Resa-dehilahy

3188 ( 18/01/2011 20:24)
nisy sipa iray izay niaraka t@ko,nisaraka anefa izahay ,efa ho 1 volana mahery teo angamba.ary izy efa niaraka t@ bandy hafa.sendra nifanena anefa izahay omaly maraina...dia nandeha ny resaka,dia note... suite
répondu par labouche le 26/01/2012 09:51
cyril ( 09/01/2011 01:21)
Misy akama izay efa ho dimy taona no nanambadiany ,mananjanaka roa ankehitriny, vhv nihaona taminy tany @ soiréé , tzay hoy ilay ranamana be t@ ireo fianakaviany no tsy nankasitraka ny hoe alaina va... suite
répondu par stysane le 14/01/2011 16:01
stysane ( 26/12/2010 15:46)
Ry lehilahy nako o! indro misy teny fohy nefa , aza atao mankarary fo anao e! ra nijery ny resadehilahy ah za manoratra izao de! naita ny evitry ny vehivavy ... suite
répondu par lova26 le 05/04/2012 06:17
stysane ( 24/12/2010 12:25)
o ry zalah a! mbo titsika lehilahy mitsy oa ty resaka manao ty e! ndrindra mo refa tafaona ny samy bandy ,@ zao akaiky fety zao ; de tsy de misy resaka afa betsaka ; ... suite
répondu par raherigna le 10/07/2014 13:20
0uioui ( 23/12/2010 15:57)
raha misy aminareo ato ry reto na misy mahafantatra tovovavy hafa ka mila tovolahy dia izaho zay zay ah ,ka raha misy liana aminizay di andefasako numero tel izy de mifanao fotoana ,omeko hatramin'ny ... suite
répondu par jesuisla le 29/01/2012 15:52
YDIFAS ( 15/12/2010 11:34)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... suite
tia-vaza ( 08/12/2010 15:49)
za vao nisaraka taminy ilay sipako vaza , rehevo nanao firaisan zay de tiako be foana, ainy tsara ery hoe otrany ahona no itiavako azy !!! mangataka azy mba anao fona za, izy ko mo somary pervers zay,... suite
répondu par vale le 31/08/2011 11:37
Lejoba ( 03/11/2010 16:40)
Iza ialahy isany no efa tara t@-na sipa efa manambady? Tena vady fa tsy vady be? Dia ahoana ny tohiny?... suite
répondu par pizza le 04/10/2012 10:53
andrywui ( 25/10/2010 13:56)
Tsara ihany ry ireto rehefa mba mahatsap tena fa lehibe ny tena de mba mitady ireny dinika atonona ny tena ireny fa tsy milingilingy aty amin'ny resaky ny mpanamaina aty a .. zavatra kofboay dizina da... suite
répondu par andrywui le 16/12/2010 18:02
mirananirina ( 20/10/2010 12:56)
Andrywui,terrywui,fafane,nyhaingo,cyril(andrywui),antimpanahy,gratos,haloween,sns...hafa dia manambara eto aho fa [u][b]olona 1 [/b][/u]ihany ireo,ary tsy maintsy manaratsy ahy eto ny asany satria tsy... suite
répondu par 0uioui le 22/12/2010 10:16
cyril ( 03/10/2010 09:55)
Milaza azy ho mafibe le zama91 hay sarimbavy , ndana ialahy miresaka ary @ resa-behivavy e, bandy midpra ialahy , hon hon hon , -milaza fa entrepreneur hay bandy mpanao asa au black hon hon hon , h... suite
répondu par 0uioui le 22/12/2010 10:18
cyril ( 03/10/2010 03:23)
Ato misy cyril 1 milaza azy fatsora lahy tompon ity ps ity,ouioui na i pikatti no ps ny specialiteny tia mampiady olona ,vexe,ireto ps fampiasany foudre,gratos,mpandrindra,,ngaila ao koa ny cyril... suite
répondu par cyril le 06/11/2010 15:03
Lejoba ( 07/09/2010 11:34)
tena sao mba misy mahita fika @ ity fa tsy lasa mihitsy: nanapa-bolo dia hadinon'ilay ramatoa mpanety ilay lamba firakotra. Vokany: feno volo ny akanjo avy eo. Mba nakipaka sns fa misy tavela foana, n... suite
répondu par cyril le 05/10/2010 21:16
irolakely ( 01/09/2010 12:52)
betsaka loatra ny ripa erahana!tonga nefa ny fotoana anambadiana!tsy hita tsony hoe iza @izy ireo no ho alaoiko!!!inona n atao??... suite
répondu par hery le 25/02/2016 15:53
hery ( 11/08/2010 09:54)
Tena misy tovovavy gasy tsara sy mahafinaritra ihany ao amin'ny namana serasera ao ry zalahy. Mba jereo anie ny sombitsombiny e? Tsindrio ny sary raha te hahita ny sary lehibe. [url=http://namana.sera... suite
répondu par ainania19 le 04/02/2018 17:35
cartina ( 06/08/2010 07:50)
salama daholy ry namana, izao mbasaika itady olona mivarotra lehilahy bogosy ireny sao misy olona mahita any,zao tonga de mividy mihintsy de oatrinona ny ray.... suite
répondu par bunny le 03/02/2011 15:07
hery ( 21/06/2010 08:19)
Marina fa manana ny maha izy azy sy ny maha manja azy ilay sipa lany tamin'ny Miss RTA teo fa tena gaga ihany aho hoe dia tena tsisy sipa manjamanja kokoa intsony ve ao Dago ao? Miss izany ange tokony... suite
répondu par Dan23 le 27/10/2010 12:14
Lejoba ( 11/06/2010 15:50)
tena mba hazavao ahy ry zalahy ny dikan'ilay mijajika fa ohatry ny fampiasanareo any Madagasikara any ilay izy fa tsy arako hoe ohatry ny ahoana marina ilay sipa mijajika a! Ohatry ny zavatra tsara al... suite
répondu par raherigna le 14/02/2011 05:42
hery ( 04/06/2010 08:47)
K'aiza daholo. Resa-dehilahy efa manomboka antitra ity. :-) Tena mitady solution ankoatry ny kotrana fa mihamitombo ny kibo. Ny asa atao eto ambody ordi foana dia tsy misy fotoana hikotranana ihany ... suite
répondu par fijo le 24/09/2010 19:24
xxx ( 12/05/2010 11:57)
refa mitsofoka iny izy iray manontolo dia mafana be ny ao anaty tonelina ! inona no mahatonga izany ????... suite
répondu par William le 24/11/2010 08:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1066