Resa-dehilahy

xxx ( 19/11/2009 22:58)
bandy aho ary efa manambady ,ny olana anefa dia lasa mimaste foana aho isan'andro ary manao rapport sexuel foana koa anefa rehefa alina ,tena fomba ratsy tsy mety afaka mihitsy izy ity satria fony mbo... tohiny
novalian'i jarifa ny 04/01/2010 10:53
xxx ( 11/11/2009 06:25)
Misy sipa izay. Tsy manintona mihitsy izy physiquement. Pas charmante koa. Tsy mbola nanao sipa izy na efa feno 22 ans aza. Nefa izy fantatro fa mangididy be. Dia te hiaraka amiko hono izy sady fiarah... tohiny
novalian'i maryline ny 16/12/2009 12:39
Bazily ( 23/09/2009 14:11)
Ndao hoe tsika bandy samy hilaza zay revy vita talohan'ny nidirana tao @ fanambadana : Ny ahy zao efa nataoko daholo ny : nisotro toaka; nitety sipa, nitsambikina tatatra, nifoka jamala, namonjy boo... tohiny
novalian'i arialy ny 17/11/2009 08:24
Envy7 ( 15/09/2009 11:14)
Aona lisany amity tranga ity.Mijaly ve le joba ? Sa tena fitiavan-lery azy .Nodidina le joba t@ niteraka,hatr@io tranga io de maka milamina any aminy sisiny lery.Ts fantan-Mme zany,ka aona? fitiavana ... tohiny
sitlo ( 04/09/2009 22:58)
Mety ho lava be valiny fa ny farafaharatsiny fotsiny angamb dia ampy. Mety hiankina amin'ny toerana koa ilay izy fa ndeha ho atao hoe lehilahy gasy. Ireto no takatry ny saiko: Mahay mitondra teny:... tohiny
novalian'i soanja ny 20/09/2009 13:22
Envy7 ( 02/09/2009 07:09)
Arahaba aloha no atolotra,alohany hanombohantsika tafa vaovao.[b] Misy bandy akama,latsaka an-katerena ka mila ny hevitry ny maro.Tsy hanonona anarana pour le respect.Ka toy izao lay zistoire.Tafalats... tohiny
novalian'i Envy7 ny 27/09/2009 04:32
Envy7 ( 19/08/2009 09:23)
Milaza tia,tia, nefa tsy mety afa-po,amizay rehetra atao azy.... tohiny
novalian'i Papoose ny 22/10/2009 15:32
Mbola185 ( 13/08/2009 13:05)
Salama daholo ianareo. Te hanontany aho raha misy aninareo mahafantatra gasy mipetraka any Atlanta USA. Izaho izao mipetraka Minnesota fa hifindra any Atlanta tsy ho ela, koa raha mba misy aminareo m... tohiny
novalian'i Papoose ny 14/08/2009 18:36
Mirananirina ( 08/08/2009 16:36)
Na manambady na tsia ny vehivahy ka mampirafy,ahoana no andraisanareo lehilahy izany???... tohiny
novalian'i terrywui ny 23/12/2009 14:11
xxx ( 06/08/2009 19:03)
Mba mamorona hevitra nareo fa inona ary ty :cry: ... tohiny
Ahton ( 23/07/2009 19:37)
Namana 1 niomana ho pretra (tsy mbola pretra fa frera), nefa nifankahita sy nifanktia timin-jazavavy 24 taon; izy anefa 36 taona. Tena minkatia tokoa izy ireo ary vonona hiroso saingy ny olana mametra... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/07/2009 16:02
rakapy ( 19/07/2009 17:10)
Tetsy ambany moa isika dia niresaka ny momba ny lhl mitapaka sy tsy mitapaka fa ity indray dia momba ireo vhv mitapaka. Tena mahavariana tokoa ary tsy dia misy mpiresaka firy izy ity. Ry zareo vhv a... tohiny
novalian'i xxx ny 17/09/2009 20:49
xxx ( 06/07/2009 11:36)
Ny lehilahy eropeanina tsy manao didi-potra za gasy manambady eropeanina de ny fanontaniako aminareo lehilahy eto @serasera,tsisy fiantraikany ve ny tsy fanaovana didi-potra ohatra hoe tsy lasa momba ... tohiny
xxx ( 02/07/2009 13:34)
salam daol! lisany V reef avy manao rapport d mba mis ôtrn manaikitra kely zany any amn vôniny any ????? >> efa nanantona doctera mits a d nanao ny fitilina reetr fa OK tsar daol... tohiny
novalian'i hanjaris ny 31/07/2009 06:16
xxx ( 27/06/2009 21:14)
fa maninona kay nareo lehilahy rhf manao ka efa akaiky ho tonga iny ilay sperme dia toa manovokovoka mafy tsisy hoatrizany ery tsy tsaroanareo intsony hoe olombelona anie io anaovanareo io no dia tena... tohiny
novalian'i vale ny 20/08/2009 21:48
ari.malala ( 23/06/2009 07:26)
Manahoana daolo ndray, Hafahafa aminareo lehilahy ve raha vehivavy no manome compliment vehivavy? Ny antony ametrahako io fanontaniana io mantsy d zao, misy ankizivavy zay, charmante b mintsy izy, ... tohiny
novalian'i Koditra ny 04/07/2009 13:47
rakaroka ( 21/06/2009 05:09)
Dia miarahaba sy mirary soa ny Ray tsy an-kanavaka e, :-* :-* :-* Mankasitraka ireo tsy nikely soroka @ fiahiana ny ankohonany, ary mitondra amim-bavaka ny fahasahiranana isan-karazany: "tsy an'asa,... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 30/06/2009 12:59
xxx ( 18/06/2009 07:22)
dè fois vô mresaka na manana namana kôfa hafa ny sipa d ôtrn tsy alèz zany mits nkôfa sipany. Mataotra oe oatakalony aniny zany fôn. na le mjery kôf tampoka eny andalana reny na le manao salut... tohiny
novalian'i Papoose ny 26/06/2009 20:41
xxx ( 10/06/2009 07:32)
Ny ahy hoy ilay joba tanga noanaovako ato , ny ahy string hoy ilay iray ! Dia hoy aho hoe inona ary no mahasamy hafa an izany ? ... tohiny
novalian'i Papoose ny 09/07/2009 13:35
ari.malala ( 08/06/2009 05:31)
Miarahaba ny lehilahy rehetra (ny vehivavy koa arabaina lol) Fa inona marina hoà no mahatonga ny lehilahy taitra rehefa mahita vehivavy manao mini jupe na manao short e? :)... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0894