Resa-dehilahy

VVSihany ( 17/06/2012 12:50)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef... suite
hanjaris ( 12/06/2012 13:43)
Lazaina foana fa ny vehivavy no mahazaka fa ny lehilahy tsy mahazaka: na fampirafesana io, na revy io, na namana marobe io, na teny mahery na inona na inona e!!! Dia misy ny lehilahy mihevitra fa vato... suite
répondu par Dreamlover14 le 08/07/2013 13:47
andrywui ( 09/06/2012 12:34)
AOKA ZAY ALOU NY WAWAWA BE FA OMANY NY VARY BE MENAKA FA HANKALAZA NY 26JUIN ISIKA ZAO [img]http://blog.ac-rouen.fr/clg-bernard-actioncom/files/drapeau-madagascar.gif[/img]... suite
Blackeagle ( 04/06/2012 08:12)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ILAY TOERANA!!!..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! TENA AMIK... suite
Blackeagle ( 14/04/2012 12:44)
alama daholo, Ny tenako moa dia malagasy tsotsotra fa mahita fa ireo vahiny (indrindradrindr ireo Frantsay) eto amintsika dia diso manararaotra Gasy loatra. Jerevanareo izao @ireny orinasa ireny, mba... suite
répondu par Tibao le 01/06/2012 22:28
Enry ( 13/04/2012 08:44)
sipa niova sex, sady ny anazy gladiny be mampatahoatra lol ... suite
répondu par vale le 25/05/2012 12:24
Enry ( 27/03/2012 14:25)
Mahazo manoratra eto ve ny pelaka. Na ny olona niova sex??;-)... suite
répondu par vale le 25/05/2012 12:23
njk412 ( 24/02/2012 12:02)
manahoana daholo! mazava ny lohatitre. tsy andairana safosafo sy orokoroka le vehivaviko. tsy asehony mihitsy hoe ankafiziny ilay izy (dia avy hatrany dia atsofoko :-D ). Nefa rehefa ohatr'izay no ha... suite
répondu par ra-mi le 24/08/2012 15:48
nary923 ( 28/01/2012 15:49)
Salama daholo isika, Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-d... suite
répondu par joart le 21/01/2013 12:37
danbal ( 15/01/2012 21:12)
mba ahoana ny hevitrareo raha verifier-dramatoa ny portable(phone io) isaky ny miditra ny trano.Le olana zany de zao e,za aloha vhv,ary zavatra tena voadiniko lava izy ity, na @ namana na @ havana, f... suite
répondu par ratanty le 27/07/2012 09:26
reggae11 ( 02/12/2011 06:51)
efa ho 1mois zay no nidiviergeko ny sipako,hatram zao izy mbola maheno marary foana ary tsy mety ho envie mintsy,ary tsy mety mahazo fafiny.toroy hevitra za ry zalahy a... suite
répondu par danbal le 14/01/2012 17:59
natiora ( 02/12/2011 06:09)
Mitady mecanicien auto eto @ idf,mba toroy ho any zay mahay... suite
répondu par jesuisla le 17/01/2012 16:15
Neal ( 22/11/2011 14:24)
Ra te hiala sôra de aona ny fomba mety indridra e!!!!!... suite
répondu par pimaso le 16/07/2012 19:18
dinakwely ( 02/11/2011 08:41)
laisany ve mino hoe any ho any misy sipa tena ti ol 1, d ninon'inona ataon'ilay olona nefa d ho eo fôna izy?... suite
répondu par vale le 31/05/2012 16:06
vonynive ( 20/06/2011 08:52)
Miarahaba antsika rehetra ahoana ny hevitsika mila omanina ara-tsaina ve ny zazalahy hatao didim-poitra ... suite
répondu par vonynive le 22/06/2011 08:03
midjoh ( 18/05/2011 07:58)
Ny vehivavy ankehitriny dia tena matin'ny vola! Mampalahelo sniff ! za mipetraka aty tamatave fa mahatsapa sy mahita fa raha vao misy vazaha mikôty sipa gasy dia tsy maintsy zakany.Tsy hoe ilay vazah... suite
répondu par euh le 08/06/2011 09:24
andriywui ( 27/04/2011 16:19)
.....tena kozy vrai io lerony a.... -----------tena ho endry am zay ny bandy d tsy anova ps tsony e..... ------b loatra le ps-ko ato kle....d aleo am zay ho endry ny bandy e.... --------tsy ampihes... suite
répondu par andrywui le 12/07/2012 16:55
0uioui ( 02/04/2011 22:49)
Indraindray aho efa mitady tsy hanaiky tsony satria de tsy maintsy mahavita 30 -40mn n'y tena anefa vizanabe avy miasa, n'y niafarany? Refa ho tonga izy d nalefako tany...de Inona n'y tohiny ? Ady be ... suite
répondu par jesuisla le 29/01/2012 15:44
Lejoba ( 22/02/2011 13:51)
Vehivavy = - manala fahasahiranana antsika / mizara izay manavesatra antsika * mampitombo ny fahasambarantsika + manampy ny vola lanintsika :-(... suite
répondu par jesuisla le 19/01/2012 17:20
sjef ( 12/02/2011 13:28)
Mitady trano ahoafa+ voiture ao Fianaratsoa, pour 15j.... suite
répondu par MIMA1 le 24/02/2011 14:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0522