Ny ramatoa sasany !

1. andrywui ( 25/10/2010 13:56)
Tsara ihany ry ireto rehefa mba mahatsap tena fa lehibe ny tena de mba mitady ireny dinika atonona ny tena ireny fa tsy milingilingy aty amin'ny resaky ny mpanamaina aty a .. zavatra kofboay dizina daholo ve no mihaodihaody anaty tranokely ato de iny ramatoa fa miditra mba hi s'amuse ato tsy ho kofon'ny setroka ato kleee... ny fika fika fotsiny ry zareo ramatoa (tsy anavahana io) de jereo izay dinika mety aminao sy ny taonanao sy ny hajanao de iny hidirana (ohatra momba ny fikarakarana sakafo,sy fikarakarana tarehy ) fa raha hoe ireo bandy manamaina no kitkitihana volombava eo de ho sempotry ny setroky ny maina eo foana nareo !!!... kozy anie zany eee !!...
novalian'i andrywui ny 16/12/2010 18:02
2. halloween ( 25/10/2010 13:58)
aona tsara moa letsy bainn (foudre) le resaka TSELATRA nokozinlah teto iny ? elah mba mahalala tsara ny tena fandehan'iny ra ouioui a ?
3. bonne ( 25/10/2010 18:59)
Avelao hilingilingy eo izy mba hanalana azy a, atao fihomehezana fotsiny avy eo, sady avy eo ny sasany mitanaraka eny fona nefa efa milaza fa tsy hiteny tsony aho e,inddra lay Mme iray zay? vavany sisa no tsy mideclare fa mampihome lety a, hahahaha
4. cyril ( 25/10/2010 19:55)
VT@ voalohany ihany aho no tia an iny ramatoa be iny ry zalahy an ,tsy todin ny balapilesiko ry zalahy fa vorona be manan elatra an hin hon hin hin
5. mepaka ( 25/10/2010 20:21)

cyril :

VT@ voalohany ihany aho no tia an iny ramatoa be iny ry zalahy an ,tsy todin ny balapilesiko ry zalahy fa vorona be manan elatra an hin hon hin hin
leo mihintsy ve lesy i mirana.aza tenenina intsony lesy izy fa mitomany mihintsy i kala ao ambadika ao.please men
6. bonne ( 26/10/2010 16:13)
Ka nareo 2 ihany ange zao letia no jeren'ny olona ato kle, ny an'ialahy aza niteny mitsy hoe tiko fona enao na tsy tia ahy aza, f'anga leti elah kanosa tsy mahazo sipa ka na efa maman aza iafiana fona a? Mbay ery fa aza mankaty
7. cyril ( 26/10/2010 22:31)
Mirana mo namako o,mahitsiaro an ireny fiarahantsika taloha aho ky dia nanenina,tahaka izay aho tsy be vava sy tsy hanihany dia mbola niaraka isika roa,le sarindry iny anie ka imprimeko dia nataoko eo andoha fandrinako e hin her
8. bonne ( 27/10/2010 09:59)
Io ndray ny sasany mbola mideclare fona h@zao, aza melana ry zalahy a, enao ndray ry kala de ataon'ny bandy vorona azon'adala ro ka! tsisy respect koa ty bandy ty kle
9. tsimila ( 27/10/2010 18:54)

bonne:

Io ndray ny sasany mbola mideclare fona h@zao, aza melana ry zalahy a, enao ndray ry kala de ataon'ny bandy vorona azon'adala ro ka! tsisy respect koa ty bandy ty kle

