mila idées

1. xxx ( 11/11/2009 06:25)
Misy sipa izay. Tsy manintona mihitsy izy physiquement. Pas charmante koa. Tsy mbola nanao sipa izy na efa feno 22 ans aza. Nefa izy fantatro fa mangididy be. Dia te hiaraka amiko hono izy sady fiarahana matotra. Izaho nefa zandriny 2 ans. Tiako ho asiana be izany izy fa fantatro fa hanao be. Nefa ilay suite no manelingelina ny saiko. Izy manko hitako fa hiharcele be tsy hanaiky mihitsy.
novalian'i maryline ny 16/12/2009 12:39
2. jarifa ( 12/11/2009 06:36)
Tsy mety izany fa manjary lasa fitiavana an' le zavatra fotsiny ny enao raha izany, nefa matoa izy nitandrina nandritra ny 22ans izay, dia mba tiany koa mba izay olona tena tia azy no hisantatra ny vatany. koa raha tena tianao izy dia ataovy, fa raha ohatra ka io voalazako io dia tsory aminy ny marina hoe (raha anao amiko no tianao dia ataoko fa ny hivady na ... dia anjarany no mieritreritra.)
3. mmmhh ( 14/11/2009 07:27)
Andray kosa izany mba fisainanao !!! ?:x

Marina mintsy ny an'i jarifa, matoa izy nahavita nitazona ny maha-virjiny ary nandritra izay fotoana izay dia misy antony , fa tsy ho simbainao @ havetavetanao ny vatan'ny zanak'olona,
4. kotobekibo ( 14/11/2009 12:24)
za koa aloha manohana an'i jarifa @ izay e!
raha te hanao fotsiny elah , bdb lesy ny sipa tsy virja azo anaovana an'izany a!
sady hoy elah hoe tsy charmante sady tsy reven'elah physiquement , tssss
raha za no teo @ toeran'elah aloha d siora za fa tsy ahavel mihitsy e, au max demi-mole .
Aleo izy ho an'izay mirevy azy bainn a! Au moins mba samy faly ry zareo! 8)
5. xxx ( 14/11/2009 17:47)
Asivo any fa andoha vola aza atao ka. Io miaotraotra io ihany dia lasan'ny olona ny entana vao min6m6.
Mba fantatr'ialahy moa ny fifosan'ireny an'ialahy any hoe tsy mahavita azy sy mitamatama ,na vendrana.
Fanontaniana apetrak'éla fotsiny ,impiry no hisy ohatr'izay eo am fiainan'lah?
6. kotobekibo ( 15/11/2009 13:16)
Tsy haiko lisany na firy na firy taona fa imbetsaka no ahita okazy otran'izao elah ao aoriana kely ao ,
ohatra iray : zà izao mbola tsy nanao t@ sipa maizina ( afrikanina ) , ny okazy efa imbetsaka fa tsy tafa e! za mihitsy no mihemotra foana .
Ref sty ahazoana fafiny inn no anaovana an'izany ? tsy hoe andraisana vola akoriny farafaharatsiny .
;-)
7. Papoose ( 18/11/2009 17:56)
kotobekibo, fa maninona izahay sipa maizina? :lol: :roll:
8. ni81 ( 18/11/2009 20:28)
kotobekibo, fa maninona izahay sipa maizina
:^)
9. Ratoa ( 18/11/2009 21:12)
fa maninona izahay sipa maizina?

eny hoy aho.... Fa maninona tokoa isika maizina?
10. Ratoa ( 18/11/2009 21:14)
Fa maninona tokoa isika maizina?

isika sipa maizina .... mantsy é!!! Sipa moa no resaka teto.
11. sitlo ( 18/11/2009 23:14)
Tsy milay koa.

