Resa-dehilahy

xxx ( 30/01/2009 18:28)
Ny akamaroanareo dia mampirafy tsy misy toy izany .tsy mety ampy anareo mihitsy ve ny vhv iray e??????????? Mampiesona,mandainga,mpamitaka,ary mpanataka... tohiny
novalian'i Papoose ny 17/02/2009 22:57
xxx ( 28/01/2009 11:34)
za ry zalahy tena tia be anle fiancéko zay fa nivadika tamiko tampoka izy fa izaho hono taloha nanao sipa de zao izy vao mamaly faty ah! za anefa zao ndray vao tena tia be azy !! izy aloha tsy manao ... tohiny
lemenakely ( 22/01/2009 23:19)
Sendra tao anaty taxi be aho dia nahita vehivavy bota be ,andeha hiala no niainga tampoka ny zipo ka string no nanaovany , angamba ilay format XXL mihintsy ! Fa koba be mihintsy , ha ! Ha! Ha!...... tohiny
novalian'i Papoose ny 17/02/2009 22:55
princesseN ( 22/01/2009 16:12)
fa nga d tena tsisy hvtr mints nareo lhl reto eh!!!aiza ko babangona b le resa-dehilahy loza zany marina,na d hifosa anay vhv aza v da tsisy mints!!!!! :-D :-D :-D :-D :lol: :lol: :lol: ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 24/01/2009 00:15
orona ( 10/01/2009 13:01)
Iray andro fotsiny =)) =)) :-@ ... tohiny
novalian'i orona ny 23/01/2009 19:04
tsihataorana ( 25/12/2008 13:04)
Joyeux Noël Efatra taona 'zay no niaharanay sy vadiko, samy mias izahay roa. Tiko izy ary tena najaiko. Mifofotra mafy aho mba hanatsara ny tokatranonay... Roa herin'andro lasa zay: no... tohiny
novalian'i atonamia ny 17/02/2009 07:45
MMS ( 22/12/2008 13:21)
Tena faly be aho nandre antso t@ telephone fa teraka any @ Hopital ny vadiko. Gaga sy talanjona nefa aho raha vao nijery ilay zaza fa mitovy tsy misy valaka tamin'ilay sipan'ny vadiko efa nosarahany e... tohiny
novalian'i mala ny 27/01/2009 02:27
diamondra27 ( 19/12/2008 16:31)
hono ho aho mba afaka lazainareo lhl ve hoe inona no zavatra atahoranareo amin'ny vhv ka manakana anareo tsy hiaraka aminy? ho an'ny vhv izay te-hamaly dia afaka milaza koa fa tsy voarara akory.... tohiny
Bita ( 18/12/2008 14:31)
Ny 15 %n' ny lehilahy erantany milaza fa fohy loatra hono ny balitany ary ny 85 % milaza fa ny regle nandrefesana azy no tsy ampy.... tohiny
novalian'i Koditra ny 26/12/2008 18:46
lemenakely ( 12/12/2008 08:34)
Raha ny fijeriko azy dia tsy mbola zakan ny fiarahamonina malagasy izany vehivavy miteraka tsy manambady izany ,noho ireo antony maro ...Ahoana ny fahitanareo ny zava-misy momba io?... tohiny
diamondra27 ( 11/12/2008 14:22)
ho anareo ray na tsy mbol aray fa maniry ho ray inona kay no tena mahatonga ny ray haniry zanaka lahy , misy antony manokana ve sa mba hoe samy lehilahy miaraka rehefa lehibe fotsiny . mba hazavao am... tohiny
xxx ( 06/12/2008 02:35)
Fa manininna hoa ny 80% lhl no tsy maintsy mihodina foana eeee,za tsy hilaza oe 100% ny lhl ..fa maninna??? tsy mety aminy angaha ny mipetraka @ vadiny tokana izay efa nofidiny ary laniny fo sy ny sai... tohiny
lemenakely ( 05/12/2008 10:52)
Ny fahantran ny gasy ve no mampivaro-tena ny ankizivavy sa ny fivarota-tena no mampahantra ? Fanontaniana lehibe mipetraka izy ity nandritra ny journée mondiale contre la lutte du SIDA Marina fa... tohiny
fitiatantely ( 04/12/2008 12:18)
Marina ve fa ny lehilahy rehefa ts misotro toaka, ts mifoka sigara na rongony, tsy miloka , ts mihinana paraky sns...de hadalam-behivavy (mamba). ... tohiny
xxx ( 25/11/2008 05:29)
lasa blabla b lé valipanotanina fa izao ary ,ny akamaronareo miteny hoe"sous en-tendu" samy accro na ny vevavy nany lela aminy sexe , fa naona ary no isaky ny misy histoire de vio,dé lé léla foan... tohiny
novalian'i apache ny 09/12/2008 12:45
rakapy ( 22/11/2008 18:37)
Tsy hoe ny vhv ihany no te hiaraka @ vazaha fa ny lhl koa eto Dago dia maro no manitona ireo vhv vahiny. Efa maro izy ireo no manao izany. Fa ny mba hitako maha samihafa ny lhl gasy manambady vazaha ... tohiny
novalian'i xxx ny 24/02/2009 06:36
xxx ( 20/11/2008 05:42)
fa maninona kay ny lehila no accro be aminy sexe nony vevavy e?... tohiny
novalian'i Papoose ny 25/11/2008 03:25
xxx ( 20/11/2008 05:05)
kaiz jiaby, misy sity rapgasy 100% news B sady norme : [url]http://www.rrapgasy.com/[/url] OK, mlay e... tohiny
novalian'i sitlo ny 20/11/2008 05:30
sitlo ( 19/11/2008 19:30)
Mba azo faritana ve hoe inona marina izany macho? contraire-n'ny feministe ve ilay izy? sa ilay masochist amin'ny teny anglisy?... tohiny
novalian'i tindjy ny 06/12/2008 14:05
rakapy ( 09/11/2008 05:53)
Inona wa no mba nahatonga an'ny lhl ho roboka hanao slip? inona no tena asan'ny slip @ lhl?... tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2008 17:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0666