Revy alohan'ny fanambadiana

1. Bazily ( 23/09/2009 14:11)
Ndao hoe tsika bandy samy hilaza zay revy vita talohan'ny nidirana tao @ fanambadana :
Ny ahy zao efa nataoko daholo ny : nisotro toaka; nitety sipa, nitsambikina tatatra, nifoka jamala, namonjy boom, manenjika fetifety malaza, manenjika famadihan'olona.
Mbola misy fa mba omeo ndray ny an'laisany/
novalian'i arialy ny 17/11/2009 08:24
2. Papoose ( 23/09/2009 14:22)
:-D
3. simplex ( 23/09/2009 15:52)

mande manao picnic... dia kay efa nisy vondrona tanora nanana hevitra nitovy tao @ le toerana... tonga dia revy be... manatono hena, bex... resaka tsisy dikany... dirty dancing :roll: ... mifampizara numero 8)8)

vao t@ sabotsy teo :@:@

homba antsika A/tra :^)

;-)
4. ikaretsaka ( 23/09/2009 16:02)
Le manafika famadihan'olona io kosa tsary voatery hoe alohan ny hanambady vao atao kle.. rehefa te hihinana vary b menaka sy toaka gasy de atao foana io na efa manambady aza
5. Papoose ( 23/09/2009 23:07)
dirty dancing
mba tsy nanangaran'ny ghost tao aza koa! :^)
6. peta83 ( 24/09/2009 09:21)
Voalaza teo :
dirty dancing
mba tsy nanangaran'ny ghost tao aza koa!
=)) =))
possible ve ra lehilahy tsy nandalo reo retra2 reo d bola hanao izany apres ny fanambadiana????
7. ni81 ( 24/09/2009 11:02)
possible ve ra lehilahy tsy nandalo reo retra2 reo d bola hanao izany apres ny fanambadiana????
mety ho possible nefa ho tsia ihany koa. Misy koa aza nanao ireo taloha fa mbola manohy hatrany aty afara
8. Papoose ( 24/09/2009 11:38)
ieeeeeeeeeeee
9. Bazily ( 24/09/2009 11:42)
Peta > Raha ny marina dia rehefa mahatsapa ny lehilahy iray raha ampanambadiana fa be revy taloha dia azo antoka fa nahatsiaro fa nisy ditra kely tao @ fiainany, ary azo inoana izy fa efa ampy andra-piainana. Tsy dia hita matetika hoe manao ditra be loatra izy rehefa any ampanambadiana.
Ary izay no antony anakiray amatsiahivana ny namana lehilahy eto hoe: Mba topazo maso ihany izay vita na dia ho fahatsiarovana fotsiny aza..
Ny zava-misy koa dia mba misy firehrehana kely kokoa ny lehilahy rehefa mitanisa ireo revy vita ireo hoe: mba nahita kely ihany na dia sombiny aza t@ revy fony fahatanorana
10. ni81 ( 24/09/2009 12:41)
Ny zava-misy koa dia mba misy firehrehana kely kokoa ny lehilahy rehefa mitanisa ireo revy vita ireo hoe: mba nahita kely ihany na dia sombiny aza t@ revy fony fahatanorana
:roll: :-D :-D kay va re e!
11. simplex ( 24/09/2009 13:38)

o ry peta a :)
tsy ditra kosa aloha no filazako an'io fa revy tsotra an :P
asa na mifankahazo le resaka fa ny dirty dancing lazaiko eto otran'le @ patrick swayze iny na le hoe havana nights... itanao le mifampikasoka be izany sady... ahoana re ny fomba ilazana anazy ee :roll:
tsy mety atao @ anabavy sy cousine zany eee :lol:

marihiko kosa anefa fa ny vevavy aza tena ok be @ le izy an... zany hoe, ra ny tokony ho izy, iza no tena maditra ara ra raisina hoe ditra izany :-P
jereo tsara anie le revy milay rehetra ka hoe misy vevavy mandray anjara dia vevavy doly no tena manao ny rara fa ny lelah mijery sy mankafy fotsiny... ohatra (sady hevitra hoan'i Bazily ihany ity ra mbola afaka mankafy i toi ):

