après ..............

1. xxx ( 02/07/2009 13:34)
salam daol! lisany V reef avy manao rapport d mba mis ôtrn manaikitra kely zany any amn vôniny any ?????

>> efa nanantona doctera mits a d nanao ny fitilina reetr fa OK tsar daol
novalian'i hanjaris ny 31/07/2009 06:16
2. Mirananirina ( 02/07/2009 15:00)
valio hono
3. xxx ( 03/07/2009 18:57)
Za mieritreritra fa mety normal io satria anie iny nofo e de normal fa mety tsy ny rehetra :?
4. sitlo ( 03/07/2009 19:07)
sao dia any amin'ny tsy falehany? =))
5. tokynat ( 09/07/2009 07:55)
za alo mbola tsy tratran zay e!!!!!!!!!!!
6. Papoose ( 09/07/2009 13:33)
na sao dia nisy sakay kely ny an'le panntnera? :lol:
7. RATOVOARY ( 10/07/2009 08:20)
na sao dia nisy sakay kely ny an'le panntnera?
:-D :-D :-D Mety nisy foza dia voaketoka hatr@ vôniny. =)) =)) =))
8. ni81 ( 10/07/2009 08:35)
ary sao dia misy morpion? :-P :)
9. Papoose ( 10/07/2009 13:29)
RATOVOARY:

Mety nisy foza dia voaketoka hatr@ vôniny. =)) =)) =))


iny ndray no tsy hitako fa mety ho possible mintsy!tena ohatran'ny pince mihitsy tokoa ny vavan'ireny foza orana reny an!
:-D :-D :-D

10. RATOVOARY ( 10/07/2009 13:56)
foza orana
:-D :-D :-D Fidifidio ihany marina ny iarahana fa sao dia tratran'ny ratsy fiainga any a!
11. Papoose ( 13/07/2009 18:36)
ka vao milatsaka io tonga de orana! :-D
12. xxx ( 15/07/2009 09:14)
Ataovy sérieux kosa e
Anatiny sa ivelany ra xxx tompon'ny sujet ilay manaikitra ?
13. Papoose ( 15/07/2009 16:24)
tena azo raisina serieux reo voalaza reo ka!!! fa entina am-pimehezana mba tsy hahakivy be
14. Fanampy ( 16/07/2009 14:04)
salut daholo e,mba ataovy mlay rehefa mandefa frase amin'izay temaro be ny liana ry zalahy a
15. harilalaina ( 17/07/2009 18:35)
efa hatrizay ve no nisy anizany sa vao haingana, rehefa manao rapport iany ve ,tsy misy fivotosana ve ?
tsy manao torsion ve ono ny testicule nao,
ary sao de crampe fa misy position mi provoquer azy?
am eritreritro tsy de grave zany , minana antalgik kely fotsiny de milamina
16. hanjaris ( 31/07/2009 06:16)
Hay ve otrizao ny lehilahy refa mitafatafa e!!!! Za zany mba espionne eee!!! :lol: :lol: milay ka!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3778