: ny lehilah sa ny vehivavy? dia mba hamarino azafady.... tohiny
novalian'i deghany ny 29/08/2005 10:21
xxx ( 07/07/2005 17:14)
inona no zavatra manintona sy manaitra ary itiavanareo lehilahy vehivavy iray raha mitopy any aminy ny masonao, na izy vao hitanao sy fantanao na izy efa mifanerasera aminao satria, izaho dia miara-mi... tohiny
novalian'i deghany ny 29/08/2005 10:06
isrine ( 25/06/2005 17:51)
Manakory aby indray e! Gaga za rehefa naheno fa misy lehilahy te-hobevohoka. Ianareo lehilahy eto ve misy toa an'izany? Raha eny, de inona no antony e? Veloma e.... tohiny
vegas ( 23/06/2005 22:15)
aiza no manavanana an'lisany: tanana ankavia sa tanana ankavanana?... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 21:11
bebeto ( 16/06/2005 16:03)
Tsy firy ireo tanora vehivavy ankehitriny no mandeha mamaonjy boite mba ho fahafinarehetana !!!... tohiny
novalian'i radolf ny 02/09/2005 03:25
bebeto ( 16/06/2005 16:00)
tena tsy tiantsika lehilahy mihintsy ve ny vehivavy raha tsy vaventy na dia tsara tarehy sy bikana aza izy?... tohiny
novalian'i xxx ny 25/09/2005 12:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1136