Tia mitsikilo anaty jupen'ny vehivavy

1. doudakel ( 25/03/2009 12:21)
Lisany v mba tia mitsikilo slip na sipa?
novalian'i max2 ny 18/07/2009 08:51
2. doudakel ( 25/03/2009 12:35)
jerevo kely anie ity e http://3.bp.blogspot.com/_zYgBi71EaSk/SX1sYFnLcNI/AAAAAAAAACM/stxRo3bBXMQ/s1600-h/serie_2000.jpg
3. Mirananirina ( 26/03/2009 11:04)
jerevo kely anie ity e Jereo eto
:roll: :roll: :roll: tsisy n'in in
4. RATOVOARY ( 26/03/2009 12:26)
message

Tsisy hita tokoa raha manantena ny hijery sopapa fa le fitia te hitsikilo ange no tena vaindohan-draharaha amin'io e!
Tamin'izahay mbola nianatra tany @dry masera, fa misy Made prof de Malagasy zay tia misababaka ery @ biraony aloha ery, fa odiana alatsaka le stylo nefa le maso tsy any @ stylo alatsaka fa hitazana tampo-kavoana no tena but amin'io. :-D :-D :-D Adaladal marina taloha an.
5. ari.malala ( 27/03/2009 09:11)
:-D :-D :-D :-D :-D
6. ikaretsaka ( 27/03/2009 13:56)
rehefa tena nodinihiko le izy de tsy misy hoe lahy sy vavy (jereo ilay resaka kilt ao ambany)
fa rehefa manao rebareba , indrindra raha sady tsy lava ilay izy no tsy fohy dia tr hijrry ny ao ambaniny ny olona
7. vale ( 30/03/2009 15:46)
tamzay mbola tany am collège koa tadidiko ny ankizilahy sasany mitondra fitaratra itsikolovana ny ambany jupen'ny vhv fotsiny, lol!!!
8. ikaretsaka ( 30/03/2009 17:23)
raha any diego sns le manao lambahoany miandahy miambavy ireny koa de misy vehivavy tena dedaka ery hijery ny ao anaty rebareba ao koa
9. RATOVOARY ( 31/03/2009 05:35)
Fa raha aty @ la côte letsy efa mandeha ho azy ny an'ny sasany @ le sikina lambhoany in fa misy zara raha mi-siligany ny sasany ah! ny sasany aza dia tena mandeha tiblesy mihitsy.
Io nge ry Ika ny vhv hoa no tena adalan'io fa reto sipan'ny srsr reto mody fann fotsiny eo.
10. ari.malala ( 31/03/2009 07:43)
Refa mafana kosa klou milay mints le misikina lambahoany e! :°)
11. lemenakely ( 01/04/2009 18:36)
ary sipa gasy ve izy izany sa sipa inona?
12. ikaretsaka ( 01/04/2009 18:50)
tavaratra ngamba kosa ko
13. lemenakely ( 02/04/2009 10:12)
non ohatran ny gasy leity ilay izy ry ika a , ary tsy mikilaoty ilay izy !
14. RATOVOARY ( 02/04/2009 13:00)
ie, tsy mikilaoty fa mety mi-string angamba :-D :-D :-D
Fa le mpaka sary koa henjana klé,
15. ikaretsaka ( 02/04/2009 17:00)
ratovo> misy le fankatsary kely balitika sy tsy heno ireny rehefa mipika ange lety e..
ary misy specialista @ ireny fakana zavatra insolites ireny mihitsy
tsy haiko le izy na ianarana na talenta na vintana fa misy tsy ampoizina mihitsy
16. lemenakely ( 02/04/2009 17:41)
koa raha irony ramamabe manao mille bande irony izany ?
17. ikaretsaka ( 02/04/2009 18:58)
Ry mpanao paparaji ana ambany zipo kosa efa mifidy mialoha ny olona asiany ka tsy handeha hi riska ramama izany izy raha tsy hoe bebe sosy angaha
18. simplex ( 02/04/2009 19:16)

fa mety nifanarahana io kle... aiza no fomba hieritreretana hoe iry joba iry zao mety tsy manao slipo fa nda ho tifirina kely aloha hahaha 8)
19. ikaretsaka ( 02/04/2009 19:23)
misy aloha ny sinema hifanarahana... fa misy koa ny tratra eo am-pitsklovana ko
20. lemenakely ( 02/04/2009 19:27)
mety tsy nampoizin io sipa io ilay izy ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.3456