Resa-dehilahy

joda ( 06/05/2006 20:44)
STRING mihoatra ny zipo na ny pataloha: fitotoana vary diavolana ve ka maka fanahy ny akoho? Eny rehetra eny dia maro ireo andriambavy lanitra asa na fanahy iniana na ahoana fa dia mandehandeha eny r... tohiny
novalian'i dimbi79 ny 29/06/2006 04:13
Fiffi ( 05/05/2006 07:57)
Raha nijery ny gazety androany aho dia izao no zavatra hitako ao: Ampitatafika - Tovolahy nanolana ny zandriny valo taona Teny Ampitatafika, ny 1 mey teo, tovolahy iray, 25 taona, no nahavita nano... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/05/2006 12:45
xxx ( 30/04/2006 18:51)
Be ny sipa nanontany ahy hoe fa maninona kay ianareo bandy refa mijery sipa dia tsy maintsy ao ambanimbany ao aloha no jeren'ny maso voalohany ... Dia hoy aho hoe normaly e ...asa ny an'ny sipa aloha... tohiny
novalian'i dylan007 ny 09/11/2006 09:01
dadin ( 29/04/2006 16:22)
Fa inona ny mahatonga ny vehivavy amin'ny ankapobeny mitataka ny bandy foana e. Misy na dia efa manambady aza dia mbola ao foana ilay eritreritra fanadaniam-bola tsy dia misy antony. Sa ve noho ny fif... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 05/05/2006 14:11
tyfoly ( 20/04/2006 14:33)
lhl
manana namana iray za milaza we tsy tia vhv mihintsy hono izy , ary miseho mafy b fa tsy rototra @zany mihintsy , nefa tsara marihina aloha izy fa tsy pd e, ny mahakamo anefa d rehefa mahita vhv izy d... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 05/05/2006 14:19
xxx ( 17/04/2006 07:08)
Raha izaho manokana aloha dia hitako fa somary vulgaire ny vehivavy misotro toaka sy mifoka sigara .Asa izay eritreritry ny hafa!:?: En plus lasa mauvais exemple ho an'ny ankizy !!... tohiny
novalian'i dailynews ny 29/06/2006 16:27
xxx ( 07/04/2006 18:08)
Mba inona kay ny cadeau tian'reny lehilahy reny refa aniversaire e. Ny lehilahy manko sarotra itadiavana cadeau mitsy tsy ohatran'ny vehivavy. Mba omeo sopapa ry reto a ankoatran'ny cravate a:wink:... tohiny
novalian'i rama ny 30/04/2006 13:19
labomba ( 03/04/2006 19:22)
Lisany ve tsy mahita?... tohiny
novalian'i kala ny 26/04/2006 06:23
xxx ( 24/03/2006 20:04)
aza dia manakaiky loatra ny jo refa miakatra tohatra izy fa manjary jenjina :-D:-D http://www.dancehallreggae.com/imageview-aspix?imageID=12685 =))... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/04/2006 05:13
xxx ( 22/03/2006 14:53)
inona ary izany? Ny an'ny lehilahy atsofony ary ny an'ny vehivavy velariny refa samy lena ?:?::?:... tohiny
novalian'i colar ny 18/10/2006 20:44
lemenakely ( 21/03/2006 12:18)
Raha nandinika aho dia tsy misy signe ivelany mihintsy ahalalàna andry zareo sauf angaha hoe mifampitantana fa raha mandeha irery tsy hita mihintsy!:?: sahala @ ity mpanao tennis frantsay malàza i... tohiny
novalian'i titis ny 27/06/2006 05:33
xxx ( 20/03/2006 11:31)
zay aho letsy vao manonatany antsika lehilahy: ahoana letsy ny fankalazana ny saint valentin: ? de ahona ary raha tsy asiana zany e? farany, de tena nankafy ery zao ialahy mamaky io teo ambonin'ny vad... tohiny
novalian'i fasaly ny 22/03/2006 13:06
xxx ( 19/03/2006 18:40)
misy mahatsara azy mihintsy ny sipa manao mini jupe ! indrindra raha toy izao ry zalahy sa ahoana ? http://www.minijupes.free.fr/images.php3?img=photos/031.jpg... tohiny
novalian'i fijo ny 23/03/2006 21:40
xxx ( 18/03/2006 07:14)
Asa ianao raha mahatsikaritra fa ao aminao ao dia misy faritra tsy mbola nokasihan'ny lalitra ka rehefa lalaovina maharitra dia tena hita fa mahafinaritra!=))=)) ... tohiny
novalian'i apache ny 09/05/2006 09:34
corallie ( 10/03/2006 09:28)
aona ry eto ny fomba hitazomana ny lehilahy tsy hanao sipa afa tsy 1 ihany na ny vadiny ihany mifanoroa hevitra e !... tohiny
vegas ( 08/03/2006 19:50)
novalian'i lolyony ny 19/03/2006 22:27
smileys ( 07/03/2006 12:48)
Rehefa tsy hita ny tiana, tsy maintsy tiana ny hita. Manaky sa tsy manaiky anareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2006 21:21
ravakamalala ( 02/03/2006 11:55)
Rehefa nandinika aho dia mahita fa amin ny ankapobeny ny lhl dia matahotra mandray andraikitra. Hany ka tsy sahy manapa-kevitra, tsy sahy misafidy fa miandry fotsiny eny, na manara-drenirano. Ny vehiv... tohiny
novalian'i Ragadona ny 07/05/2006 05:57
xxx ( 02/03/2006 08:58)
mahagaga mihintsy inona ary no antony?:x... tohiny
novalian'i mimika ny 26/08/2006 00:22
akamatiana ( 27/02/2006 00:20)
Marina veuuh zany fa ny bandy ts mahazo mitonja finday am-posy pataloha aloha fa mahakely Bobla ???:-w:-w nefa tsy zany veuuh vo maika tsara =))=)) ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.065