Resa-dehilahy

DONGAKA ( 22/12/2006 19:35)
Be ny milàza fa .....ny vehivavy hono rehefa tsy ampy firaisana dia MASIATSIAKA sy KOZITINA ....asa aloha izay fahamarinany... tohiny
novalian'i xxx ny 19/01/2007 06:46
Ranavalomanjaka ( 19/12/2006 08:01)
Liana b ery n sipa mamaky resa-dehilah an... tohiny
novalian'i salmo ny 20/12/2006 21:06
DONGAKA ( 18/12/2006 16:46)
Raha sanatrian'ny vava ka ianareo sipa no sendra an'izany ny efa manambady no tiako tenenina eto hoe lasan'ny mpiasa ny ramose nareo dia ahoana?...... tohiny
novalian'i soanja ny 29/12/2006 06:36
soanja ( 18/12/2006 03:01)
Mahavariana ahy fa rehefa mandinika lehilahy aho any ampiasana na amin'ny teorana isan-karazany, indrindra fa ny ao an-trano any dia mahagaga ahy fa rehefa manao zavatra iray izy dia iny aloha fa tsy ... tohiny
novalian'i madera2 ny 28/12/2006 19:34
lemenakely ( 14/12/2006 14:02)
I RA...sipan'i RA...... inona no tena dikany sy ny fanalavànteniny . Taloha mantsy dia sakaiza no filàza azy ? dia tampotampoka teo lasa hoe sipa . Ex: Nanao sipa hono i BILL CLINTON ka izan... tohiny
novalian'i madera2 ny 05/03/2007 20:34
salmo ( 14/12/2006 10:01)
Jôjika ndrindra ato am serasera=D ¿be de be ndray zao ny hialona sy hanisy sira:-D=))... tohiny
novalian'i salmo ny 14/12/2006 22:22
lemenakely ( 07/12/2006 16:01)
Raha ny feo henoko etsy sy eroa dia misy zavatra tsy dia mazàva ny momba azy ity ! Raha ny fahazoako azy dia tsy kôpy na inona na inona ilay sipa io (GASITIALOVE) fa bandy no tena ao ambadik'izy io... tohiny
novalian'i nolalaina ny 26/12/2006 22:00
Henricko ( 21/11/2006 17:58)
Inona kay ny mahatonga io aretina io. Misy ifandraisany @ fanaovana na tsy fanaovana rapport sexuel ve ?:roll::roll::roll:... tohiny
mahajilo ( 17/11/2006 12:05)
rehefa " be tanana" hono dia "be zavaboary", ary rehefa "be orona" koa dia "milanaja azy" Ekenao ve izany?... tohiny
novalian'i kama ny 13/12/2006 05:34
pimaso ( 16/11/2006 11:39)
BANDY KELY TSY MANAMBOLA TSY ATAKALO BAINA EFA SOLA FAKAFAKAO... tohiny
novalian'i xl ny 18/01/2007 14:35
xxx ( 12/11/2006 09:58)
hono hoa ry reto le lhl tsy ampy sperme reny ve miteraka sa ahoana? inona no antony mahatonga izany... tohiny
novalian'i batita ny 16/01/2007 11:06
gasypantin ( 11/11/2006 15:06)
vonjeo fa somary manaikitra ny kiraroko e! inona no tokony ho atao ?... tohiny
novalian'i titimms ny 03/12/2006 17:27
salmo ( 09/11/2006 21:19)
Misy bandy izay vao miresaka de Sipa na Joba, nefa raha misy angamba. Mety hamitapitaka eo anatiny Surface fa tsy hampiditra baolina.:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i salmo ny 13/12/2006 11:27
fasaly ( 09/11/2006 14:09)
Marina ve io ry zalahy de in no anton'lay vali-teny na eny na tsia:wink::roll::roll::roll::roll::?:... tohiny
novalian'i fasaly ny 11/02/2007 09:06
bonaventure ( 04/11/2006 15:32)
Asa ry akama isany fatoa ohatra tsy mirevy sipakely intsony isika ttanora fa toa miaraka @ ramama efa mananika ny faha 45 taona eny na dia bandy kely mbola 20taona aza,fa dia inona loatra ny antony sa... tohiny
novalian'i coline42 ny 06/03/2007 17:23
xxx ( 03/11/2006 23:23)
ianareo vehivavy ve de mba maniry sy tia lehilahy iray na eo @ bikany na eo @ fihetsiny ka te hiaraka aminy ianareo? Mba azonareo lazaina eto ve ny antony ?... tohiny
novalian'i MTN ny 05/11/2006 20:46
xxx ( 30/10/2006 18:39)
Raha ny fandinihana ny zava-misy ankehitriny indrindra eto @ tanàna (DAGO) dia mahalasa saina ihany ny sipa ankehitriny fa miodina atsy miodina aroa ny fiainana sarotra ve no mahatonga an'izany sa in... tohiny
novalian'i batita ny 13/01/2007 10:30
xxx ( 30/10/2006 09:42)
fa ahoana no eto madagascar indraindray tsy dia tena serieu ny relation entre les deux mecs ... tohiny
novalian'i boygay ny 13/04/2007 07:36
lemenakely ( 29/10/2006 16:27)
Ahoana no hevitrareo momba na mpivady na mpisipa iray asa izany hoe miara-miasa izy roa ao @ toeram-piasana iray na miara-mianatra koa.Toa hafahafa ihany raha amiko manokana !:°)... tohiny
novalian'i batita ny 16/01/2007 11:15
xxx ( 24/10/2006 09:18)
Ahoana no fahitanareo ny cas efa manomboka miseho toy izao .Madama efa manenika ny 40 taona ,ao ny manambady ara-dalàna ao koa ny rava toka-trano na manao-tena dia misipa @ bandy kely 25 à 30 ans.D... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0868