* T-shirt mouillee: toerana somary inclinee izany asiana labasy sa in, dia asiana rano mande avy eny ambony makeny @ farany ambany( any no miandrona ny rano) dia mamonjy mibolisatra eo ny ol... ny mpijery avy @ sisiny dia rehefa misy mamonjy mitsoraka eo @ le izy dia mipitsipitsika eny @ tarehan'ny mpijery ny rano... vevavy no tena fanclub an'io an 8)

* pool party: fety eo @ piscine... vinanio hoe iza no tena mankafy, manao bikini na topless mamonjy mitsoraka ao anaty piscine 8)

* jelly fights: ao anaty bassin, le plastika gonflable ireny, fenoina tapany @ rano na jus na liquide somary maditidity izay... misy ol 2 miady ao... vinanio hoe iza no miady ao 8)

Dia izao @ izay, ny ankamaroan'ny lelah an, tsy maditra izany rehefa manambady. Enfin, nde hatao hoe rehefa manan-janaka zany ee. Ny olana fotsiny dia rehefa misy vevavy miadaladala mi-allumer azy dia zay... faut pas tenter le diable kosa eee :)
Ny tena tokony ho izy ihany koa dia mba hoe miaraka elaela vao mivady ny mpifankatia anakiroa fa tsy hoe 4 mois ao arina'ny fifankahitana dia efa je le veux, je le veux... ny an'ny sasany aza mbola tsy miaraka akory dia efa fanambadiana no any antsaina :roll:

Bref, matoa ny lelah zay manambady dia soit bikina le sipa, soit efa afapo izy hoe enao dia ampy. Aza alefa lavitra ny saina... sinon, tsy hanambady mintsy izy... mafinaritra be ange ny selibatera ee ;-)

^:^
12. RATOVOARY ( 24/09/2009 14:18)
mafinaritra be ange ny selibatera ee
Nahita tsirona angaha :-D :-D :-D :-D
13. ikaretsaka ( 24/09/2009 15:07)
milay ny selibany ko...
14. soanja ( 25/09/2009 04:02)
Bazily:

Ndao hoe tsika bandy samy hilaza zay revy vita talohan'ny nidirana tao @ fanambadana :
Ny ahy zao efa nataoko daholo ny : nisotro toaka; nitety sipa, nitsambikina tatatra, nifoka jamala, namonjy boom, manenjika fetifety malaza, manenjika famadihan'olona.
Mbola misy fa mba omeo ndray ny an'laisany/


ka raha ny sipa ho vadinareo na efa vadinareo no mitantara an'ireo dia akory koa ny fipetrany?


:lol: :D :D :-*
15. Bazily ( 25/09/2009 04:43)
ka raha ny sipa ho vadinareo na efa vadinareo no mitantara an'ireo dia akory koa ny fipetrany?
Io indray arakaraky ny mpivady io, ny tsirairay dia efa samy nanana ny fiainany talohan'ny nanambadiany. Ilaina ny fifampitokisana ao antrano. Ka na hifampitantara ohatry ny inona aza fa rehefa samy manaiky fa tantara taloha izany tsy hitako izay olana.
16. ikaretsaka ( 25/09/2009 17:46)
ka raha ny sipa ho vadinareo na efa vadinareo no mitantara an'ireo dia akory koa ny fipetrany?

nena aloha tsy de asiako olana ze biznesiny tany aloha tany e.. fiainany izany!
efa nisy resaka lavabe nataon i sitlo momban'io

17. Mirananirina ( 26/09/2009 16:11)
revy aloha sy aorian'ny fanambadiana..hihihi :) raha tsy hoe manambady ianareo dia vita ny revy tssssssssssss.................mitohy ary mitohy hatrany
18. RATOVOARY ( 29/09/2009 04:40)
revy aloha sy aorian'ny fanambadiana..hihihi raha tsy hoe manambady ianareo dia vita ny revy tssssssssssss.................mitohy ary mitohy hatrany
Misy kos ny revy sasany azo tohizana ao anatin'ny fanambadiana e! Fa kosa amin'ny fifanajan'ny mpivady no hanatanterahana azy.
19. ikaretsaka ( 29/09/2009 17:56)
Marina izany ratovo a
20. RATOVOARY ( 30/09/2009 05:44)
Marina izany ratovo a
Ka marina anie lesy zany e! Srtt tsika avy niasa t@ projet tony tena misy revy tsy tokony ho ariana zany fa tokony hitohy foana. Sady mba milay koa anie le mba mirevy kely eo ialahy dia mba manotrona eo rafotsy e! ;-) ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2475