Resa-dehilahy

xxx ( 14/04/2007 21:10)
sipa maimbo manaona e! nifanena t@ sipa aho ka tonga de tapaka ny hevitra fa hanao firaisana hay vao nampiakarako ambonimbonin'ny fe ny tanako tonga de kilaoty goka no voatsapako tao nefa mba ... tohiny
novalian'i selepa ny 12/10/2007 22:46
azzaro ( 13/04/2007 17:36)
Manahoana, Ahoana kay no atao raha te hijery ilay page manaraka e? mandreraka be ahy ilay "manaraka", "farany"... nefa avy eo tsy mivadika akory ny page fa miverina ery aloha ery? Misaotra ry zalÃ... tohiny
novalian'i sitlo ny 16/04/2007 18:30
salmo1 ( 13/04/2007 14:27)
Inona no hataoko mba tsy hitsiriritandry zalah mpiara-mianatra aminy, ny jôbakely :?: Mba hamatarandry zalahy fa efa misy tompony i takaka :idea::°)... tohiny
novalian'i salmo1 ny 14/04/2007 16:52
xxx ( 13/04/2007 07:51)
Fafinaretana ihany koa ve ny mahita olona mitaraina rehefa miray ara-nofo?... tohiny
salmo1 ( 05/04/2007 19:00)
Hono wa? fa ahoana ny joba vaza rehefa :* de hampadadizany manerakiny lohany bandy ny vavany; voatsetsitra daholo :ny vava, ny sofona, ny orona, ny andrina sns... Knefa ny joba gasy eo @ vavany ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/04/2007 12:09
salmo1 ( 02/04/2007 02:06)
Indray mande zay izaho sy ny cousine-kou nande niaraka t@ bisikleta, nitondra anakiray avy. Ity cousine-kou hande coiffure hanamboatra volo, izaho kosa hande haka filme hojerena, zany oe zah mety haha... tohiny
boubounezy ( 30/03/2007 09:29)
inn kay ny matonga ny lhl sasany mbola tanora kely reny ka tsy ty miaraka afa tsy @ femme mure???:idea:... tohiny
lemenakely ( 28/03/2007 16:06)
Raha omena anareo ny safidy dia iza no azo iafiana kokoa vehivavy iray niteraka tsy nanambady sa mangala-badin'olona ? misokatra ny adi-hevitra tompokolahy sy tompokovavy!...... tohiny
novalian'i pimaso ny 10/04/2007 07:23
salmo1 ( 28/03/2007 09:57)
[img]http://www.musiqueonly.com/disques/compils_dance_divers/mariage/photos/mariage_digipack_.jpg[/img] Mbola ho avy ny anjaran-tsika 2 http://www.dailymotion.com/visited/search/kaiamba/video/xt58s... tohiny
novalian'i salmo1 ny 11/04/2007 12:38
salmo1 ( 26/03/2007 20:15)
Ireto avy ny kalamanja 10 mba hitako tato @ sera2: 1er- pachinot 2nd- fasaly 3eme- PRISCILA faha 4- natolotra faha 5- ftlozy faha 6- telisoa faha 7- Aino faha 8- sunlight ... tohiny
novalian'i karinah ny 01/04/2007 13:37
mahajilo ( 25/03/2007 11:18)
Ny bandy rehefa hikaoty sipa, ka te hahazo azy dia lasa be fandaingana, mamorona! Tsy mety ve raha milaza izay zavatra marina, sa maivana loatra toy ny volomborona ka mila manindry amin'ny lainga tsa... tohiny
xxx ( 24/03/2007 18:54)
manja be mihintsy nareo izany ah. Tonga de lany MISS SERASERA raha vao misy ny fifidianana... tohiny
novalian'i poly ny 06/04/2007 15:13
salmo1 ( 23/03/2007 17:38)
Izao ny antony: Ny ao @ resa-behivavy de fitarainana @ fisika no tena betsaka. oh: zah kely nono kely, ny sipako tsy de ti ahy fa matavy loatra, innn no atao mba hapalamalama ny tarehy... sns :-D ... tohiny
novalian'i tynah ny 24/03/2007 21:12
sakaizakely ( 23/03/2007 11:56)
fikolokoloana vatana (crème, sport & muscu...) ranomanitra fitafiana kiraro solomaso famataranandro gadget (MP3, finday bluetooth, palm...) . . . . Tohizo :P Midika inona ny fikolokoloa... tohiny
salmo1 ( 22/03/2007 23:48)
- Maditra :-w - Hendry =D - Jiolahim-boto :-w - Tsarafanahy =D - Ti tena :-w - Zaza notezana tam teni soratra masina :-D - Devoly :-w - Mpampirafy :b - Tsy mbola nazaka sipa :°) - Ratsy fa... tohiny
salmo1 ( 22/03/2007 09:01)
^:^ Inn re no hataoko e:?::roll::oops: Ry takaka samy manana talentany daholo, simpatikas, samy tres belle ^:^ Samy manana faniriana ho vinantony Papa sy Mama daholo izy ireto. Zany oe: tsy mai... tohiny
novalian'i salmo1 ny 22/03/2007 22:34
lemenakely ( 20/03/2007 15:52)
Fanontaniana mipetraka @ vehivavy rehetra ity raha sendra misy lehilahy jamba iray sendra tafiditra ao @ vestiairen'ny vehivavy dia inona no ataonareo ?... tohiny
volatil ( 19/03/2007 16:41)
ina ry zareo ny atao oé vhv matsiro eo @ fiainana????... tohiny
novalian'i xl ny 04/04/2007 16:53
salmo1 ( 19/03/2007 09:58)
Maneran-tany ve ity fety ity sa eto espane ihany:?: ... tohiny
novalian'i melianie ny 21/03/2007 13:35
ari.malala ( 15/03/2007 12:44)
hono hoa e, fa tena ilainareo lehilahy tokoa ve ny manao aventure e! fa nga tsy ampy anareo ny sipanareo na ny vadinareo? de fa manin ko refa michat de ts maints hoe ndao hiaona fona no tenenin'ny ank... tohiny
novalian'i pimaso ny 10/04/2007 06:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2136