Resa-dehilahy

TWING ( 22/05/2009 07:16)
kaiza kaiza daholo ry zalahy Mba mizara kely ny bandy fa tena Donany mafy e Mba misy zavatra angatahiko hevitra avy aminareo ity ry zalahy . Efa 4 taona lasa za no vita soratra tamina sipa.10 taona... tohiny
novalian'i TWING ny 04/06/2009 18:42
xxx ( 20/05/2009 06:37)
Sisa- tsalakan ireo vazaha no mameno ny boeing hoy ingahy Tselonina izay @ ilay hira hoe izany no malaza ! Fa ny ahy manokana aloha marina fa mahantra isika nefa kosa mba tokony hisaina ihany @ ity... tohiny
xxx ( 15/05/2009 11:09)
mba manontanay anareo we zà , efa gratuit hono ny visa mankany dago hono amin'izao? naheno anizay zà fa tsy fantako namarina na tsy... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 09:24
Tazana ( 06/05/2009 17:46)
Hanontany ny lehilahy aho fa tsy mahazo antoka ny tena izy. Ny boky manko boky ihany fa mba te hahazo valiny amin'ny lehilahy aho - indrindra ny malagasy. Zao àry: raha misy vehivavy mahataitra ana... tohiny
novalian'i Tazana ny 21/05/2009 23:23
diamondra27 ( 16/04/2009 06:23)
Samy mahalala iny hira daholo angamba isika an! Nahita le dinika atsy ambadika aho dia nanokatra ity lohahevitra ity hoe: fa maninona ny lehilahy sasany ho'aho milaza fa tia nefa tsy sahy manome to... tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2009 07:19
xxx ( 04/04/2009 13:11)
manaoana daholo nareo rehetra mba mila toro hevitra aminareo ny bandy fa tena niaraka t@ sipa za,izy efa niteraka, libre izy fa tsy hoe mbola manambady akory sanatria a, kilalao no noheveriko t@ voa... tohiny
soanja ( 04/04/2009 04:24)
Hono hoy aho nareo lehilahy tia moto na ny manana na ny tsy manana azy. Moa ve tena ilaina io moto io raha toa ka efa manana fiara ianao ohatra sady tsy hoe natao entina hiasana ilay izy fa hoe hilala... tohiny
lemenakely ( 02/04/2009 17:58)
Ny vehivavy hono rehefa miaraka @ lehilahy be dia be (izany hoe misy firaisana mihintsy) dia manjary manana toetra hafahafa ary sarotra iaraha-monina Asa mety mitombona ve izany? :roll: ... tohiny
doudakel ( 25/03/2009 12:21)
Lisany v mba tia mitsikilo slip na sipa?... tohiny
novalian'i max2 ny 18/07/2009 08:51
Fanampy ( 20/03/2009 13:55)
Salut doholo e,ity ry zareo misy fanontaniana fa mba liana zay e,ataoko angamba fa tsy zaho irery no liana @ity.ahoana ny mba position an'ireny pédé iry eo @ fiarahamonina e?sa ve rehefa eny izy ire... tohiny
novalian'i tiasahady ny 11/09/2011 15:42
xxx ( 19/03/2009 08:00)
K'aiz k'aiz daholo ry namana. Afaka mikozy daholo ny ny bandy na ny sipa fa tsy misy bedy . Zao ry zareo no tena bleem eh ! Tena tsy mahatakatra an'l Sipako mihitsy aho rehefa mihina aza fa ny BASIKO ... tohiny
novalian'i xxx ny 31/03/2009 06:29
ikaretsaka ( 17/03/2009 17:17)
St Patrick moa aty Bekintana androany ka mifety ry zareo Amerikanina d'origine Irlandais. dia nisy ireny mpitsoka cornemuse (bagpipe) ilay manao kilt (le zipo) ireny) de ho'zy ilay sipa tao aorina... tohiny
novalian'i molota ny 30/03/2009 18:55
Mirananirina ( 13/03/2009 13:33)
Amiko dia tsy ho afaka aminy lhl mihitsy ny hijanona aminy vhv 1. 2 na 3 na+aza mbola tsy ampy.Matanjaka mihitsy nareo ka.Aiza ve ka ireo mpanjakan-tsika taloha,manambady firy?vady voalohany ,faharoa... tohiny
bema555 ( 09/03/2009 07:22)
Hono oah : fa maninona kay no de tin'ny lelah tsis otr zany ny mi-deverge sip e?? Ra misy bandy iray miaraka amin'ny sipa iray vierge: mety ho vitany ve ny hisaraka amin'io sipa io sans la deverger!!... tohiny
novalian'i mmmhh ny 19/03/2009 13:40
westlife ( 05/03/2009 14:08)
za? ianao? izy? isika? ianareo? ireny? rajoelina [b]tonga soa[/b] ;-) ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 00:19
ni81 ( 02/03/2009 13:26)
http://fr.news.yahoo.com/55/20090302/tod-un-homme-se-rveille-avec-une-aiguill-17baed7.html... tohiny
simplex ( 10/02/2009 14:06)
ahoana ny fiheveran'lisany an'ireny vevavy manana sens du leadership ireny, genre hoe manana poste de responsabilite be izany ary tena miady @ heviny be mintsy... fiadanana be ve? izy doly no ma... tohiny
ari.malala ( 04/02/2009 12:01)
Miarahaba ny namana mpisera rehetra. Fa inona kay ny manintona ny bandikely @ vevavy zokiny aman-taona e!... tohiny
novalian'i Papoose ny 18/02/2009 15:51
mion ( 03/02/2009 06:31)
Vao tonga tato aho de nijery ity forum ity, vao hitako ny liste n'ireo titre de tsitako ze raisina lasa voatery hanokatra tsirairay ireo lohahevitra aho vao afaka handray anjara: quelle perte de temps... tohiny
xxx ( 02/02/2009 09:11)
tena manana olana aho ry zalahy fa tena ngeza loatra ny filahiako a! ny halavany norm ihany eo am 24cm eo fa ny halehibeany no tena fopla be sady mahamenatra ahy fa tonga de mitsangana miala raha vao ... tohiny
novalian'i tiasahady ny 11/09/2011 15:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0819