Ny ramatoa sasany !

21. miravero ( 28/10/2010 20:15)
tena mampalahelo kel wuiwui reto an,bota fohy kely ve,neveriko bogosy be angei zy miseo mil io e,hitako no tsy mazaka sipa sera2 na 1 aza,na 1 aza tsisy lasan'lery de any heriny manenjika sy manaratsy,nefa iza tsy mahalala fa andrywui,adala,mipika kely
makando be ra wui
22. cyril ( 28/10/2010 21:43)
Tsy mety fay mihitsy le foudre ouioui,aza aty @ko aty no mila vonjy rehefa amboarin i batista anh an hin hin hin,lisany mantsy sarotra hanarina nefa rehefa voa mipapapa aty
23. bonne ( 30/10/2010 11:59)
O ry wiwi a, aoka zay le hadalan'la oa fa ataon'ny olona hoe adala elah, de tin'lahy ve ny ataon'ny olona adala e? Mba hendry. Lesy fa anaovan'ny olona vazi2 fotsiny a
24. cyril ( 30/10/2010 12:23)
Dia ahoana ity mampiady ps ity zoky lahy ouioui,ledals lesy fa iny toa mendrika an ialahy tsara hin hin hin
25. cyril ( 30/10/2010 22:16)
fa iza marina le bandy oe be tenda be voan'ny goatre sy misy mikroba ny tendany eee?


misy manala matsy ato hoe tsy tendankanina ahono lery fa be tenda fotsiny ,ary sao de a aretina cancer de gorge kosa leu
sady be tenda zany no mpiaro ny sipan'ny serasera bain sady mitalaho sipa ato fotsiny sao de mba ....
26. manajavady ( 31/10/2010 10:53)
TENA TSY AVOTSA LETSY EL0 BAINNN AN
27. miravero ( 31/10/2010 13:05)
avelao amin'izay andrywui fa izy aza efa miova cyril mbola mahazo fona ve
28. cyril ( 02/11/2010 13:57)
o rapikati aa tsy tendakanina ony zany i toi ry bainn fa be tenda ankanina aa samihafa zany ozy rawix sady batista iany no tsy laninnela anaovana ny adalanela rapikati aa vao voan'ny le oe be tenda be cancer sy aretina be sida amin tenda misy virus na tiberkilozy lety dia tsy mety miditra serasera itsony bainn aa
29. cyril ( 03/11/2010 09:32)
O ry zalah a !..(rawuix) ity !!

ajanony alou le kozy voretra be eto fa aleo mitsy vérifié-na any antranontsika telo mtsamy daholo ny miaramila ampiasaina eto fa misangojy be le histoire eto le !.. sady vonoy mihitsy aloha bainna ity cyril ity na ovay ny MDP -ny fa lasa otran'ny "kofy hafa ankoatra ny vala" koa mampiasa azy ity klee!

tena gaigy ity bainn a (ity vao tena rawuix fa tsisy za reo ambony ireo) -----milaza amla ah bainn a vonoy io cyril nlah io raha efa hita le email tsy tadidinlah zany fa ahamay be amin'io cyril anlah io elah kozy e !...
itanlah heverinlah fa zah(rawuix) daholo ireo bandy cyril mamely anlah eo ambony reo nefa tena bandy hafa reo (mety ho ra-ika na ry dadabe na tsyhaitsyhai...) de avy palandry lerony elah ao baina de tonga de rawuix no pendarinlah !! za anefa lety tena kozy vrai ity fa tsy zah ireo aa matokia anah elah bainnna ... fa ny tena mety koa de andao vérifié-na any antranontsika telo mtsamy any daholo ny miaramila ampiadiana eto fa tena tsy hay tsony hoe iza no iza na iza no aiza fa misangojy be le histoire klee ...
30. cyril ( 06/11/2010 15:00)
tsy quoi amiko na provoqué nlà fona aza bandy ry lery ,sao dia heverinlà fa izaho ary no nilaza anlà oe be vody na lay vadinlà mivavaka ao pantin zany fa rawix ,ka ajanony lesy ny fitenenana ny aretin'olona na ny apparence physique n'ny olona iray eto fa tsy izany no maha fiére akory a ,faly ve elà ra miteny anizany eto ,tsy safidin'olombelona akory lety ny harary a fa ra maha fiére anlà zany dia tohizo .
31. andrywui ( 13/11/2010 09:59)
ALEO HIDABOKA AMZAY ITY RESAK'IALAISANY ITY FA MIHITATRA BE EE

RAPIKA EFA TSY MAMALY INTSONY MBOLA PROVOQUENLE BANDY TSY FANTATRA IO FOANA LERY .... IZA MARINA ARY IO BANDY MILA ADY AMITSIKA IO RY LERONY A
32. bonne ( 14/11/2010 08:47)
Ka ny an'laisany ange zavatra efa tian'laisany mitsy lay manao ohatr'zao ka avy vao hoe ajanony a ajanony, ry Rawix moa tsy miasa de eto no tena andaniany andro de miovaova ps eo izy de asiany daholo zay azony, de avy eo vao manao hoe tsy za io, tsy za io, elah lesy le bandy ty tena tss, tsy misy ilana an'lah a, kozy e
33. cyril ( 15/11/2010 09:48)
marina mitsy zany bain a tsisy hatao lery de manadala vahoaka eto no adiny , ento miaraka amlah mivarobarotra broka sy toureffeil kely eny letsy lery io rapikatti bonne mba sosy kely ho anedala a






34. cyril ( 15/11/2010 10:45)

, ento miaraka amlah mivarobarotra broka sy toureffeil kely eny letsy lery io rapikatti bonne
mapmé lest lisany reto ka za less tsy iditriditra serasera alo ato ho ato fa lisany mahakamoa , ts ny dinika no valiana fa ny tenanay no developénlisany eto hon hon
35. cyril ( 15/11/2010 14:52)

bonne - 28/10/2010 10:34
Za letia tsy naman'lah zany ry Andrywui fa diso hevitra elah a, olona hafa letia za a' karohy eo raha mahay elah

ok bainn a voarainay ny hafatra e

fa ra mbola be kozy aminay sy rawix eo ela de miverina dray le resaka tsy tantinla tenitenenina eto iny , zaho iany no mahay anla aminio resaka io secret tsikz io , na rawix aza tsy malala anio satri zao no efa naita maso anlaaa efa maromaro iany eea
36. nanjakely ( 16/11/2010 11:33)
o lry ra andrywui an lery io ane miseo milay aminr sipa ato dz aveo kotinlery tsi11 amzay tany toulouse aza lety ramama be anakiro atakalonz ny akama hon hon hon
37. andrywui ( 16/12/2010 18:02)
aoana ndray zany rapika a ! iza zany ramama be anakiroa zany kle ??
------- tsy mazava tsara bainnn le histoire nle ramama be anakiroa tany Toulouse nareo mtsamy zany fa mba developéo eto alou handinihana azy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8858