Resa-dehilahy

loick ( 14/02/2008 06:46)
hono hoa in kay no antony nahatonga io fiteny io ary ahoana no fisehonizany sipa mangdidy zany afaka mamaly ny vhvv satria ry zareo no mahatsapa azy io angamba:roll::roll::roll:... tohiny
novalian'i Marcelio ny 18/09/2019 13:26
rajoelina ( 13/02/2008 22:09)
-iza moa i ps: rajoelina?? -salmo1. ;-)... tohiny
simplex ( 13/02/2008 11:38)
In ny fika hahatonga ny feo ho beso tsara ee.:) Ohatra hoe mahatratra lanitra mangamanga ohatra? :P... tohiny
soanja ( 04/02/2008 06:33)
Misy mahalala ve hoe inona no nataon'i Ntaolo nahatonga azy ireo manao ny mively vavahady? Zany hoe misy ny manao velirano de miteny eo sady manao fianianana sns ary ny mively vavahady inona no foto... tohiny
novalian'i fetrakens ny 06/02/2008 06:53
xxx ( 03/02/2008 20:17)
ono oa ry zala marna toko ve fa ny bandy de tsy maintsy mimasta ra votonga ny age de puberte?... tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2008 06:37
comptezo ( 31/01/2008 15:39)
Ny vaza manao ny gasy ho voretra io ane ry reto kay zavatra vouretra ko a! .Ny vevavy vaza tsy misasa(ôtrany gasy ) :x(Tsy fanao sipa).....Tsy teneniko eto ny ataony fa mampandoa:oops:.... Raha... tohiny
novalian'i haja ny 15/03/2008 04:21
xxx ( 28/01/2008 06:17)
Izao e sao mba mahafantatra ianareo fomba fanalehibiazana filahiana fa tena ilaiko (tsy hoe higafina vehivavy akory fa mba toy ny ozatra rehetra eo @ vatana ihany io de tina ho lehibe kokoa). Ny fomb... tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2008 19:57
todisoa2 ( 25/01/2008 12:45)
Fa aôna kosa hoaho ny sipan fianara toa samy miavonavona daholo? Hoatry ny matahotra hokôtiana foana na dia ts any aza ny intention-n'ny bandy. :lol::lol:. Mila valiny haingana e.... tohiny
novalian'i comptezo ny 06/04/2008 12:54
makezaka ( 24/01/2008 12:12)
Salut! Ny vehivavy v ry zala ra mbola virjiny tsy tokony hisy hanakana kely farafaharatsiny rehefa miditra ny filahina (misy mantsy tsisy hymen hoy ny docteur), sa hoe tena excité be izy de malalaka... tohiny
olomboavonjy ( 23/01/2008 21:33)
fa maninona ny vevavy no mi se maquiller ,sy be ranomanitra:)) ... tohiny
novalian'i meva2 ny 25/01/2008 07:43
xxx ( 19/01/2008 13:41)
manao ahaona ry zalahy tsy haiko ny dikan'io olako io ry zalahy amin'ny teny gasy , ary miala tsiny raha afeniko ny anarana fa complexé ihany ny bandy Io ary ny olako ry zalahy; vao kivy be za... tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2008 23:18
salmo1 ( 20/12/2007 14:45)
Manaova fety sambatra daholo e, de tratrany tratrany taona 2008. ... tohiny
novalian'i fetrakens ny 10/01/2008 10:29
KAMBANA3 ( 13/12/2007 10:56)
Mora kotina hoy olona sasany ireo sipa dorizina faizaho mbola tsy tojo an zany. Manahy hono ry zareo fa sao dia tataka ny mahavevavy azy.... tohiny
novalian'i Ilitakely ny 22/01/2008 15:39
salmo1 ( 04/12/2007 23:45)
Misy mihira aty amin'ny fampisehoana aty Barcelone ndray le hirany ABBA - ''MAMMA MIA'' iny. a+ vita dika amin'ny teny Español. Noenoiko sy nojereko, fa nilay ah.. BOUMM be maintsy remix. Fa n... tohiny
novalian'i ftlozy ny 13/03/2008 00:33
baraingo ( 30/11/2007 11:38)
mbola mi insista sa on laisse tomber. aôna ny hevitr'lisany, de ato matotra nvaliny... tohiny
novalian'i jiolah ny 21/01/2008 09:07
xxx ( 25/11/2007 13:46)
Manaona dôly! raha misy probléme volo ianao tady ho sola, miongotra be sy be angadrano dia manorata @ ty adresse ko ity fa misy produit mandatitra be! n.miarina@yahoo.fr mandrampitafa ô! ... tohiny
novalian'i tendry77 ny 06/12/2007 15:39
fantsika ( 23/11/2007 09:13)
manahoana daholo, inona no mahatonga ny bandy, rehefa mijery sipa dia ny fitombenany foana no voajery voalohany e? mba miezaka ihany aho manova fijery fa tena tsy mety e! ny sipa koa ve mijery matos... tohiny
novalian'i tendry77 ny 06/12/2007 18:21
salmo1 ( 18/11/2007 00:18)
Ra efa ozy ny sipa amin'ny bandy oe: ''Hande tsara daholo ny rehetra''. Ny fahoriana dia hivadika ho fahasambarana. * Manana hevitra aho hafahana mieritreritra. * Manana fomba aho hanomezana vita... tohiny
novalian'i pisomimi ny 24/04/2008 10:58
baraingo ( 16/11/2007 11:19)
aôna rzalà no fomba ikôtinanreny sipa miseo azy ntsy kasiandalitra reny. tena misy nsipa anjely latsaka antany, d mba manotantena ihany hoe iza ary nkôfa miarak@reny. mba omeo astuce ikôtinan'ren... tohiny
suzuki ( 16/11/2007 10:32)
aôna r'zalà no akobona hoe mkif anlà le ts1. ary mis v ny ts1 hoe mkif par pitié.... tohiny
novalian'i Naso ny 03/02/2008 20:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5984