elà dray na hiova ps 100 aza letia ra andrywui bonne de fatan'ny pokona fona,tsy misy bandy hafa manaratsy oul na sipa afatsy elà eto,letia tena sarimbavy mitsy leaza a,ra misy ps manaratsy oul de ra andrywui zay.ovay @ zay toetsaina fa degany be ohatra ny tsy mivavaka alahady mangalatra akoho alatsinaini letia.
10. foudre ( 27/10/2010 21:06)
Ataon'i mirana inona koa lety elah ry andrywui klé! bandy tsy miasa elah mbola mipetraka any antranon'olona ka avelao ny sipa fa aza adalan'elah, ny vadin'elah karakaraika tsara baina a!
11. cyril ( 27/10/2010 23:06)
ialahy ry ouioui be vava nefa vao asiana batista kely ialahy aty @ko avy no lasa miteny hoe teneno lesy lery e,mila mihaiky lesy ialahy dia izay e
12. foudre ( 28/10/2010 06:00)
Ka ilay dinik'lah anie lety mamely ny tenan'elah ihany klé
fa angah lety elah mihevitra ny tenan'elah ho zaza no hoe rehefa mba mahatsapa ho lehibe???
Ialahy izao no bandy lehibe tsy misy saina sy tsy misy hatao klé!
elah aza lety en clandestin tsy misy paps, no en chômeur tsy misy asa hatao raha tsy miady amin'i sipa ato klé! mba asio hasiny letsy ry Pasteur mivady fa elah anie lesy ondriny no mbola mipetraka ao aminy ao klé! Mba hendry amin'izya lesy a!
avelao kely ny sipa oà fa lety ko ve bandy kely endaka kely sarim-bavy e!
13. foudre ( 28/10/2010 06:01)
Efa mba mangina lesy ilay sipa dia aza tsindrin'lah fa tsssss
14. miravero ( 28/10/2010 06:27)

foudre:

Efa mba mangina lesy ilay sipa dia aza tsindrin'lah fa tsssss

hita wa rafoudre,toa tsy mahay mpipetraka mitsy ve nareo fa be wawawa be ato e!ary le dinika to oe vehivavy lehibe,leny ny nametraka ny dinika lehilahy lehibe,de mahatsapa tena izay nanoratra ity fa efa lehibe koa
15. bonne ( 28/10/2010 08:03)
Ka tsy zany ry miravero fa mihevitra izy fa marna fona ny lazainy a, nefa tokoa izy miteny io nge ka efa hananika ny 40ans e, de ny ramatoa no asiana nefa mamikotra @lay lazaina fa ramatoa ihany letia @zany, reny mantsy azaoana sosy fa lery sady tsy miasa no tsy manantrano no sans paps, vato bory2 nge lery io e, fa lery somary mihambo2 zay lery herherherher
16. cyril ( 28/10/2010 08:09)
Hin hin hin i foudre anie en arret maladie dia eto manala azy,habehan izay tenda re izao,tongava any fetiny serasera ho jerevany kil an ialahy hin hin hin,raha io tenda be sy nify mavo be ohatrany katraka io aloha lesy tsy hisy prendre sipa hiaraka @ ialahy
miravero:


foudre:

Efa mba mangina lesy ilay sipa dia aza tsindrin'lah fa tsssss

hita wa rafoudre,toa tsy mahay mpipetraka mitsy ve nareo fa be wawawa be ato e!ary le dinika to oe vehivavy lehibe,leny ny nametraka ny dinika lehilahy lehibe,de mahatsapa tena izay nanoratra ity fa efa lehibe koa
17. bonne ( 28/10/2010 08:24)
Hahaha, tena tsy hitan'lery tsony zay navaly fa tratra @ tena reel lery, mba hendry oa fa afa lelahy lehibe, tsisy afatsy elah sisa no manadal sipa lava ato manerana ny dinika
18. andrywui ( 28/10/2010 08:26)
hon hon hon hon

mahamay beee klee..

iza ndray mo fa tsy lisany iany ndray ireo nanao PSEUDO vaovao be reo ndray !
mba aoka letsy zay ry pikatti dit ouioui io fanaovana adalana amin PS fopla be de be io bainn fa elah anie ahita loza amin'io e!: sady izay ny akamanlah daholo no palanlah ato !! fa elah nivika sa aona bainn aa!..
19. bonne ( 28/10/2010 08:34)
Za letia tsy naman'lah zany ry Andry fa diso hevitra elah a, olona hafa letia za a' karohy eo raha mahay elah
20. tsimila ( 28/10/2010 18:58)

bonne:

Za letia tsy naman'lah zany ry Andry fa diso hevitra elah a, olona hafa letia za a' karohy eo raha mahay elah
tsimila mikaroka alavitra letia bonne fa andrywui iany less elà a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0796