Revy alohan'ny fanambadiana

21. nathie86 ( 30/09/2009 10:52)
ikaretsaka:

Le manafika famadihan'olona io kosa tsary voatery hoe alohan ny hanambady vao atao kle.. rehefa te hihinana vary b menaka sy toaka gasy de atao foana io na efa manambady aza



:-D :-D :-D :-D :-D :-D
ô ry Bazily kely, betsaka iz zany, ary mba efa afaka v zao sa d oe tanana zatra mitsotra. Ilay mifoka jamala kosa aloha trop beuh.
22. Bazily ( 30/09/2009 11:41)
nathie86-beuh:
ô ry Bazily kely
:-D :-D :-D :-D
Reo aza tsy mbola izy kou! Mbola misy le mitsambikina kely etsy sy eroa na dia efa manmbady aza. Ary ireo dia efa nofaritako fa revy fa tsy akory sanatria ditra.
Ny mifoka jamala rehefa entina @ antnony tsy kwa fa raha hadalàna no tsy mety. Inona moa no tsy itovizany @ toaka tsy izy manetroka fotsiny fa samy dôzy daholo no vokany.
23. ikaretsaka ( 01/10/2009 00:05)
RATOVOARY:

Marina izany ratovo a
Ka marina anie lesy zany e! Srtt tsika avy niasa t@ projet tony tena misy revy tsy tokony ho ariana zany fa tokony hitohy foana. Sady mba milay koa anie le mba mirevy kely eo ialahy dia mba manotrona eo rafotsy e! ;-) ;-)



izay mnihitsy eeeee
24. arialy ( 17/11/2009 08:24)
ny lhl ony na de efa nanao revy toa inona aza mivarilavo am hadalana fona refa eo am 50taines eo ndray !! marina ve io? donc ra hanangona sns ao am tokatrano de atao alohan'ny maha 50 ny vady amzay tsy misy fanenenana . :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2828