Resa-dehilahy

salmo1 ( 09/03/2007 18:00)
Milay be enao am sary rehetra ah, fa saingy pachinot mbola très jeune. ... tohiny
xl ( 09/03/2007 14:31)
asiana brochette partie dia, manao Mahaleo sy Lolo Zokiny,... Izay lehilahy intéressé milazà ny heviny ary e! Misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i pimaso ny 13/03/2007 13:15
salmo1 ( 08/03/2007 12:46)
Ilay zanak'olona. Efa afaka baka de mbola hanao bi-baka indray hono:!::oops:. Zesta fotsiny eo anatrehany firenena sy ny mpianatra :!:. Bravô ¡Felicidades!=D, fa nahazo ny laharana voalohany t@ 2... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2007 11:40
niryna ( 08/03/2007 07:05)
Izahay vehivavy sasany dia ny mitety mangazay no tena mba mahafinaritra anay na tsy dia hividy zavatra aza izahay. Ianareo lehilahy sasany kosa anefa dia mikomy ny fanahinareo rehefa hoentina miantse... tohiny
novalian'i niryna ny 11/03/2007 04:46
salmo1 ( 07/03/2007 19:19)
21 Juin 2001 15h 00mn -> 17h 30mn. [i]Ny t@ 21 Juin 2001 nihidy daholo ny varavarakeliny kely finoana rehetra ary nontapenana daholo zay lavaka mety hidirany masoandro. [/i] http://www.dailymot... tohiny
novalian'i salmo1 ny 07/03/2007 21:21
bibiango ( 05/03/2007 13:34)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny vehivavy indray no mangataka firaisana ara-nofo? Tsy misy olana ve izany eo amin'ny fomba fisainana(ami'ny ara-panahy), sa ve tena mitovy zo @ lehilahy izy amin'io res... tohiny
novalian'i Kwasi ny 09/03/2007 02:22
salmo1 ( 02/03/2007 12:22)
Tokony. Tsy hisaram-pandriana ny vhv @ lhl. :!::°) ... tohiny
novalian'i pissoa ny 04/03/2007 20:24
salmo1 ( 01/03/2007 11:27)
Efa misy tompony ve ity joba ity:?::°)... tohiny
novalian'i fasaly ny 03/03/2007 07:54
salmo1 ( 01/03/2007 10:09)
Inn ary zany; ny raviny malamalama, ny taoany marokoroko, ny vodiny feno tsikoko.:?: Tsy mangahazo alou eh. :-D:-P... tohiny
novalian'i salmo1 ny 01/03/2007 17:48
salopard ( 28/02/2007 16:57)
certains personnes dans ce forum denigrent les prostitués ne melageons être salope, c un trait de caractère, c mal; être prostitué c une profession, c bien ; ... tohiny
novalian'i coline42 ny 06/03/2007 17:15
DONGAKA ( 27/02/2007 12:34)
Mananjina hono ireny volamena ireny ary mino aho fa marina izany.Nefa dia misy ireo vehivavy sasantsasany manao an'izy ireny @ cheville ary hitako fa tsy mendrika ilay izy..misy aza moa dia manao pier... tohiny
novalian'i jaloko ny 28/03/2007 17:19
xl ( 26/02/2007 07:38)
zava-misy izany... tohiny
novalian'i apache ny 14/04/2007 06:14
niryna ( 24/02/2007 01:26)
Anisany hisaorako ho anareo lehilahy kosa aloha ny fikarakarana anay rehefa marary izahay e.Io kosa dia tena mba fiderana anareo manokana.Indraindray matahotra rehefa marary ny vady fa ianareo lehilah... tohiny
novalian'i niryna ny 07/03/2007 06:55
xxx ( 15/02/2007 14:46)
Eo amin'ny lafiny rehetra eo amin'ny aram-pitiavana , na izay efa manana tokatrano na izay mbola miaraka eo amin'ny mpifakatia : "moa ve misy mba tena fihetsika na toetra sns...andrasanareo na tinareo... tohiny
novalian'i rshery ny 17/03/2007 16:10
lektsolo ( 12/02/2007 17:37)
Midika inona eo @ fitiavana ny tsôda?Mihena ve zany refa ela ny fiarahana?Mitana toerana lehibe eo @ mpivady ve zany?Midika inona ny tsy fisian'izany eo @ mpivady.... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2007 17:35
xxx ( 09/02/2007 12:01)
tsy manaiky mitsy nareo lehl raha tsy mihinana fona @ vhv (rapport), tena tsy alezy ve nareo raha tsy mahazo e! mahagaga!!!,fa inona nefa no tena mahatonga anareo tena mandrirotra anareo ho tia anile ... tohiny
xxx ( 02/02/2007 19:54)
Hono hoa ry zalahy, Inona no mahasarika anareo hiaraka @ vhv efa vadin'olona, ary indrindra koa fa hoe efa zokinareo izy??? ... tohiny
novalian'i bibiango ny 03/03/2007 23:13
xxx ( 02/02/2007 17:40)
Hono hoa ry zalahy??? Mba tinareo ve ra vehivavy virijiny no mba lasa vadinareo??? Ary possible ve izany @ zao andro izao???? Sa...Tsisy dikany izany @ zao??? sa...Inona no tena mahasarika anareo @ vh... tohiny
novalian'i bibiango ny 03/03/2007 23:16
kitjo ( 30/01/2007 03:18)
nanontany i jhoul tatsy ambadika tatsy hoe Ahoana ianareo vehivavy raha mivadika lehilahy tampoka? dia averina aminareo ny fanontaniana....... tohiny
Lalah ( 29/01/2007 02:35)
Eo @ lafiny ny fisarahana maninona ny lehilahy mampirafy no manana ilay toetsaina mieboebo @ namany foana, milaza fa tsy miontsina e!na efa voadonan ny sipany any @ maharary azy aza. Ary ny tena mah... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1008