après ..............
1. xxx
(
02/07/2009 13:34)
salam daol! lisany V reef avy manao rapport d mba mis ôtrn manaikitra kely zany any amn vôniny any ?????
>> efa nanantona doctera mits a d nanao ny fitilina reetr fa OK tsar daol
>> efa nanantona doctera mits a d nanao ny fitilina reetr fa OK tsar daol
répondu par hanjaris le 31/07/2009 06:16
3. xxx
(
03/07/2009 18:57)
Za mieritreritra fa mety normal io satria anie iny nofo e de normal fa mety tsy ny rehetra :?
7. RATOVOARY
(
10/07/2009 08:20)
na sao dia nisy sakay kely ny an'le panntnera?:-D :-D :-D Mety nisy foza dia voaketoka hatr@ vôniny. =)) =)) =))
9. Papoose
(
10/07/2009 13:29)
RATOVOARY:
Mety nisy foza dia voaketoka hatr@ vôniny. =)) =)) =))
iny ndray no tsy hitako fa mety ho possible mintsy!tena ohatran'ny pince mihitsy tokoa ny vavan'ireny foza orana reny an!
:-D :-D :-D
10. RATOVOARY
(
10/07/2009 13:56)
foza orana:-D :-D :-D Fidifidio ihany marina ny iarahana fa sao dia tratran'ny ratsy fiainga any a!
12. xxx
(
15/07/2009 09:14)
Ataovy sérieux kosa e
Anatiny sa ivelany ra xxx tompon'ny sujet ilay manaikitra ?
Anatiny sa ivelany ra xxx tompon'ny sujet ilay manaikitra ?
13. Papoose
(
15/07/2009 16:24)
tena azo raisina serieux reo voalaza reo ka!!! fa entina am-pimehezana mba tsy hahakivy be
14. Fanampy
(
16/07/2009 14:04)
salut daholo e,mba ataovy mlay rehefa mandefa frase amin'izay temaro be ny liana ry zalahy a
15. harilalaina
(
17/07/2009 18:35)
efa hatrizay ve no nisy anizany sa vao haingana, rehefa manao rapport iany ve ,tsy misy fivotosana ve ?
tsy manao torsion ve ono ny testicule nao,
ary sao de crampe fa misy position mi provoquer azy?
am eritreritro tsy de grave zany , minana antalgik kely fotsiny de milamina
tsy manao torsion ve ono ny testicule nao,
ary sao de crampe fa misy position mi provoquer azy?
am eritreritro tsy de grave zany , minana antalgik kely fotsiny de milamina
16. hanjaris
(
31/07/2009 06:16)
Hay ve otrizao ny lehilahy refa mitafatafa e!!!! Za zany mba espionne eee!!! :lol: :lol: milay ka!!!!!