Resa-dehilahy

lektsolo ( 25/05/2007 16:24)
Mba efra nandramanareo ve?Tena milay be fa mazotoa!... suite
répondu par Nickovy le 23/08/2007 10:18
xxx ( 25/05/2007 03:48)
Ny lehilahy gasy tsisy ilavana azy ra @ ankapobeny no resahina, ra tsy mpamono vady de mpampirafy!!! aza omena tsiny ihany hoa ny vhv gasy sasantsasany ra mba miantefa @ vahiny ny fony sy ny sainy.... suite
répondu par Jeankely le 15/06/2007 07:42
salmo1 ( 22/05/2007 09:27)
[img]http://www.sobika.com/v2/img/img_miss/2005/chris.jpg[/img] Waou, diso manja be lôtra izy zany. Aiza ny Miss sera2:?::D... suite
répondu par tinahardos le 15/09/2007 07:51
xxx ( 20/05/2007 00:35)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/F_05BL_1.GIF[/IMG]... suite
répondu par Aino le 22/05/2007 10:33
lemenakely ( 18/05/2007 21:47)
Ny tampoka hono tsy mahalehilahy nefa raha izao kosa tsy mahavehivavy http://www.dailymotion.com/relevance/search/SLIP/video/x12odb_slip-hunter... suite
répondu par xxx le 28/06/2007 05:26
lemenakely ( 17/05/2007 22:46)
SABRINA ilay mpihira hoe: boys boys ,sexy girl,...iny ve r'ireto nymphomane sa ahoana fa toa tena MAFANA be daholo izay hira sy clip ataony?... suite
répondu par sendra1 le 24/05/2007 17:23
ari.malala ( 11/05/2007 12:38)
Fiteny heno foana ilay hoe ny fitiavana tsy misy taona, ka mba te hanontany anareo lehilahy za hoe tinareo ve ny miaraka @ olona zokinareo, de hatramin'ny firy taona ny elanelana eken'ny sainareo?... suite
répondu par fasaly le 16/05/2007 11:04
pimaso ( 07/05/2007 13:30)
Dia ho atao aiza daholo hono ny 2cv sy 4l tsika dia hanao inona daholo indray hono ny tompon'ireny taxi gasy ireny? sao dia ny sarety no lasa aloha, ary raha soloina daholo koa ny trano bidonville,... suite
répondu par Jeankely le 23/05/2007 07:07
lemenakely ( 30/04/2007 14:51)
Makorelina , kox,mpivaro-tena....sns izany no teny iantsoana ireo mpivarotra fitombenana eny rehetra eny !nefa raha dinihina @ saina tsy miangatra dia somary mahery vaika ihany ny fomba iantsoina an'i... suite
répondu par dongadonga le 19/05/2007 06:01
ronaldo09 ( 27/04/2007 11:29)
Mbola betsaka ny Raiaman-dreny no manolotra vady ho an'ny zanany toa an'ity namana mpiray tanindrazana iray ,3eme annee izy izao ary dia nilaza ny RAR niny fa efa misy tovovavy miandry azy omanin-dr... suite
répondu par Jeankely le 15/05/2007 04:29
pimaso ( 27/04/2007 08:48)
par exple : Sarkozy face à Segoulene mbola hafa ihany isika ka! lohany marina... mpitondra fa tsy hoentina... kapaina tsy hita fery... fa tandremo fa ny vhv tsy maha lhl ? Eva sy Adama Miara m... suite
répondu par Jeankely le 15/05/2007 06:58
salmo1 ( 25/04/2007 14:01)
Misy vavy izay naman-tsika ato @ sera2 teraka t@ 1991. Ti hifandray amiko hono izy, sady izaho no mba safidiny... manontany amiko izy oe: Mety ve:?: Ahoana hoy ianareo no havaliko ho azy:?:... suite
répondu par Rasiligaoma le 28/04/2007 18:43
martini ( 25/04/2007 08:08)
ahoana ary ny mba evitr'elisany @ity bandy oetin'ny sipa @ sangany ity e.otran'ny tsy zakako mihitsy mantsy ny mahita lhl oetin'nysipa izany ny lohany .mba omeo idée anoroana an'lerony e... suite
répondu par Zina le 11/05/2007 00:31
sitlo ( 23/04/2007 18:43)
inona no pasy tsara indrindra? fa raha vao tsy tara dia voalaza daholo izao rehefa tokoa ny tokoa :oops: :°)... suite
répondu par sitlo le 25/04/2007 14:59
salmo1 ( 23/04/2007 16:31)
Mihabetsaka ny vhv manja. =D ... suite
répondu par xxx le 15/07/2007 13:18
xxx ( 23/04/2007 11:32)
saika anontany marina ny lehilahy rehetra e! inona no andraisanareo izany hoe "sipa misy foza"? tena mbola tsy arako indray io tsinn! aoka tsy hatao ara-bakiteny an! mersssiiii... suite
répondu par Jeankely le 14/06/2007 03:52
spoter ( 23/04/2007 06:11)
sao de mba mahita na mahafantatra zavatra manalehibe sy manalava ny taova filahina nareo ry zalahy fa tsy afapo mihitsy ny sypa raha miaraka amiko satria ny ahy tsy mba @mesura norme fa tena kely be m... suite
répondu par pimaso le 23/04/2007 12:29
salmo1 ( 17/04/2007 16:49)
T@ sabotsy alina 02:30mn vao lasa teo. Izaho sy ilay namako 29 ans eoeo nande niditra Bar. nisotrosotro Amstell 2 na 3 avy angamba. Izaho sy ledala miresaka, mombany fiainana, manao ahoana zany Msc... suite
répondu par xxx le 23/04/2007 00:54
ronaldo09 ( 17/04/2007 08:19)
O ry zareo iza no diso ilay sipa sa ilay bandy?... suite
répondu par Jeankely le 31/05/2007 04:23
salmo1 ( 15/04/2007 02:28)
Misy dikany be ve izao @ vehivavy:?: [img]http://www.regalosdelperu.com/images/6%20ROSAS.jpg[/img] http://www.youtube.com/watch?v=TruH-pTOSmY [img]http://www.revistanatural.com/up/files/bombones1304... suite
répondu par tynah le 29/04/2007 15:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0862