sipa v azo itokisana, ra adala ela?

1. dinakwely ( 02/11/2011 08:41)
laisany ve mino hoe any ho any misy sipa tena ti ol 1, d ninon'inona ataon'ilay olona nefa d ho eo fôna izy?
novalian'i vale ny 31/05/2012 16:06
2. sitlo ( 06/11/2011 00:55)
misy ka

Ialahy fotsiny no mila bomba
3. mirananirina ( 09/11/2011 16:07)
rehefa tia izay na inona na inona ataon ilay 1 na lahy io na vavy de miaritra eo foana saingy misy fetrany kosa io na ho ela na ho haingana
4. dinakwely ( 16/11/2011 05:18)

mirananirina:

rehefa tia izay na inona na inona ataon ilay 1 na lahy io na vavy de miaritra eo foana saingy misy fetrany kosa io na ho ela na ho haingana


ka zay miits l olana e, le hoe misy fetrany io!
5. mirananirina ( 16/11/2011 09:37)

dinakwely:


mirananirina:

rehefa tia izay na inona na inona ataon ilay 1 na lahy io na vavy de miaritra eo foana saingy misy fetrany kosa io na ho ela na ho haingana


ka zay miits l olana e, le hoe misy fetrany io!

Ny fanderenay vhv dia misy fetrany tokoa fa tsy hiaritra mandrapahafaty eo akory.
vitanay ny miaritra anareo mamono,miaritra mahita anareo mampirafy,mamolava,sns.....ary azo atao hoe aman-taonany mht io fihafihana io,fa refa mahita olona tia hafa ndray zahay de bye @ zay ary tsy te hierika intsony
6. dinakwely ( 16/11/2011 13:10)

hay ve e!
7. jesuisla ( 17/01/2012 16:20)
betsaka ny zavatra tsy fantatry ny olona. Dia diso toy izany koa ny fijeriny. Ilay hoe na inona na inona d hoe, na inona na inona fahalemenao sy ny kilemanao. F tsy hoe, na inona na inona ratsy ataona.Manaova ratsy ny alika ange ianao, d ho hita eo.
8. Enry ( 15/04/2012 20:53)
na bandy koa aza tsy azo atokisana!! raha endry elah
9. mimikwely ( 26/04/2012 08:19)

dinakwely:

laisany ve mino hoe any ho any misy sipa tena ti ol 1, d ninon'inona ataon'ilay olona nefa d ho eo fôna izy?
ie za mbola mino satria za ol 1 tena tia ny ol tiko ary n in n in nataon tsy nety de teo fona a satria tiko iz,sady afa iany nge zany oe ol 1 tena efa maafantatra tsara anao zany e!
10. vale ( 31/05/2012 16:06)
Zà indray alou anisan'ilay miaritra foana, sady arahako fampitandremana ihany, ka raha efa ho lava, dia iny za no mipitsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0892