Hiala sigara

1. Neal ( 22/11/2011 14:24)
Ra te hiala sôra de aona ny fomba mety indridra e!!!!!
novalian'i pimaso ny 16/07/2012 19:18
2. Ratoa ( 22/11/2011 20:48)
tonga dia ajanona fotsiny.
Mifoha vao maraina dia tsymifoaka intsony.
Volonté avec application immédiate io fa resaka fandaniana andro ny sisa!
3. danbal ( 14/01/2012 18:42)
sao de mankarary zany, fa za tena te hiala sigara, fa sur ve enao fa mety zany ? de zao koa, za matahotra so de lasa ngezabe, sarotra anie le izy. ndraindray ny volonte de tena misy fa ny application no..... hevitra hafa ranga omena a, ohatra hoe mba misy fanafody tokony hohanina ve, fa reny le fanafodim-bazaha, nicorette, cigarette electronique, sns.. ireny efa nandramako daholo fa mety vetivety fotsiny, fa mitady ihany avy eo, le stress e, gaigy be!Mba toroy hvitra hafa e
4. Ratoa ( 14/01/2012 21:38)
Resaka daholo izany rehetra izany. Tonga dia mijanona fotsiny no vaha olana. Tsy mankarary izany fa vao maika ianao salama tsara. Ny saina no mitondra ny zava-drehetra eto amin'ny fiainana.
Ny raiko, ny anadahiko telo, ny vadiko, tonga dia niala daholo. Afaka. Mafy fa afaka. Raha mbola mitady vaha olana hafa ianao dia mbola tsy te hiala izany fa manadala tena fotsiny eo.
Mitovy daholo ny fanasitranana ny mpifoka sigara sy ny mpisotro taoka ary ny drogué. Ny fihinanana fanafody dia fanariana dia fotsiny.
5. danbal ( 15/01/2012 15:52)
Misaotra Ratoa t@ le torohevitra a, de aleo fa tena andramako ary e, fa le izy ko an, tsy vao izao aho no te-hiala sigara fa efa ela, efa nisy an'izany hoe 8mois tsy nifoka sigara tsony, fa de tsy haiko re Ratoa fa de hotran'ny tsy ahon-tsy ahoana de tafaverina ho azy, ary ny tena loza, de vao maika mitombo ny sigara lany amin'iny, lasa betsaka no ilay taloha. Fa misaotra anao ihany aloha nanome an'izay hevitra zay e. Mandrapanoratra.
6. jesuisla ( 17/01/2012 16:14)
tsy mpifoka aho, fa fantako ny fahasarotan' miala.Satria maro no tehiala, fa tsy afaka. Misy fotoanany ny zavatra rehetra.Rehefa mikohaka, na misy tazo, na marary ianao dia araraoty, aza mifoka. Rehefa mahatsiaro ianao dia mihinana bonbon, na pecto, na voasary makirana, na voanjo, na rano mandritra ny telo andro misesy. Aorian'izay d mihinana akondro. Asio zavatra (sakafo) ny vavanao rehefa mahatsiaro ianao. Problème, ny mpifok, sady mpisotro, misotro kafe, sns, d 1 ihany no hafany. Satria efa matin'ireo zavatra ireo ny nofony. Tonga marefo izy raha mahafaka ny mihoatra ny 2 amin(ireo. Mahafaka ny misafidy anefa ianao.
miandrasa marary vao miala. Aza mifanerasera @ mpifoka raha hiala sigiara.F tsy misy dikany
7. pimaso ( 16/07/2012 19:18)
Voalohany : raha sanatria marary dia c'est l'occasion idéale,

faharoa : manaova concentration kely eo ampandriana pendant 20 mn : relacher daholo ny articulation rehetra, eritrereto hoe eny @ ile paradisiaque ianao avec ciel bleu et mer bleue

dia pense peandant cette minute que la fumée tue ;

farany : raha tsy manana sipa na vady dia mitadiava fa le mitogaigy irery mora mapiverina sigara, indrindra ka misy sipa mahamenamaso anao dia vao mainka mety tsara mihitsy

Bonne chance
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6779