Afrikanina avy ao afrika kah! ry zareo anie misy fofona hafahafa izany e! na d efa misasa in-3 isanandro aza . Efa fofonkoditra mihitsy angamba .
fa nareo sipa gasy ouah milay ! gasy ka manja e!
Izy ireny tokoa anie ka madio na dia mainty be aza e.Ny hoe misy fofona ,iny indray tsy haiko fa mbola tsy nifofona aho.
Misaotra aloha nanatsara anay sipa Malagasy e.
:arrow: Zah nanana namana afrikanina senegalaise fa tena madio izy fa ofahany ny hodiny manao crème mampiendaka mba ho fotsy de lasa maramara be de misy fofona tokoa fa tsy haiko izay antony aloha e!! le hoditra epahana angamba fa tsara fanahy be ry zareo aloha e!