Resa-dehilahy

xxx ( 31/01/2006 10:22)
iza taminareo no efa niaraka t@ cousin(e)...isany aloha ny tenanay... tohiny
novalian'i atsroby ny 22/02/2006 14:39
xxx ( 30/01/2006 20:17)
hoe ny bandy nidévergé ny sipa iray hono tys mety adinony mihintsy!!!... tohiny
novalian'i bellla ny 30/04/2006 17:02
xxx ( 30/01/2006 10:33)
ary toa tsy hita aloha ilay resaka nini omali iny e , ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2006 20:10
patrick2002 ( 29/01/2006 18:52)
Ny vola ny maha-Rangahy toa efa ela no nisianio teny io ,Ny Lehilahy tsy mba ratsy ,hatramin'ny naha tany ny tany no nisian'izany teny izany,ary farany dia hozy Napoleon raha nisaraka t@ Josephine va... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2006 21:30
vegas ( 24/01/2006 17:35)
Anontaniana ny hevitry lisany. Misy sipa mihevitra fa tsy azoazon'ny bandy hono ny sipa ho vadiny ra tsy virja. Iza tamin'lisany no namoaka an'izany lainga be zany? Zao le sipa lasa bedebe ny tsy mety... tohiny
novalian'i hertix ny 13/02/2006 02:49
xxx ( 24/01/2006 10:54)
irery aty antanin'olona aty fa sao mba misy mitady bandy gasy e ... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/01/2006 03:24
bonaventure ( 21/01/2006 12:42)
Miarahaba ny namana malagasy rehetra ,ny resaka hatsidika dia momba ity vehivavy iray izay nitantara t@ vadiny ny zavadoza nataony,toy izao ny tantara: fianankaviana musilman iray mipetraka ao Ambohi... tohiny
lemenakely ( 18/01/2006 19:57)
novalian'i fijo ny 07/02/2006 21:57
diamondra27 ( 18/01/2006 13:14)
mba te- ho anisan'ny vhv idealy ny tenako kanefa tsy de haiko loatra hoe: inona marina moa no tadiavin'ny lhl @ le oe vhv idealy ho azy?... tohiny
novalian'i fasaly ny 06/02/2006 14:15
xxx ( 14/01/2006 11:39)
oh lereto ah misy madama manambady izay re tena tiako be tena potika amin'ny mihintsy aho izy mantsy niteny tamiko hoe hisaraka @ vadiny mba omeo hevitra aho hahantateraka ny raharahanay marihiko... tohiny
dadou ( 14/01/2006 03:18)
misy madama iray mpira miasa amiko tiako ary mety mitovy izahahy anefa tsy sahiko ny manambara azy fatiako izy kaomeo hevitra ho (l)... tohiny
novalian'i fijo ny 17/01/2006 21:44
Vahinala ( 13/01/2006 10:41)
Hono hoa, iza amintsika namana rehetra ireto na lahy na vavy no sahy milaza fa tsy tia manao firaisana ara-nofo ? Fandre matetika mantsy ny hoe "sujet tabou" zany resaka sexe zany ka tsy tokony ho res... tohiny
novalian'i fijo ny 18/01/2006 20:15
diamondra27 ( 13/01/2006 07:15)
Mba manontany ny hevitrareo lhl za hoe: ahoana ny fihetsikareo raha sendra ny vhv materialista nareo? Inona no mba moraly azonareo omena mikasika an'io... tohiny
novalian'i soasoafy ny 21/02/2006 11:15
xxx ( 12/01/2006 19:48)
misy lhl 1 sipako ,niaraka nandihi izahay si ny namanay d, nefa mbola nikoty sipa 10 angamba izy t@ io alina io, sady aminizay izy tsy mivakiloa fa mifankahita sy mifankafantara ny sipa kotiny . Fanam... tohiny
novalian'i fijo ny 17/01/2006 21:57
xxx ( 10/01/2006 22:25)
inona no mahatonga ny lehilahy , somary tsy miraika na somary tsy taitaitra @ vhv , tsy vonona ny hanambady na efa manan situation tsara aza , mbola t hirevy v sa? ,ary ahoana no ahafantarana lhl tsy ... tohiny
novalian'i soasoafy ny 24/02/2006 13:40
xxx ( 03/01/2006 14:30)
raha vao ny vehivavy no mihoatra ny 24ans dia lasa tia mandainga,inona no antony?... tohiny
zefalah ( 01/01/2006 17:50)
manao ahoana ianareo? ty r'zala misy fanotaniana. afa afa iany alo izy ty fa asa na mba mitovy evitra isika na tsia. zao le izy ary: aiza no tsara ?mitangina Vehivavy sa Mitaingina avion? ... tohiny
novalian'i Vahinala ny 22/01/2006 12:08
tapotafiry ( 17/12/2005 08:08)
SALUT DAHOLO INONA NY HVTR FA TENA SIPA MARO NO NISARAKA T@KO FA ZA HONO EGOISTE FA MIJOUILLIR TROP VITE DE IO FONA NO BLEM D TSY MISY SIPA TAMANA MINTSY KA MBA TOROY HVTR ZA MBA TSY HO EGOISTE TSONY ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/02/2006 21:21
diamondra27 ( 13/12/2005 12:12)
fa hono hoa: mba manontany anareo lhl fa nisy resaka nifanaovana t@ manodidina indrindra vao tsy ela akory fa nandritra ny journée ny sida, de hoe: firy andro no tantinareo tsy miray amin'ny vhv, ary... tohiny
kafmalbar ( 13/12/2005 08:04)
Nisy sondage nivoaka dia hoe 90% dia efa nimast daholo eny fa na ny efa manambady aza,ka hoe misy fiantraikany amin'ny fahasalamana ve izany ???... tohiny
novalian'i Rwin ny 27/06/2014 20:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0645