tsy matoky valeur

1. xxx ( 18/06/2009 07:22)
dè fois vô mresaka na manana namana kôfa hafa ny sipa d ôtrn tsy alèz zany mits nkôfa sipany. Mataotra oe oatakalony aniny zany fôn. na le mjery kôf tampoka eny andalana reny na le manao salut salut.
novalian'i Papoose ny 26/06/2009 20:41
2. tess ( 18/06/2009 09:24)
ka mba saro-piaro kosa izy zany kou!
3. xxx ( 18/06/2009 10:47)
mis toetrana'sipa tia mfanerasera amkôfa mits v é? na oe just pour un ami. mis manko na miaraka amin vadina ary iz d mbol msarika sy b sangsangy amin namany lelà zé eo akaikiny iany
4. tess ( 18/06/2009 16:42)
POSSIBLE
5. simplex ( 18/06/2009 21:44)

lol
zany koa ve dia atao olana ee
mba misangisangia sipa hafa koa... plus si affinite :roll: :lol: :lol:

8)
6. ikaretsaka ( 18/06/2009 22:25)
sure mihitsy letsy ra sim
7. ari.malala ( 19/06/2009 10:41)
simp :-D :-D :-D

Za aloha tia miresaka sy minamana @ lelà e :^) :-P
8. Mirananirina ( 19/06/2009 11:40)
inona moa ilay "kôfa "azafady fa tsy azoko ny resaka
9. max2 ( 20/06/2009 08:34)
ka tsy tiny hisy hiresaka @tsinina akotra anazy fa mety saropiaro izy nade tsy mbola niteny ary ko :-D
10. fijo ( 26/06/2009 20:35)
ny vavy koa misy misaina toa izany rah avao miresaka amin'ny sipa ny vadiny.amiko aretina io fahasarotampiaro io,ka hialao
11. Papoose ( 26/06/2009 20:41)
xxx:

mis toetrana'sipa tia mfanerasera amkôfa mits v é? na oe just pour un ami. mis manko na miaraka amin vadina ary iz d mbol msarika sy b sangsangy amin namany lelà zé eo akaikiny iany


ekany de ekany tokoa! tena be ny tsy mahatanty an'io an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731