Resa-dehilahy

lemenakely ( 23/07/2008 09:10)
Misy psychologue milàza fa hita taratra eny @ endrik'olona iray ny toetsainy ,izany hoe raha tsara tarehy ilay olona dia tsara fanahy sy tsara toetra fa raha ratsy tarehy dia ratsy toetra ;asa marina... tohiny
Kalt ( 30/06/2008 14:00)
Ahoana ny fiheveranareo ny terme hoe Impuissant ?Inona ny soso-kevitra omenareo ny olona mbola kely nefa efa impuissant ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/07/2008 21:11
rajoelina ( 16/06/2008 08:15)
Mbola manja ve Lindsay hatramzao?? http://es.youtube.com/watch?v=cbBJOUdLSgo ;-)... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 19:46
ari.malala ( 13/06/2008 09:27)
Miarahaba ny mpisera e! Hono hoa e, miantefa am lelà ty fanontaniana ity, fa tena tsy possible mints ve ny lelà s ny vevavy mpinamana tsotra fa ts maints asina fona hoe nef za tara b amnao e, nda... tohiny
novalian'i maverikr ny 06/10/2008 13:23
miscene ( 13/06/2008 08:43)
slt dôly! ,tena na ny hiteny azy aminareo ary mahamenatra ahy satria sendra tsy nanmpoizina aho,asa na naharay kou nareo ao @ mail nareo misy an'lé hoé gagnant coca cola !,nahazo 1000.000eur hono a... tohiny
rlj ( 06/06/2008 14:27)
Za manana adversaire mpanao taim-bava be izay ka io resaka famonoana lolo io no tena base-ny. Ka mba ataovy ato daôlo hoe ny fomba famonoanareo lolo, na ahôna no avaly raha misy mamono lolo, indrain... tohiny
rajoelina ( 28/05/2008 18:34)
izy io ve ry vhv rehefa mangidididy zay, na malailay.. de midika ve izany fa mitady izy io... sa koa we zavatra hafa ny antony:?:... Misokatra ny adihevitra ;-)... tohiny
novalian'i Lejoba ny 06/08/2008 13:34
RATOVOARY ( 14/05/2008 12:47)
Sao de mba mahasoa anao ity http://yougeens.com:80/ ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2008 13:55
Jeankely ( 10/05/2008 00:34)
Tena rehareha ve ilay mitety vehivavy marobe ary manontany hoe firy vao ampy. Aza adino ny misaina fa isaky ny mitety vehivavy ianao dia zanak'olona, anabavin'olona na renin'olona na vadin'olona no hi... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/05/2008 05:11
rapala ( 09/05/2008 10:05)
Ny lhl na efa manambady na manana olon-tiana aza tsy mionona amin'iny fa mbola mijery sipa hafa ihany koa, tsy vitany hoe vhv 1 na 2 fa ilay sainy mbola tena mivezivezy mitady fona. [b]Ny ankabeazany... tohiny
novalian'i melody ny 01/06/2008 17:36
bozzy ( 08/05/2008 23:22)
ahoana ianareo amin'ireny bandy pot de colle b reny? Efa hoe isarahana mbola tsy manaiky defaite ihany fa manarabody mankaleo b, d mitelefone injato ao anatiny iray andro milaza hoe tsy raikitra zan... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 19:12
enric ( 08/05/2008 18:56)
xxx> handray!!! de ho hilazanao zany za? ok ary e!! rajou> http://es.youtube.com/watch?v=eye8IUsrrXU :^) ... tohiny
rajoelina ( 05/05/2008 18:16)
Kôzy fa amzao ny 18taona tsisy virjiny intsony, raha tsy we le sipa faranzay tsy tiako ireny angamba. Any Mscar mety mino aho fa na dia 30ans aza mbola misy betsaka, fa eto Europa aloha dia sanat... tohiny
novalian'i xxx ny 24/08/2008 11:48
nofy74 ( 30/04/2008 15:56)
Toa malaza mahery misotro toaka hono isika Gasy ? Marina ve zany ?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 02/05/2008 07:47
RATOVOARY ( 26/04/2008 06:42)
Tsy ohatry ny manisa mihemotra ve ireny côfiboay mbola tanora manambady ny efa ramama ireny e! Tsy mahatsiaro matiantoka ve izy? :lol: :-D :^) :roll: ... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 19:04
sytl ( 21/04/2008 16:28)
SLT DAOLO! iza no tsy matanty voalohany raha tsy miray ara-nofo mandritra ny 2 volana,ny lahy sa ny vavy?... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 18:58
Kwasi ( 17/04/2008 20:44)
AssurE-o fotsiny hono izany zalah ny dimy isan-kerinandro a. [url=http://www.zigonet.com/actualite/la-masturbation-attenuerait-les-risques-de-cancers_art248.html]Jereo eto[/url] :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 21/04/2008 06:09
enric ( 12/04/2008 19:19)
rns'08> Samy manana ny fitantarany fihaonana izy mitsamm... :) :lol: xxxA: milaza [i]fa nifankahita izahay sy [/i] xxxB, de hoy indray ilay xxxB: [i]tsy fantatro loatra izany ol izany[/i]. ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/04/2008 16:05
rajoelina ( 09/04/2008 16:11)
[b]Nisy sipa gasy zay tonga teto barcelone, NASAIKO.[/b] [b]Tamin'ny voalohany[/b], fampisehoana fotsiny aloha... ( izaho [b]rajoelina[/b] izy [b]xxx[/b] ) hafaliana ny azy tsy misy ôtrizany, vao ... tohiny
novalian'i Papoose ny 16/04/2008 10:39
xxx ( 08/04/2008 10:31)
Mbà ahoana kay ny hevitrareo momba surtout ny vehivavy manahy slipy eny andavarangana ireny surtout raha amoron dàlana ny trano?Amiko aloha tena vulgaire ilay izy tsy tokony mbà hijery toerana hafa... tohiny
novalian'i jujul ny 03/09/2008 06:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0697