Ohatra ny hoe misy tsikoko izany na tsy misy aza.
12. arialy ( 19/11/2009 08:30)
sytlo< :-D :-D :-D misy tsikoko aona koa zay maizina?
kotobekibo< kosa gamba efa zatra blondes é :-D :-D !!!
13. zouzouzaza ( 21/11/2009 13:33)
sur ko za fa zan sipa zan ts anaiky anao ra ts misy fatorana lo eo @ lisany :twisted:
14. kotobekibo ( 22/11/2009 21:47)
papoose:
kotobekibo, fa maninona izahay sipa maizina?


Ny sipa maizina resahako eto d lé afrikanina mainty pur porc ireny ,
Le sipa afrikanina mainty beuu ireny tena mba ratsy kah ! za tsy tsara fa ireny kosa ratsy kléliké , :-P

efa imbetsaka za no niaraka t@ sipa vazaha fa tsssss !!!!
Taloha izany za d nànana sipa vazaha tsara bika , manga maso , mavo volo , 1.70m fa sedra ny sipa gasy kely , tsotsotra , 1.50m ouah zà fa tena potika , nitakerikerika saika nidona t@ pôtô :-D
:arrow: nareo sipa gasy no tena manja sy milay kah! hafa ihany nareo !
D tapaka ny tsinaiko ref mahita ny bandy gasy aty ivelany mànana vazaha d mizesta b hoe nahazaka vazaha , nefa tsy hainy fa ny mànana gasy no milay fa ny vazaha izany b d b dakan'ny alika fotsiny aty ivelany =))
15. ikaretsaka ( 23/11/2009 20:22)
hazavao le resa maizina aloha fa tsary azonay hatraty ambohimaloka
16. xxx ( 23/11/2009 21:32)
Lé fofona sy tsikoko mitambatra noho ny tsy fisian' ny rano ,ary ny allergie de melange d' alchimie no tena tsy maha tafa an' lé sipa maizna klé !!! :lol: :lol: Mbola manginy fotsiny ilay fomban-dry zareo hafa² @ fanambadiana izay manaiky ny plurigamie .
17. Mirananirina ( 24/11/2009 15:21)
Andray kosa izany mba fisainanao !!! ?

Marina mintsy ny an'i jarifa, matoa izy nahavita nitazona ny maha-virjiny ary nandritra izay fotoana izay dia misy antony , fa tsy ho simbainao @ havetavetanao ny vatan'ny zanak'olona
marina izany.
Voalaza teo :
fa maninona izahay sipa maizina?

eny hoy aho.... Fa maninona tokoa isika maizina?
:-D :-D :-D :-D Afrikana ao Afrika ve izy ity sa Afrikana Malagasy :-D :-D :-D :-D
18. kotobekibo ( 24/11/2009 23:47)
Mirananirina:
:-D :-D :-D :-D Afrikana ao Afrika ve izy ity sa Afrikana Malagasy :-D :-D :-D :-D



Afrikanina avy ao afrika kah! ry zareo anie misy fofona hafahafa izany e! na d efa misasa in-3 isanandro aza . Efa fofonkoditra mihitsy angamba .
fa nareo sipa gasy ouah milay ! gasy ka manja e! :-P
19. Mirananirina ( 25/11/2009 12:29)
Afrikanina avy ao afrika kah! ry zareo anie misy fofona hafahafa izany e! na d efa misasa in-3 isanandro aza . Efa fofonkoditra mihitsy angamba .
fa nareo sipa gasy ouah milay ! gasy ka manja e!
Izy ireny tokoa anie ka madio na dia mainty be aza e.Ny hoe misy fofona ,iny indray tsy haiko fa mbola tsy nifofona aho.
Misaotra aloha nanatsara anay sipa Malagasy e.
20. xxx ( 16/12/2009 12:12)
raha za ilahy ry bainn mody hoe hiaraka dia asiana aloha dia avy eo miala tsikelikely,nefa loza efa nahazo ahy izany ka mbola tsy tafa ala aho amdrak'ity na dia efa niteraka aza izahay :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2883