zay tsara iany hono e

1. zefalah ( 01/01/2006 17:50)
manao ahoana ianareo?
ty r'zala misy fanotaniana.
afa afa iany alo izy ty fa asa na mba mitovy evitra isika na tsia.
zao le izy ary: aiza no tsara ?mitangina Vehivavy sa Mitaingina avion?

novalian'i Vahinala ny 22/01/2006 12:08
2. Vahinala ( 01/01/2006 18:28)
Hihihi za vevavy fa ra za no anontanianao d aleoko mitaingina ny malalako toy izy mitaingina avion ! :-D:-D:-D
3. diamondra27 ( 01/01/2006 18:54)
f'angah tsy mety raha izy roa miaraka, fa ahoana za no hifidy
4. kiali ( 01/01/2006 19:22)
ny tena de mitaingina vevavy eny ambony avion
5. akamatiana ( 01/01/2006 21:21)
=))
6. akamatiana ( 01/01/2006 21:27)
7. akamatiana ( 01/01/2006 21:28)
ra zah no lehilahy d aleko mitaingina avion lol:-D
8. fasaly ( 01/01/2006 21:40)
ary inona no mba safidin'i zefa e!
raha izaho kou no lehilahy de mitaignina avion mandeha any dago no tiko
9. vale ( 01/01/2006 21:56)
dadabe>:( andrekaky ô! ty zvt alefanao !:-D fa nankeza doly ny lhl ô????:-D:{
10. zefalah ( 02/01/2006 15:15)
akamatiana> lasa lavitra be nenao io.
tonga de silaka be za we mampiditra resaka afa afa ndray...fa tsara iany alo e..tonga directe be.hehe
tsy mampiantraravelatsihy.

fasaly>za aloa mbola tsy misy sipa miaraka amiko eto,ary tsy mbola misy naniry niaraka tamiko.
nantany enao hoe ary nena aona? de hoy aho hoe:
nde fakafaka-sika le fande-zavatra de ho ita eo zay tsara.
refa mitaingina avion enao de somary mataotra kely zay aloany fiakarana,de refa eny atenatenany enao enao de mitaitaina ,na te ho tonga na mataotra.
fa raha hiresaka Vehivavy kosa sika dia le fikarana voaloany no tena ahazona fy koko...de refa eny antenatenany enao faly sahirana...de refa vita le izy de mahazo aina....sady mahazo tory tsara avy eo.
aiza ary ny tsara? nena ze tsara iany no tiako.
le mangidy @ farany tsy de reveko,mitaingina avion io,mangidy @ farany hoy aho,satria enao refa hihidina iny le avion de otran'bemarena be zay enao.
hehehehe...zay so mitatra eo ka lasa zavatra afa.
nena zany le mitaingina zazavavy-ndrano no tiakoe.
11. fasaly ( 02/01/2006 17:19)
kay tena nahay nifidy marina i zefa knou!
izaho zany fatra-pifidy loatra de nahazo ny mangidy farany.....looooza!
12. vale ( 02/01/2006 21:41)
DADABE> azafady fa neveriko fa ianao no nampiditra io lohevitra io!8O miala tsiny e!:(:wink: efa tena tsy maita intsony ngamba ny masoko izany :-D
13. sedra ( 03/01/2006 05:27)
misy hôtran'ny mitaingina vhv aize!
14. pissoa ( 03/01/2006 05:59)
vale, manimanina an-dadabe njay njiko de mody tsy mahita eo :-D:-D:-D

sedra efa im-piry nande avion :-D:-D:-D
15. sariaka91 ( 03/01/2006 20:41)
efa nandramanao ve ny lave-linge en position essorage ?
16. vale ( 03/01/2006 23:00)
pissoa:

vale, manimanina an-dadabe njay njiko de mody tsy mahita eo :-D:-D:-D

sedra efa im-piry nande avion :-D:-D:-D


pissoa> ndry ko ky tena mampiomehy ka!:-D:-D:-D:-*
17. vale ( 03/01/2006 23:01)
sariaka91:

efa nandramanao ve ny lave-linge en position essorage ?



sariaka> :-D maita zvt ky ndry ka!
18. sedra ( 04/01/2006 02:19)

pissoa & sariaka raha mahalina anareo ny nitaingenako
avion dia tsidiho ny adresse Mail:rga2277@yahoo.fr
19. sedra ( 04/01/2006 02:27)
pissoa io ny adresse e mail alefaso amin'io ny adresse e- mail anareo dia alefako ny mot de passe raha tena liana ianareo fa za! dia efa nitaingina avion e!
20. fijo ( 04/01/2006 04:35)
raha mandrangotra be toa io film alefan'i akamatiana io aloha,hummmm aleoko mitaingina avon e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2352