quel soulagement...

1. xxx ( 09/12/2009 09:55)
Tena enjana mihitsy rehefa poritra te hamany iny enao. Tatavy efa saika ho vaky raha niandry WC, ilay embouteillage tsy nety tapitra, heureusement fa somary maizimaizina dia nalefako tao anaty tavoangy....Soulagement tsy misy ohatr'izany rehefa avy eo...ouf...
novalian'i xxx ny 21/12/2009 09:38
2. maryline ( 09/12/2009 12:20)
xxx:

Tena enjana mihitsy rehefa poritra te hamany iny enao. Tatavy efa saika ho vaky raha niandry WC, ilay embouteillage tsy nety tapitra, heureusement fa somary maizimaizina dia nalefako tao anaty tavoangy....Soulagement tsy misy ohatr'izany rehefa avy eo...ouf...



hihihihi taiza no nahita tavahangy????? de natao taiza??
3. xxx ( 10/12/2009 10:06)
ton pénis doit étre petit alors?
mhhhhhhhh mafy ka m'enfin bon un avantage pour les mecs ptttre
4. Mirananirina ( 10/12/2009 13:34)
Ny atsasany raraka daholo :lol: :lol: :lol:
5. xxx ( 10/12/2009 15:45)
xxx-2:
ton pénis doit étre petit alors?
mhhhhhhhh mafy ka m'enfin bon un avantage pour les mecs ptttre

...lol f'angaha izy ty rangahy ty dia ho atsofika anaty tavoangy daholy e! ny lohany fotsiny d'efa mety e.

maryline monroe:
hihihihi taiza no nahita tavahangy????? de natao taiza??


Heureusement fa nisy tavoangin-drano tao anaty fiara dia iny no no-vidé-ko e!
Efa hihomehazantsika izy io amin'izao fa tena narary e, tsy hitako ny asiko ny aiko. :(
6. xxx ( 10/12/2009 16:10)
ary raha poritra te hikapa dia ahoana indray :?: :?: :?:
sa didiana le tavoangy raha plasitika :-D :-D :-D
7. xxx ( 10/12/2009 18:59)
xxx:

Tena enjana mihitsy rehefa poritra te hamany iny enao. Tatavy efa saika ho vaky raha niandry WC, ilay embouteillage tsy nety tapitra, heureusement fa somary maizimaizina dia nalefako tao anaty tavoangy....Soulagement tsy misy ohatr'izany rehefa avy eo...ouf...


ouf! ny ahy an! Ny nitenenako ny ilay hoe "namako hono" tsy dia tena namana no sady mpandainga no tsy mari-pototra teto hoe: tsy mila ny fifandraisana avy aminao intsony no tena ouf!! je respire! Mandreraka ny mihaino ny fitarainana lava sy ny ranomaso ary ny lainga sy ny fanomezan-tsiny lava !! OUF! Il était temps!!!Tena hoatranao te hi-pipi iny!
:-D :-D :-D :roll: :evil: :evil: :-P :-P :-P
8. milamm ( 10/12/2009 20:46)
=)) tena resaka nay @ tem ty leu leu =)) =)) ,misy ny mpandidy tavoangy ao ko ny pompista mpameno tavoangy tena ho resy mc gyver atsy ho atsy,giravy ihany refa akaterena kalo e ny aza tratrany :-D
9. xxx ( 11/12/2009 09:10)
ouf! ny ahy an! Ny nitenenako ny ilay hoe "namako hono" tsy dia tena namana no sady mpandainga no tsy mari-pototra teto hoe: tsy mila ny fifandraisana avy aminao intsony no tena ouf!! je respire! Mandreraka ny mihaino ny fitarainana lava sy ny ranomaso ary ny lainga sy ny fanomezan-tsiny lava !! OUF! Il était temps!!!Tena hoatranao te hi-pipi iny!
xxx6 tena tsy mahay n'in in dondrona be mpanenjika sy mpanaratsy mpisera eto fotsiny.
10. mmmhh ( 17/12/2009 08:14)
laingalainga aloha fa tena mafy izany poritra te hi-pipi nefa tsy mahita toerana azo hipipizana izany,
11. xxx ( 21/12/2009 09:38)
xxx:

ouf! ny ahy an! Ny nitenenako ny ilay hoe "namako hono" tsy dia tena namana no sady mpandainga no tsy mari-pototra teto hoe: tsy mila ny fifandraisana avy aminao intsony no tena ouf!! je respire! Mandreraka ny mihaino ny fitarainana lava sy ny ranomaso ary ny lainga sy ny fanomezan-tsiny lava !! OUF! Il était temps!!!Tena hoatranao te hi-pipi iny!
xxx6 tena tsy mahay n'in in dondrona be mpanenjika sy mpanaratsy mpisera eto fotsiny.


Sahala ny hoe dé mahay inn koa ity rabe stila ity!! ié ianao no sady play no be stila no tena maranin-tsaina ka ! Ndana mba manao ireny spaoro malefadefaka ireny dia tony ny fo
:arrow: Eny hoa ramalagasy be galona e!!! Galona kapsily ve no mba azo klé! :-D :-D Tsy mamely e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1745